1 ULB Fa tiako ho fantatrareo ny halehiben'ny tolona nataoko ho anareo, ho an'ireo any Laodikia, sy ho an'ireo maro mbola tsy nahita ny tavako tamin'ny nofo. BSB BSB: For I want you to know how much I am struggling for you and for those at Laodicea, and for all who have not met me face to face,
2 ULB Miasa aho mba hampahery ny fon'izy ireo amin'ny fampiraisana azy ireo miaraka ao amin'ny fitiavana sy ny harena rehetra amin'ny fahalalana azo antoka, ho amin'ny fahalalana ny fahamarinana miafin'Andriamanitra, izany hoe, i Kristy. BSB BSB: that they may be encouraged in heart, knit together in love, and filled with the full riches of complete understanding, so that they may know the mystery of God, namely Christ,
3 ULB Ao aminy ny haren'ny fahendrena sy izay fahalalana rehetra no miafina. BSB BSB: in whom are hidden all the treasures of wisdom and knowledge.
4 ULB Milaza izany aho mba tsy hisy hitarika anareo amin'ny lahateny mandresy lahatra. BSB BSB: I say this so that no one will deceive you by smooth rhetoric.
5 ULB Na dia tsy miaraka aminareo ao amin'ny nofo aza aho, dia miaraka aminareo ao amin'ny fanahy. Faly aho mahita ny filaminanareo tsara sy ny tanjakin'ny finoanareo an'i Kristy. BSB BSB: For although I am absent from you in body, I am present with you in spirit, and I delight to see your orderly condition and firm faith in Christ.
6 ULB Raha nandray an'i Kristy Tompo ianareo, dia mandehana ao aminy. BSB BSB: Therefore, just as you have received Christ Jesus as Lord, continue to walk in Him,
7 ULB Mifotora mafy aminy, miorena ao aminy, miorena amin'ny finoana izay efa nampianarina anareo, ary mazotoa manome fisaorana. BSB BSB: rooted and built up in Him, established in the faith as you were taught, and overflowing with thankfulness.
9 ULB Fa ao Aminy no mitoetra ny fahatsaran'ny tenan'Andriamanitra rehetra. BSB BSB: For in Christ all the fullness of the Deity dwells in bodily form.
10 ULB Feno ianareo ao Aminy. Izy no lohan'ny hery sy ny fahefana rehetra. BSB BSB: And you have been made complete in Christ, who is the head over every ruler and authority.
11 ULB Tao Aminy ihany koa ianareo no noforaina tamin'ny famorana izay tsy nataon'ny olombelona amin'ny fanesorana ny nofo amin'ny vatana, fa tamin'ny famoran'i Kristy. BSB BSB: In Him you were also circumcised, in the putting off of your sinful nature, with the circumcision performed by Christ and not by human hands.
12 ULB Niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ianareo, ary tao Aminy no nananganana anareo tamin'ny alalan'ny finoana maherin'Andiamanitra, izay nanangana azy tamin'ireo izay maty. BSB BSB: And having been buried with Him in baptism, you were raised with Him through your faith in the power of God, who raised Him from the dead.
13 ULB Fony ianareo maty tamin'ireo fahotana sy ny tsy fahavitan'ny nofonareo famorana, izy no namelona anareo niaraka taminy sy namela antsika tamin'ireo fahotantsika rehetra. BSB BSB: When you were dead in your trespasses and in the uncircumcision of your sinful nature, God made you alive with Christ. He forgave us all our trespasses,
14 ULB Nofafany ny rakitsoratrin'ny trosam-panafahana sy ireo fitsipika nifanohitra tamintsika. Nalany izany rehetra izany ary nofantsihiny teo amin'ny hazo fijaliana. BSB BSB: having canceled the debt ascribed to us in the decrees that stood against us. He took it away, nailing it to the cross!
17 ULB Izany no alok'ireo zavatra ho avy, fa ny tena izy dia i Kristy. BSB BSB: These are a shadow of the things to come, but the body that casts it belongs to Christ.
18 ULB Aza avela hisy na iza na iza izay mila ny fanetren-tena sy ny fideran'ny anjely hitsara anareo ka tsy hahazoanareo ny lokanareo. Ny olona toy izany dia miditra amin'ny zavatra hitany ary manjary mieboebo amin'ny fisainan'ny nofony. BSB BSB: Do not let anyone who delights in false humility and the worship of angels disqualify you with speculation about what he has seen. Such a person is puffed up without basis by his unspiritual mind.
19 ULB Tsy mihazona ny lohany izy. Izany dia avy amin'ny loha izay nomen'Andriamanitra ny vatana manontolo manerana ireo vanin-taolany sy ny hozany izay manome ka mihazona izany rehetra izany mitambatra; izany dia mitombo miaraka amin'ny fampitomboana nomen'Andriamanitra. BSB BSB: He has lost connection to the head, from whom the whole body, supported and knit together by its joints and ligaments, grows as God causes it to grow.
20 ULB Raha maty niaraka tamin'i Kristy ianareo tamin'ireo endrik'izao tontolo izao, nahoana ary ianareo no miaina toy ny voatery amin'ny tany: BSB BSB: If you have died with Christ to the spiritual forces of the world, why, as though you still belonged to the world, do you submit to its regulations:
21 ULB "Aza mihodina, aza manandrana, ary aza mikasika"? BSB BSB: “Do not handle, do not taste, do not touch!”?
22 ULB Izany zavatra rehetra izany dia ho an'ny fahalovana, araka ny torolalana sy ny fampianaran'olombelona. BSB BSB: These will all perish with use, because they are based on human commands and teachings.
23 ULB Ireny fitsipika ireny dia manana fahendren'ny fomba fivavahana, ny fanetren-tena izay nataon'ny tenany manokana ary ny fampahoriana ny vatana. Fa izy ireo dia tsy manan-danja amin'ny fanoherana ny fandeferana ny filan'ny nofo. BSB BSB: Such restrictions indeed have an appearance of wisdom, with their self-prescribed worship, their false humility, and their harsh treatment of the body; but they are of no value against the indulgence of the flesh.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.