1 ULB Nisy lehilahy avy any Benjamina, lehilahy ambony iray. Ny anarany dia i Kisy zanaka lahin'i Abiela zanaka lahin'i Zerora zanaka lahin'i Bekorata zanaka lahin'i Afia, ilay zanaka lahina Benjamita iray. BSB BSB: Now there was a Benjamite, a powerful man, whose name was Kish son of Abiel, the son of Zeror, the son of Becorath, the son of Aphiah of Benjamin.
2 ULB Nanan-janaka lahy nantsoina hoe Saoly izy, tovolahy tsara tarehy iray. Tsy mbola nisy olona tsara tarehy noho izy teo amin'ny olon'Israely. Manomboka eo amin'ireo sorony no ho miakatra dia lava noho ny olona rehetra izy. BSB BSB: And he had a son named Saul, choice and handsome, without equal among the Israelites—a head taller than any of the people.
3 ULB Ary ireo ampondran'i Kisy, rain'i Saoly, dia very. Koa niteny tamin'i Saoly zanany i Kisy nanao hoe: "Makà iray amin'ireo mpanompo hiaraka aminao, mitsangàna ary mandehana mitady ireo ampondra." BSB BSB: One day the donkeys of Saul’s father Kish wandered off, and Kish said to his son Saul, “Take one of the servants and go look for the donkeys.”
4 ULB Koa dia namakivaky ny tany havoan'i Efraima i Saoly ary nandeha tamin'ny tanin'ny Salisa, fa tsy hitan'izy ireo izany. Ary namakivaky ny tanin'i Salima izy ireo, nefa tsy tany ireo. Avy eo dia namakivaky ny tanin'ireo Benjamita izy ireo, fa tsy nahita ireo. BSB BSB: So Saul passed through the hill country of Ephraim and then through the land of Shalishah, but they did not find the donkeys. He and the servant went through the region of Shaalim, but they were not there. Then they went through the land of Benjamin, and still they did not find them.
5 ULB Rehefa tonga teo amin'ny tanin'ny Zofa izy ireo, dia niteny tamin'ny mpanompony izay niaraka taminy i Saoly hoe: "Andao, andeha isika hiverina, fa mety tsy hanahy ny amin'ireo ampondra intsony ny raiko fa hanomboka hanahy ny momba antsika." BSB BSB: When they reached the land of Zuph, Saul said to his servant, “Come, let us go back, or my father will stop worrying about the donkeys and start worrying about us.”
6 ULB Fa hoy ilay mpanompo taminy hoe: "Henoy, misy lehilahin'Andriamanitra amin'ity tanàna ity. Izy dia lehilahy nomem-boninahitra; izay rehetra lazainy dia tanteraka avokoa. Andao isika ho any; mety ho afaka hilaza amintsika izay lalana tokony halehantsika amin'ny diantsika izy." BSB BSB: “Look,” said the servant, “in this city there is a man of God who is highly respected; everything he says surely comes to pass. Let us go there now. Perhaps he will tell us which way to go.”
7 ULB Dia hoy i Saoly tamin'ny mpanompony hoe: "Fa raha mandeha isika, inona no afaka entintsika ho an'ilay lehilahy? Ny mofo anaty kitapontsika efa lany, ary tsy misy fanomezana mba ho entintsika ho an'ilay lehilahin'Andriamanitra. Inona no hananantsika?" BSB BSB: “If we do go,” Saul replied, “what can we give the man? For the bread in our packs is gone, and there is no gift to take to the man of God. What do we have?”
8 ULB Ilay mpanompo namaly an'i Saoly ka nanao hoe: "Indro, izaho manana ampahefatry ny sekely volafotsy izay homeko an'ilay lehilahin'Andriamanitra, mba hitenenana amintsika izay lalana tokony halehantsika." BSB BSB: The servant answered him again. “Look,” he said, “I have here in my hand a quarter shekel of silver. I will give it to the man of God, and he will tell us our way.”
