1 ULB Ary ireo Filistina niady nanohitra an'Israely. Ary ny lehilahin'Israely nandositra teo alohan'ny Filistina ary lavo maty teo amin'ny Tendrombohitr'i Gilboa. BSB BSB: Now the Philistines fought against Israel, and the men of Israel fled before them, and many fell slain on Mount Gilboa.
2 ULB Ireo Filistina nanenjika akaiky an'i Saoly sy ireo zanany lahy. Novonoin'ireo Filistina i Jonatana, Abinadaba, ary i Malkisoa, zanany lahy. BSB BSB: The Philistines hotly pursued Saul and his sons, and they killed Saul’s sons Jonathan, Abinadab, and Malchishua.
3 ULB Niha-henjana teo anatrehan'i Saoly ny ady, ary ireo mpandefa zana-tsipìka nahavoa azy. Tao anatin'ny fanaintainana mafy izy nohon'ny amin'izy ireo. BSB BSB: When the battle intensified against Saul, the archers overtook him and wounded him critically.
4 ULB Ary hoy i Saoly tamin'ny mpitondra ny fiadiany: "Avoahy ny sabatrao ary trobahy amin'izany aho. Raha tsy izany, ireo tsy voafora ireo no ho tonga ka hanararaotra ahy." Fa tsy nanao izany ilay mpitondra ny fiadiany, satria natahotra mafy izy. Koa nalain'i Saoly ny sabany ary nianjera tambon'izany izy. BSB BSB: Then Saul said to his armor-bearer, “Draw your sword and run me through with it, or these uncircumcised men will come and run me through and torture me!” But his armor-bearer was terrified and refused to do it. So Saul took his own sword and fell on it.
5 ULB Rehefa hitan'ny mpitondra ny fiadiany fa maty i Saoly, dia nianjera tambonin'ny sabany tahaka izany koa izy ka maty niaraka taminy. BSB BSB: When his armor-bearer saw that Saul was dead, he too fell on his own sword and died with him.
6 ULB Ka dia maty i Saoly, ireo zanany telo lahy, ary ny mpitondra ny fiadiany—ireo lehilahy ireo dia niara-maty tamin'iny andro iny ihany. BSB BSB: So Saul, his three sons, his armor-bearer, and all his men died together that same day.
7 ULB Rehefa hitan'ny lehilahin'Israely izay teny ampitan'ny lohasaha, sy ireo izay teny an-dafin'i Jordana, fa nandositra ny lehilahin'Israely, ary maty i Saoly sy ireo zanany lahy, dia nandao ny tanànany ary nandositra izy ireo, ary tonga ireo Filistina ka nonina teo amin'ireo. BSB BSB: When the Israelites along the valley and those on the other side of the Jordan saw that the army of Israel had fled and that Saul and his sons had died, they abandoned their cities and ran away. So the Philistines came and occupied their cities.
8 ULB Ary ny ampitson'iny, rehefa tonga hanaisotra ireo faty ireo Filistina, no nahita ireo an'i Saoly sy ireo zanany telo lahy lavo teo amin'ny tendrombohitra Gilboa. BSB BSB: The next day, when the Philistines came to strip the dead, they found Saul and his three sons fallen on Mount Gilboa.
9 ULB Notapahan'izy ireo ny lohany ary nendahiny ny fiadiany, ary nandefa ireo mpitondra hafatra nanerana ireo tanin'ireo Filistina mba hitondra ny vaovao any amin'ny tempolin-tsampin'izy ireo sy any amin'ny vahoaka izy ireo. BSB BSB: They cut off Saul’s head, stripped off his armor, and sent messengers throughout the land of the Philistines to proclaim the news in the temples of their idols and among their people.
10 ULB Napetrak'izy ireo tao amin'ny tempolin'i Astarta ny fiadiany, ary ny vatany nofeheziny teo amin'ny mandan'ny tanànan'i Beti-sana. BSB BSB: They put his armor in the temple of the Ashtoreths and hung his body on the wall of Beth-shan.
11 ULB Rehefa nandre izay nataon'ireo Filistina tamin'i Saoly ny mponin'i Jabesy Gileada, BSB BSB: When the people of Jabesh-gilead heard what the Philistines had done to Saul,
12 ULB dia nitsangana ireo lehilahy mpiady rehetra ary nandeha ny alina manontolo ka naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ireo zanany lahy teo amin'ny mandan'i Beta-sana. Nankany Jabesa izy ireo ary nodorany teo ireo. BSB BSB: all their men of valor set out, journeyed all night, and retrieved the bodies of Saul and his sons from the wall of Beth-shan. When they arrived at Jabesh, they burned the bodies there.
13 ULB Ary nalain'izy ireo ny taolan'izy ireo avy eo ka nalevina tambanin'ny hazo tamariska tao Jabesy, ary nifady hanina nandritra ny fito andro izy ireo. BSB BSB: Then they took their bones and buried them under the tamarisk tree in Jabesh, and they fasted seven days.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.