1 ULB Paoly, apostolin'i Kristy Jesosy amin'ny alalan'ny sitrapon'Andriamanitra, ary i Timoty rahalahantsika, BSB BSB: Paul, an apostle of Christ Jesus by the will of God, and Timothy our brother,
2 ULB ho an'ireo mpino sy ireo rahalahy mahatoky ao amin'ny Kristy izay any Kolosia. Ho aminareo anie ny fahasoavana, sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika. BSB BSB: To the saints and faithful brothers in Christ at Colossae: Grace and peace to you from God our Father.
3 ULB Manome fisaorana an'Andriamanitra isika, ilay Rain'ny Tompontsika Jesosy Kristy, ary mivavaka mandrakariva ho anareo izahay. BSB BSB: We always thank God, the Father of our Lord Jesus Christ, when we pray for you,
4 ULB Efa renay ny finoanareo an'i Kristy Jesosy ary ny fitiavana izay ananareo ho an'izay rehetra voatokana ho an'Andriamanitra. BSB BSB: because we have heard about your faith in Christ Jesus and your love for all the saints—
5 ULB Manana izany fitiavana izany ianareo noho ny fanantenana azo antoka natokana ho anareo any an-danitra. Henonareo ny momba io fanantenana azo antoka io talohan'ny teny amin'ny fahamarinana, ny filazantsara, BSB BSB: the faith and love proceeding from the hope stored up for you in heaven, of which you have already heard in the word of truth, the gospel
6 ULB izay tonga aminareo. Ity filazantsara ity dia mitondra vokatra ary mitombo eran'izao tontolo izao. Izany dia efa nanao izany taminao ihany koananomboka tamin'ny andro nahenonao azy ary nianaranao ny momban'ny fahasoavan'Andriamanitra ao amin'ny marina. BSB BSB: that has come to you. All over the world this gospel is bearing fruit and growing, just as it has been doing among you since the day you heard it and truly understood the grace of God.
7 ULB Ity ny filazantsara izay araka ny nianaranareo tamin'ny Epafra, ilay mpiara-manompo malalantsika, izay mpanompo mahatokin'i Kristy amin'ny anarantsika. BSB BSB: You learned it from Epaphras, our beloved fellow servant, who is a faithful minister of Christ on our behalf,
8 ULB Nampahalalan'ny Epafra anay ny fitiavanareo ny Fanahy. BSB BSB: and who also informed us of your love in the Spirit.
9 ULB Noho io fitiavana io, hatramin'ny andro nahenonay izany dia tsy nitsahatra nivavaka ho anareo izahay. Nangataka izahay mba ho feno fahalalana ny sitrapony amin'ny fahendrena rehetra sy fahalalana ara-panahy ianareo. BSB BSB: For this reason, since the day we heard about you, we have not stopped praying for you and asking God to fill you with the knowledge of His will in all spiritual wisdom and understanding,
10 ULB Nivavaka izahay mba handehanareo am-pahamendrehana ao amin'ny Tompo amin'ireo fomba ankasitrahan'Andriamanitra. Nivavaka izahay mba hamokatra amin'ny asa soa rehetra ianareo ary mba hitombo fahalalana an'Andriamanitra. BSB BSB: so that you may walk in a manner worthy of the Lord and may please Him in every way: bearing fruit in every good work, growing in the knowledge of God,
11 ULB Mivavaka izahay mba hahazo hery amin'ny fahaizana rehetra ianareo araka ny herin'ny voninahitra amin'ny fiaretana sy ny faharetana. BSB BSB: being strengthened with all power according to His glorious might so that you may have full endurance and patience, and joyfully
12 ULB Mivavaka izahay mba hanome fisaorana an'ny Raintsika am-pifaliana ianareo, izay nahafahanareo hanana anjara amin'ny lovan'ireo mpino amin'ny fahazavana BSB BSB: giving thanks to the Father, who has qualified you to share in the inheritance of the saints in the light.
13 ULB Namonjy antsika tamin'ny fanapahan'ny haizina sy namindra antsika ho any amin'ny fanjakan'ny Zanany lahy malalany Izy. BSB BSB: He has rescued us from the dominion of darkness and brought us into the kingdom of His beloved Son,
14 ULB Ao amin'ny Zanany lahy no ananantsika ny fanavotana, ny famelana ireo fahotana. BSB BSB: in whom we have redemption, the forgiveness of sins.
18 ULB Izy no lohan'ny vatana, sy ny fiangonana. Izy no fiandohana sy teraka voalohany avy eo anivon'ireo maty, ka izy no nanana toerana voalohany teo anivon'ireo zavatra rehetra. BSB BSB: And He is the head of the body, the church; He is the beginning and firstborn from among the dead, so that in all things He may have preeminence.
19 ULB Satria sitrak'Andriamanitra ny tokony ny hiainan'ny fahatsarany rehetra ao aminy, BSB BSB: For God was pleased to have all His fullness dwell in Him,
21 ULB Tamin'ny fotoana iray, ianareo ihany koa, dia vahiny tamin'Andriamanitra ary fahavalony tao an-tsainy sy tamin'ireo asa ratsy. BSB BSB: Once you were alienated from God and were hostile in your minds, engaging in evil deeds.
23 ULB raha manohy amin'ny finoana ianareo, miorina sy mafy orina, dia aza mihataka amin'ny fanantenana mahatokin'ny filazantsara izay renareo. Ity no filazantsara izay nambara tamin'ny olona rehetra nohariana ambanin'ny lanitra. Ity no filazantsara izay, nahatonga ahy, Paoly, ho mpanompo. BSB BSB: if indeed you continue in your faith, established and firm, not moved from the hope of the gospel you heard, which has been proclaimed to every creature under heaven, and of which I, Paul, have become a servant.
24 ULB Ankehitriny aho dia faly amin'ny fijaliko ho anareo, ary izaho dia nameno ny nofoko izay tsy ampy amin'ireo fahorian'i Kristy noho ny vatany, dia ny fiangonana. BSB BSB: Now I rejoice in my sufferings for you, and I fill up in my flesh what is lacking in regard to Christ’s afflictions for the sake of His body, which is the church.
25 ULB Noho ny fiangonana no nahampanompo ahy, araka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra izay nomeny ahy ho anareo, mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra. BSB BSB: I became its servant by the commission God gave me to fully proclaim to you the word of God,
26 ULB Io no marina miafina izay nafenina nandritry ny taona maro sy ho an'ireo taranaka. Fa ankehitriny dia efa niseho izany tamin'ireo izay mino azy. BSB BSB: the mystery that was hidden for ages and generations but is now revealed to His saints.
27 ULB Tamin'izy ireo no tian'Andriamanitra nampahafantarina ireo haren'ny voninahitr'ity fahamarinana miafina ity teo anivon'ny Jentilisa. Izany dia Kristy no ao aminao, ilay tokin'ny voninahitra ho avy. BSB BSB: To them God has chosen to make known among the Gentiles the glorious riches of this mystery, which is Christ in you, the hope of glory.
28 ULB Dia izy ilay notorianay. Nananatra ny olona rehetra izahay, ary nampianatra ny olona rehetra tamin'ny fahendrena rehetra, mba hanolorantsika ny olona rehetra feno ao amin'i Kristy. BSB BSB: We proclaim Him, admonishing and teaching everyone with all wisdom, so that we may present everyone perfect in Christ.
29 ULB Noho izany dia miasa mafy aho sy miezaka araka ny tanjany izay miasa ato amiko amin'ny hery. BSB BSB: To this end I also labor, striving with all His energy working powerfully within me.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.