1 ULB Koa raha Andriamanitra no nanangana anareo niaraka tamin'i Kristy, katsaho ireo zavatra any ambony, izay ipetrahan'i Kristy eo an-tanan- kavanan'Andriamanitra. BSB BSB: Therefore, since you have been raised with Christ, strive for the things above, where Christ is seated at the right hand of God.
2 ULB Saino ireo zavatra any ambony, fa tsy ireo zavatra eto an-tany. BSB BSB: Set your minds on things above, not on earthly things.
3 ULB Fa efa maty ianareo, ary ny fiainanareo dia miafina miaraka amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra. BSB BSB: For you died, and your life is now hidden with Christ in God.
4 ULB Rehefa miseho i Kristy, izay fiainanareo, dia ianareo koa hiara-hiseho aminy ao amim-boninahitra. BSB BSB: When Christ, who is your life, appears, then you also will appear with Him in glory.
5 ULB Vonoy, avy eo, ireo mpikambana izay eto an-tany- ny filan-dratsy, fahalotoana, firehetan'ny filana, faniriana ratsy, ary fahatendana, izay fanompoan-tsampy. BSB BSB: Put to death, therefore, the components of your earthly nature: sexual immorality, impurity, lust, evil desires, and greed, which is idolatry.
6 ULB Noho ireny zavatra ireny no hahatongavan'ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ireo zanaky ny tsy fankatoavana. BSB BSB: Because of these, the wrath of God is coming on the sons of disobedience.
7 ULB Tao amin'ireny zavatra izay nandehananareo ireny taloha ihany koa rehefa mbola niaina tao amin'ireny ianareo. BSB BSB: When you lived among them, you also used to walk in these ways.
8 ULB Fa ankehitriny ianareo dia tsy maintsy manary ireny zavatra rehetra ireny- fahatezerana, fahavinirana, ireo fikasan-dratsy, ireo fanevatevana, ary teny fahavetavetana avy amin'ny vavanareo. BSB BSB: But now you must put aside all such things as these: anger, rage, malice, slander, and filthy language from your lips.
9 ULB Aza mifandainga, fa efa narianareo ny toetra taloha miaraka amin'ireo fampiharana izany, BSB BSB: Do not lie to one another, since you have taken off the old self with its practices,
10 ULB ary notafinareo ny toetra vaovao izay nohavaozina ao amin'ny fahalalana araka ny endrik'izay namorona izany. BSB BSB: and have put on the new self, which is being renewed in knowledge in the image of its Creator.
11 ULB Ao amin'izany dia tsy misy Grika sy Jiosy, voafora sy tsy voafora, barbariana, Skytiana, andevo, olon'afaka, fa i Kristy no rehetra, ary ao amin'ny rehetra. BSB BSB: Here there is no Greek or Jew, circumcised or uncircumcised, barbarian, Scythian, slave, or free, but Christ is all and is in all. 12 ULB Koa, mitafia, araka ny maha-olom-boafidin'Andriamanitra, masina ary malala, famindram-po, hatsaram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, ary faharetana. BSB BSB: Therefore, as the elect of God, holy and beloved, clothe yourselves with hearts of compassion, kindness, humility, gentleness, and patience.
13 ULB Mifampitondrà tsara. Mifamelà. Raha misy olona iray manana fitarainana momba ny olona hafa, mamelà toy izay namelan'ny Tompo anareo. BSB BSB: Bear with one another and forgive any complaint you may have against someone else. Forgive as the Lord forgave you.
14 ULB Ambonin'ireny zavatra rehetra reny, manàna fitiavana, izay mamatotra antsika amin'ny fahatanterahana. BSB BSB: And over all these virtues put on love, which is the bond of perfect unity.
15 ULB Aoka ny fiadanan'i Kristy hanapaka ao amin'ny fonareo. Fa ho an'izany fiadanana izany no niantsoana anareo ho vatana iray. Ary misaora. BSB BSB: Let the peace of Christ rule in your hearts, for to this you were called as members of one body. And be thankful.
16 ULB Aoka ny tenin'i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo. Amin'ny fahendrena rehetra mifampianara ary mifananara amin'ireo salamo sy fihirana ary hira ara-panahy. Mihirà amin'ny fisaorana ao am-ponareo ho an'Andriamanitra. BSB BSB: Let the word of Christ richly dwell within you as you teach and admonish one another with all wisdom, and as you sing psalms, hymns, and spiritual songs with gratitude in your hearts to God.
17 ULB Na inona na inona ataonareo, na amin'ny teny na amin'ny asa, ataovy amin'ny anaran'ny Tompo Jesosy ny rehetra. Manomeza fisaorana ho an'Andriamanitra ilay Ray amin'ny alalany. BSB BSB: And whatever you do, in word or deed, do it all in the name of the Lord Jesus, giving thanks to God the Father through Him.
18 ULB Ry vehivavy, maneke ny vadinareo, fa izany no mety ao amin'ny Tompo. BSB BSB: Wives, submit to your husbands, as is fitting in the Lord.
19 ULB Ry lehilahy, tiavo ny vadinareo, ary aza masiaka amin'izy ireo. BSB BSB: Husbands, love your wives and do not be harsh with them.
20 ULB Ry zanaka, mankatoava ny ray aman-dreninareo amin'ny zavatra rehetra, fa izany no ankasitrana ao amin'ny Tompo. BSB BSB: Children, obey your parents in everything, for this is pleasing to the Lord.
21 ULB Ry ray, aza manao izay mampalahelo ireo zanakareo, mba tsy ho kivy izy ireo. BSB BSB: Fathers, do not provoke your children, so they will not become discouraged.
22 ULB Ry andevo, mankatoava ny tomponareo araka ny nofo amin'ireo zavatra rehetra, tsy amin'ny asa eo imaso toy ny olona mpila sitraka, fa amin'ny fo tsotra. Matahora ny Tompo. BSB BSB: Slaves, obey your earthly masters in everything, not only to please them while they are watching, but with sincerity of heart and fear of the Lord.
23 ULB Na inona na inona ataonareo, miasà avy amin'ny fanahinareo toy ny ho an'ny Tompo fa tsy ho an'ny olona. BSB BSB: Whatever you do, work at it with your whole being, as for the Lord and not for men,
24 ULB Fantatrareo fa ianareo dia handray ny valisoan'ny lova avy amin'ny Tompo. Izy no Tompo Kristy izay tompoinareo. BSB BSB: because you know that you will receive an inheritance from the Lord as your reward. It is the Lord Christ you are serving.
25 ULB Fa izay manao ny tsy fahamarinana dia handray ny sazy ho an'ny tsy fahamarinana izay nataony, ary tsy misy fizahan-tava. BSB BSB: Whoever does wrong will be repaid for his wrong, and there is no favoritism.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.