1 ULB Ary namory ireo tafiny rehetra tao Afeka ireo Filistina; BSB BSB: Now the Philistines brought all their forces together at Aphek, while Israel camped by the spring in Jezreel.
2 ULB nitoby teo akaikin'ny loharano izay tany Jezirela ireo Israelita. Nozarain'ireo andrian'ny Filistina an-jatony sy an'arivony ny miaramila; Davida sy ireo olony nandeha avy teo amin'ny mpiambina ny vodilalana niaraka tamin'i Akisy. BSB BSB: As the Philistine leaders marched out with their units of hundreds and thousands, David and his men marched behind them with Achish.
3 ULB Ary hoy ireo andrian'ny Filistina: "Inona no ataon'ireo Hebreo ireo aty?" Hoy Akisy tamin'ireo andrian'ny Filistina hafa: "Fa tsy i Davida ve io, ilay mpanompon'i Saoly, mpanjakan'Israely, izay efa niaraka tamiko tamin'ireny andro ireny, na tamin'ireny taona ireny akory aza, ary tsy nahita fahadisoana taminy aho hatramin'izay niarahany tamiko ka hatramin'ny androany?" BSB BSB: Then the commanders of the Philistines asked, “What about these Hebrews?” Achish replied, “Is this not David, the servant of King Saul of Israel? He has been with me all these days, even years, and from the day he defected until today I have found no fault in him.”
4 ULB Nefa ireo andrian'ny Filistina dia tezitra taminy; hoy izy ireo taminy: "Alefaso mandeha any izany lehilahy izany, aoka izy hiverina any amin'ny toerany izay nomenao azy; aza avela mandeha miaraka amintsika ho any amin'ny ady izy, mba tsy ho lasa fahavalontsika amin'ny ady izy. Fa ahoana no ahafahan'io namana io hihavana amin'ny tompony? Moa ve tsy amin'ny alalan'ireo lohan'ny olontsika? BSB BSB: But the commanders of the Philistines were angry with Achish and told him, “Send that man back and let him return to the place you assigned him. He must not go down with us into battle only to become our adversary during the war. What better way for him to regain the favor of his master than with the heads of our men?
5 ULB Moa ve tsy io i Davida ilay nifampihiran'izy ireo tamim-pandihizana, nanao hoe: 'Nahafaty an'arivony i Saoly, ary Davida nahafaty an'aliny'?" BSB BSB: Is this not the David about whom they sing in their dances: ‘Saul has slain his thousands, and David his tens of thousands’?”
6 ULB Ary Akisy niantso an'i Davida ka nanao taminy hoe: "Raha mbola velona koa i Yaveh, dia tsara ianao, ary sitrako ny miara-mivoaka sy miaraka aminao ao amin'ny tafika; fa tsy mbola nahita fahadisoana taminao aho hatramin'ny andro nahatongavanao taty amiko ka hatramin'ny androany. Na dia izany aza, dia tsy ankasitrahin'ireo andriana ianao. BSB BSB: So Achish summoned David and told him, “As surely as the LORD lives, you have been upright, and it seems right in my sight that you should march in and out with me in the army, because I have found no fault in you from the day you came to me until this day. But you are not good in the sight of the leaders.
7 ULB Koa ankehitriny miverena ary mandehana am-piadanana, mba tsy hampatezitra ireo andrian'ny Filistina ianao." BSB BSB: Therefore turn back now and go in peace, so that you will not do anything to displease the leaders of the Philistines.”
8 ULB Hoy i Davida tamin'i Akisy: "Fa inona no nataoko? Inona no hitanao tamin'ny mpanomponao hatramin'izay naha-teo anatrehanao ahy ka hatramin'ny androany, no dia tsy afaka mandeha miady hanohitra ireo fahavalon'ny tompoko mpanjaka aho?" BSB BSB: “But what have I done?” David replied. “What have you found against your servant, from the day I came to you until today, to keep me from going along to fight against the enemies of my lord the king?”
9 ULB Namaly i Akisy ka nanao tamin'i Davida hoe: "Fantatro fa tsy manan-tsiny tahaka ny anjelin'Andriamanitra eo imasoko ianao; na dia izany aza, ireo andrian'ny Filistina efa nanao hoe: 'Tsy mahazo miakatra miaraka amintsika ho any amin'ny ady izy.' BSB BSB: Achish replied, “I know that you are as pleasing in my sight as an angel of God. But the commanders of the Philistines have said, ‘He must not go into battle with us.’
10 ULB Koa ankehitriny mifohaza maraim-be miaraka amin'ireo mpanompon'ny tomponao izay tonga niaraka taminao; vantany vao mifoha ianao ny maraim-be ary mazava ny andro, dia mandehana." BSB BSB: Now then, get up early in the morning, along with your master’s servants who came with you, and go as soon as it is light.”
11 ULB Ary Davida nifoha maraim-be, izy sy ireo olony, mba hiala maraina, mba hiverina any amin'ny tanin'ny Filistina. Nefa ireo Filistina niakatra tany Jezirela. BSB BSB: So David and his men got up early in the morning to return to the land of the Philistines. And the Philistines went up to Jezreel.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.