1 ULB Paoly, Silasy, ary Timoty ho an'ny fiangonan'ireo Tesaloniana ao amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana. BSB BSB: Paul, Silvanus, and Timothy, To the church of the Thessalonians in God the Father and the Lord Jesus Christ: Grace and peace to you.
2 ULB Manome fisaorana an'Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra, ka manonona anareo amin'ny vavakay. BSB BSB: We always thank God for all of you, remembering you in our prayers
3 ULB Izahay dia tsy mitsahatra ny mahatsiaro anareo eo anatrehan'Andriamanitra Raintsika ny asan'ny finoanareo, ny asan'ny fitiavanareo, ary fahatokisanareo maharitra ho an'ny ho avy ao amin'i Jesosy Kristy Tompontsika. BSB BSB: and continually recalling before our God and Father your work of faith, your labor of love, and your enduring hope in our Lord Jesus Christ.
4 ULB Ry rahalahy tian'Andriamanitra, fantatray fa Izy dia efa nifidy anareo, BSB BSB: Brothers who are beloved by God, we know that He has chosen you,
5 ULB satria ny filazantsaranay dia tonga taminareo tsy tamin'ny teny ihany, fa tamin'ny hery ihany koa, tamin'ny Fanahy Masina, ary ny fahatokiana be. Mitovy amin'izany, ianareo ihany koa dia mahalala hoe olona toy ny ahoana izahay teo aminareo noho ny aminareo. BSB BSB: because our gospel came to you not only in word, but also in power, in the Holy Spirit, and with great conviction—just as you know we lived among you for your sake.
6 ULB Nanjary nanahaka anay sy ny Tompo ianareo, tamin'ny nandraisanareo ny teny tamin'ny ady sarotra lehibe sy tamin'ny fifaliana avy amin'ny Fanahy Masina. BSB BSB: And you became imitators of us and of the Lord when you welcomed the message with the joy of the Holy Spirit, in spite of your great suffering.
7 ULB Vokatr'izany, tonga ohatra ho an'ny rehetra izay mino ao Makedonia sy Akaia ianareo. BSB BSB: As a result, you have become an example to all the believers in Macedonia and Achaia.
8 ULB Fa avy taminareo no nanenoan'ny tenin'ny Tompo, ary tsy tao Makedonia sy Akaia ihany. Fa kosa, teny amin'ny toerana rehetra no nielezan'ny finoanareo an'Andriamanitra. Vokatr'izany, dia tsy mila milaza na inona na inona isika. BSB BSB: For not only did the message of the Lord ring out from you to Macedonia and Achaia, but your faith in God has gone out to every place, so that we have no need to say anything more.
9 ULB Fa izy ireo ihany no hilaza izay fandraisana azonay teo aminareo. Izy ireo dia milaza ny fomba nitodihanareo tamin'Andriamanitra ka niala tamin'ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. BSB BSB: For they themselves report what kind of welcome you gave us, and how you turned to God from idols to serve the living and true God
10 ULB Izy ireo dia nitatitra fa ianareo dia miandry ny Zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ireo maty. Jesosy izany, izay manafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy. BSB BSB: and to await His Son from heaven, whom He raised from the dead—Jesus our deliverer from the coming wrath.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.