1 ULB Ry tompo, omeo ireo andevo izay marina sy rariny. Fantatrareo fa ianareo ihany koa manana tompo iray any an-danitra. BSB BSB: Masters, supply your slaves with what is right and fair, since you know that you also have a Master in heaven.
2 ULB Mahareta mandrakariva amin'ny fivavahana. Miambena amin'izany amin'ny fanomezana fisaorana. BSB BSB: Devote yourselves to prayer, being watchful and thankful,
3 ULB Miaraha mivavaka ho anay ihany koa, mba hanokafan'Andriamanitra varavarana ho an'ny teny, mba hilazana ny fahamarinana miafin'i Kristy. Nohon'ny amin'izany, dia voafatotra aho. BSB BSB: as you pray also for us, that God may open to us a door for the word, so that we may proclaim the mystery of Christ, for which I am in chains.
4 ULB Mivavaha mba ahafahako manazava izany, raha tokony hiteny aho. BSB BSB: Pray that I may declare it clearly, as I should.
5 ULB Mandehana amin'ny fahendrena any amin'ireo izay any ivelany, ary araraoty ny fotoana. Aoka ny teninareo hiaraka amin'ny fahasoavana hatrany. BSB BSB: Act wisely toward outsiders, redeeming the time.
6 ULB Aoka ireo ho vonton-tsira, mba hahafahanareo mahalala ny fomba tokony hamalianareo ny olona tsirairay. BSB BSB: Let your speech always be gracious, seasoned with salt, so that you may know how to answer everyone.
7 ULB Raha ireo zavatra momba ahy, dia i Tykyko no hampahafantatra ireny aminareo. Izy dia rahalahy malala, mpanompo mahatoky, ary mpiara-manompo ao amin'ny Tompo. BSB BSB: Tychicus will tell you all the news about me. He is a beloved brother, a faithful minister, and a fellow servant in the Lord.
8 ULB Nalefako any aminareo izy noho izao, mba ahafahanareo mahafantatra ny zavatra momba anay, ary mba ahafahany mampahery ny fonareo. BSB BSB: I have sent him to you for this very purpose, that you may know about us, and that he may encourage your hearts.
9 ULB Nalefako izy niaraka tamin'i Onesimosy, ilay rahalahy mahatoky sady malala, izay iray aminareo. Izy ireo no hilaza aminareo ny zava-drehetra izay efa nitranga taty. BSB BSB: With him I am sending Onesimus, our faithful and beloved brother, who is one of you. They will tell you about everything here.
10 ULB Aristarko, ilay miara-migadra amiko, dia miarahaba anareo, tahaka izany koa i Marka, havan'i Barnabasy (izay nahazoanareo baiko; raha mankany aminareo izy, dia raiso), BSB BSB: My fellow prisoner Aristarchus sends you greetings, as does Mark the cousin of Barnabas. You have already received instructions about him: If he comes to you, welcome him.
11 ULB ary Jesosy ihany koa izay antsoina hoe Josto. Ireo avy amin'ny voafora ireo ihany no mpiara-miasa amiko ho an'ny fanjakan'Andriamanitra. Fampiononana ho ahy izy ireo. BSB BSB: Jesus, who is called Justus, also sends greetings. These are the only Jews among my fellow workers for the kingdom of God, and they have been a comfort to me.
12 ULB Epafra dia miarahaba anareo. Iray aminareo izy ary mpanompon'i Kristy Jesosy. Mitolona am-bavaka ho anareo foana izy, mba hahatanteraka anareo ary hahazo antoka tanteraka ao amin'ny sitrapon'Andriamanitra rehetra. BSB BSB: Epaphras, who is one of you and a servant of Christ Jesus, sends you greetings. He is always wrestling in prayer for you, so that you may stand mature and fully assured in the full will of God.
13 ULB Fa mijoro vavolombelona ho azy aho, fa miasa mafy ho anareo izy, sy ho an'ireo any Laodika, ary ho an'ireo izay any Hierapolia. BSB BSB: For I testify about him that he goes to great pains for you and for those at Laodicea and Hierapolis.
14 ULB Lioka ilay mpitsabo malala sy Demasy dia miarahaba anareo. BSB BSB: Luke, the beloved physician, and Demas send you greetings.
15 ULB Arahabao ireo rahalahy any Laodika, sy Nymfa, ary ny fiangonana izay ao an-tranony. BSB BSB: Greet the brothers in Laodicea, as well as Nympha and the church that meets at her house.
16 ULB Rehefa voavaky eo anivonareo ity taratasy ity, dia ataovy vakiana ao amin'ny fiangonan'ny Laodikiana ihany koa, ary ataovy voavakinareo ihany koa ny taratasy avy any Laodika. BSB BSB: After this letter has been read among you, make sure that it is also read in the church of the Laodiceans, and that you in turn read the letter from Laodicea.
17 ULB Lazao i Arikipo hoe: "Tandremo ny asa fanompoana izay noraisinao tao amin'ny Tompo, fa tokony ho tanterahinareo izany." BSB BSB: Tell Archippus: “See to it that you complete the ministry you have received in the Lord.”
18 ULB Ity fanaovam-beloma ity dia ataon'ny tanako manokana -Paoly. Tsarovy ny fifatorako. Ho aminareo anie ny fahasoavana. BSB BSB: This greeting is in my own hand—Paul. Remember my chains. Grace be with you.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.