9 ULB (Taloha tany Israely, rehefa misy lehilahy mandeha mitady ny fahalalana ny sitrapon'Andriamanitra, dia miteny izy hoe: "Andao, andeha isika ho any amin'ny mpahita." Fa mpahita no fiantsoana taloha izay antsointsika hoe mpaminany ankehitriny.) BSB BSB: (Formerly in Israel, a man on his way to inquire of God would say, “Come, let us go to the seer.” For the prophet of today was formerly called the seer.)
10 ULB Avy eo dia niteny tamin'ny mpanompony i Saoly hoe: "Tsara ny voalazanao. Andao, andeha isika handeha." Dia lasa izy ireo nankany amin'ny tanàna izay nisy ny lehilahin'Andriamanitra. BSB BSB: “Good,” said Saul to his servant. “Come, let us go.” So they set out for the city where the man of God was.
11 ULB Ary rehefa niakatra ny havoana tao an-tanàna izy ireo, dia nahita ireo tovovavy nivoaka hitaona rano; dia hoy i Saoly sy ny mpanompony tamin'izy ireo hoe: "Eto ve ilay mpahita?" BSB BSB: And as they were climbing the hill to the city, they met some young women coming out to draw water and asked, “Is the seer here?”
12 ULB Namaly izy ireo, ka nanao hoe: "Eto izy; indro, ao aloha kelinareo ao fotsiny izy. Faingàna, fa ho tonga ao an-tanàna izy androany, satria hanao sorona eo amin'ny toerana avo ny vahoaka androany. BSB BSB: “Yes, he is ahead of you,” they answered. “Hurry now, for today he has come to the city because the people have a sacrifice on the high place.
13 ULB Raha vantany vao miditra ny tanàna ianareo dia hahita azy, alohan'ny hiakarany amin'ny toerana avo hihinanany. Tsy hihinana ny vahoaka mandram-piaviny, satria izy no hitso-drano ny sorona; aorian'izay dia hihinana ireo izay nasaina. Koa miakara izao, fa hahita azy avy hatrany ianareo." BSB BSB: As soon as you enter the city, you will find him before he goes up to the high place to eat. The people will not eat until he comes, because he must bless the sacrifice; after that, the guests will eat. Go up at once; you will find him.”
14 ULB Dia niakatra ho any amin'ny tanàna izy ireo. Ary raha vao niditra ny tanàna izy ireo, dia nahita an'i Samoela niseho taminy, mba handeha hiakatra any amin'ny toerana avo. BSB BSB: So Saul and his servant went up toward the city, and as they were entering it, there was Samuel coming toward them on his way up to the high place.
15 ULB Ary ny andro talohan'ny nahatongavan'i Saoly, dia nanambara tamin'i Samoela i Yaveh hoe: BSB BSB: Now on the day before Saul’s arrival, the LORD had revealed to Samuel,
16 ULB "Rahampitso amin'izao ora izao dia handefa lehilahy iray avy amin'ny tanin'ny Benjamina aminao Aho, ary hanosotra azy ho andriana eo amin'ny Israely vahoakako ianao. Hamonjy ny vahoakako amin'ny tanan'ireo Filistina izy. Fa efa nijery ny vahoakako tamin'ny fangorahana aho satria ny antso vonjin'izy ireo dia tonga taty Amiko." BSB BSB: “At this time tomorrow I will send you a man from the land of Benjamin, and you are to anoint him ruler over My people Israel; he will save them from the hand of the Philistines. For I have looked upon My people, because their cry has come to Me.”
17 ULB Rehefa hitan'i Samoela i Saoly, dia niteny taminy i Yaveh hoe: "Inty ilay lehilahy nambarako anao! Izy ilay olona izay hanapaka ny vahoakako." BSB BSB: When Samuel saw Saul, the LORD told him, “Here is the man of whom I spoke; he shall rule over My people.”
18 ULB Avy eo i Saoly dia nanatona an'i Samoela teo amin'ny vavahady ary nanao hoe: "Mba lazao ahy hoe aiza no misy ny tranon'ilay mpahita?" BSB BSB: Saul approached Samuel in the gateway and asked, “Would you please tell me where the seer’s house is?”
