1 ULB Ary lasan'ireo Filistina ny fiaran'Andriamanitra, ka nientin'izy ireo avy tany Ebenezera ho any Asdoda izany. BSB BSB: After the Philistines had captured the ark of God, they took it from Ebenezer to Ashdod,
2 ULB Nalain'ireo filistina ny fiaran'Andriamanitra, nentiny tao an-tranon'i Dagona izany, ary napetrany teo anilan'i Dagona. BSB BSB: carried it into the temple of Dagon, and set it beside his statue.
3 ULB Rehefa nifoha maraina ireo vahoakan'i Asdoda ny ampitso, dia indro, nianjera niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'ny fiaran'i Yaveh ny tavan'i Dagona. Koa dia nalain'izy ireo i Dagona ary nampiakariny teo amin'ny toerany indray. BSB BSB: When the people of Ashdod got up early the next morning, there was Dagon, fallen on his face before the ark of the LORD. So they took Dagon and returned him to his place.
4 ULB Fa rehefa nifoha maraina izy ireo ny ampitso, dia indro, nianjera niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'ny fiaran'i Yaveh ny tavan'i Dagona. Ny lohan'i Dagona sy ny tanany roa dia tapaka teo amin'ny varavarana. Ny vatan'i Dagona ihany sisa no nitoetra. BSB BSB: But when they got up early the next morning, there was Dagon, fallen on his face before the ark of the LORD, with his head and his hands broken off and lying on the threshold. Only the torso remained.
5 ULB Noho izany, no antony tsy handinganan'ireo Mpisoron'i Dagona sy izay olona miditra ao an-tranon'i Dagona ny varavaran'i Dagona ao Asdoda, na mandrak'ankehitriny aza. BSB BSB: That is why, to this day, the priests of Dagon and all who enter the temple of Dagon in Ashdod do not step on the threshold.
6 ULB Ny tanan'i Yaveh dia navesatra teo amin'ireo vahoakan'i Asdoda. Noringaniny sy nampahoriany tamin'ny fivontosana izy ireo, i Asdoda sy ireo faritaniny. BSB BSB: Now the hand of the LORD was heavy on the people of Ashdod and its vicinity, ravaging them and afflicting them with tumors.
7 ULB Rehefa tsapan'ny olon'i Asdoda izay nitranga, dia hoy izy ireo: "Aoka tsy hijanona eto aminay ny fiaran'ny Andriamanitr'Israely, satria ny tanany dia manohitra mafy anay sy i Dagona andriamanitray." BSB BSB: And when the men of Ashdod saw what was happening, they said, “The ark of the God of Israel must not stay here with us, because His hand is heavy upon us and upon our god Dagon.”
8 ULB Koa dia nampiantso izy ireo ary nanangona ireo mpanapaka ny Filisitina rehetra; hoy izy ireo taminy: "Inona no tokony hataonay amin'ny fiaran'ny Andriamanitr'Israely?" Namaly izy ireo hoe: "Aoka ho entina hiodidina an'i Gata ny fiaran'ny Andriamanitr'Israely." Koa nentin'izy ireo tany ny fiaran'ny Andriamanitr'Israely. BSB BSB: So they called together all the rulers of the Philistines and asked, “What shall we do with the ark of the God of Israel?” “It must be moved to Gath,” they replied. So they carried away the ark of the God of Israel.
9 ULB Fa rehefa avy nentin'izy ireo niodidina izany, dia nanohitra ny tanàna ny tanan'i Yaveh, ka nahatonga fifanjevona lehibe. Nampahory ireo olon'ny tanàna Izy, na kely na lehibe; ka nipoitra tamin'izy ireo ny fivontosana. BSB BSB: But after they had moved the ark to Gath, the LORD’s hand was also against that city, throwing it into great confusion and afflicting the men of the city, both young and old, with an outbreak of tumors.
11 ULB Ka nampiantso izy ireo ary nanangona ireo mpanapaky ny Filistina rehetra; hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Hampodio ilay fiaran'ny Andriamanitr'Israely, ary avereno amin'ny toerany ihany, mba tsy hamonon'izany antsika sy ireo olontsika." Fa nisy fisavorovoroana lehibe nanerana ny tanàna; tena navesatra teo ny tanan'Andriamanitra. BSB BSB: Then the Ekronites called together all the rulers of the Philistines and said, “Send away the ark of the God of Israel. It must return to its place, so that it will not kill us and our people!” For a deadly confusion had pervaded the city; the hand of God was very heavy upon it.
12 ULB Ireo olona izay tsy maty dia nampahoriana tamin'ny fivontosana, ary ny fitarainan'ny tanàna dia niakatra nanenika ny lanitra. BSB BSB: Those who did not die were afflicted with tumors, and the outcry of the city went up to heaven.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.