19 ULB Namaly an'i Saoly i Samoela ka nanao hoe: "Izaho ilay mpahita. Miakara ho amin'ny toerana avo mialoha ahy, fa androany dia hiara-mihinana amiko ianao. Avelako handeha ianao amin'ny maraina, ary holazaiko anao izay rehetra ao an-tsainao. BSB BSB: “I am the seer,” Samuel replied. “Go up before me to the high place, for you shall eat with me today. And when I send you off in the morning, I will tell you all that is in your heart.
20 ULB Raha ny amin'ireo ampondranao izay very telo andro lasa izay, dia aza manahy ny amin'izany, fa efa hita izany. Ary napetraka tamin'iza ireo fanirian'Israely rehetra? Tsy ho aminao sy ho amin'ny ankohonan-drainao rehetra ve?" BSB BSB: As for the donkeys you lost three days ago, do not worry about them, for they have been found. And upon whom is all the desire of Israel, if not upon you and all your father’s house?”
21 ULB Namaly i Saoly ka niteny hoe: "Fa tsy Benjamita ve aho, avy amin'ny foko kely indrindran'Israely? Tsy ny fianakaviambeko ve no farany indrindra amin'ireo fianakaviambe rehetra ao amin'ny fokon'ny Benjamina? Koa nahoana no izany fomba izany no niresahanao tamiko?" BSB BSB: Saul replied, “Am I not a Benjamite from the smallest tribe of Israel, and is not my clan the least of all the clans of Benjamin? So why would you say such a thing to me?”
22 ULB Ary noraisin'i Samoela i Saoly sy ny mpanompony, ka nentiny tany an'efitrano, ary napetrany teo amin'ny fitoerana voalohany ho an'izay voaasa izy ireo, izay tokony ho olona telopolo eo ho eo. BSB BSB: Then Samuel took Saul and his servant, brought them into the hall, and seated them in the place of honor among those who were invited—about thirty in all.
23 ULB Hoy i Samoela tamin'ny mpahandro hoe: "Ento ilay anjara izay nomeko anao, izay nilazako taminao hoe, 'Atokano ity.'" BSB BSB: And Samuel said to the cook, “Bring the portion I gave you and told you to set aside.”
24 ULB Koa nalain'ny mpahandro ny fe sy izay teo aminy ary napetrany teo anoloan'i Saoly. Ary hoy i Samoela hoe: "Indro izay voatokana dia efa napetraka teo anoloanao. Hano io, satria voatokana ho anao mandra-pahatongan'ny fotoana voatendry, tamin'ny fotoana nilazako hoe, 'Efa nanasa ny olona aho.'" Dia niara-nihinana tamin'ny Samoela i Saoly tamin'io andro io. BSB BSB: So the cook picked up the leg and what was attached to it and set it before Saul. Then Samuel said, “Here is what was kept back. It was set apart for you. Eat, for it has been kept for you for this occasion, from the time I said, ‘I have invited the people.’” So Saul dined with Samuel that day.
25 ULB Rehefa tafidina avy teny amin'ny toerana avo ho amin'ny tanàna izy ireo, dia niresaka tamin'i Saoly teo an-tampon-trano i Samoela. BSB BSB: And after they had come down from the high place into the city, Samuel spoke with Saul on the roof of his house.
26 ULB Ary vao mangiran-dratsy, dia niantso an'i Saoly teo an-tampon-trano i Samoela ka niteny hoe: "Miarena, mba hahafahako mandefa anao any amin'ny lalanao." Dia nifoha i Saoly, ary samy nandeha nivoaka ho eny an-dalana izy sy i Samoela. BSB BSB: They got up early in the morning, and just before dawn Samuel called to Saul on the roof, “Get ready, and I will send you on your way!” So Saul got ready, and both he and Samuel went outside together.
27 ULB Ary rehefa nandeha manodidina ny tanàna izy ireo, dia hoy i Samoela tamin'i Saoly: "Lazao ny mpanompo mba handeha hialoha antsika"—dia nandeha teo aloha izy—"fa tsy maintsy mijanona eto fotoana vitsy ianao, mba hilazako aminao ny hafatr'Andriamanitra." BSB BSB: As they were going down to the edge of the city, Samuel said to Saul, “Tell the servant to go on ahead of us, but you stay for a while, and I will reveal to you the word of God.” So the servant went on.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.