1 ULB Noho izany, rehefa tsy afaka niaritra izany intsony izahay, dia noeritreretinay fa tsara ny mitoetra irery tao Atena. BSB BSB: So when we could bear it no longer, we were willing to be left on our own in Athens.
2 ULB Nandefa an'i Timoty izahay, rahalahinay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hanamafy sy hankahery momban'ny finoanareo. BSB BSB: We sent Timothy, our brother and fellow worker for God in the gospel of Christ, to strengthen and encourage you in your faith,
3 ULB Nataonay izany mba tsy hisy olona ho taitra noho ireo fahoriana ireo. Fa ny tenanareo dia mahafantatra fa izany no nanendrena antsika. BSB BSB: so that none of you would be shaken by these trials. For you know that we are destined for this.
4 ULB Marina tokoa, rehefa niaraka taminareo izahay, dia nilaza mialoha taminareo fa isika dia tsy maintsy hampahoriana, ary nitranga izany, araka ny fantatrareo. BSB BSB: Indeed, when we were with you, we kept warning you that we would suffer persecution; and as you know, it has come to pass.
5 ULB Noho izany antony izany, rehefa tsy naharitra izany intsony aho, dia naniraka mba ahafantarako ny finoanareo. Angamba ny mpaka fanahy dia efa naka fanahy anareo, ary ho zava-poana ny asantsika. BSB BSB: For this reason, when I could bear it no longer, I sent to find out about your faith, for fear that the tempter had somehow tempted you and that our labor might have been in vain.
6 ULB Fa tonga taty aminay avy tany aminareo i Timoty ary nitondra ny vaovao mahafalin'ny finoana sy fitiavanareo ho anay. Nilaza taminay izy fa ianareo dia manana fahatsiarovana tsara anay foana, ary ianareo dia maniry mafy ny ahita anay tahaka ny fanirianay ahita anareo. BSB BSB: But just now, Timothy has returned from his visit with the good news about your faith, your love, and the fond memories you have preserved, longing to see us just as we long to see you.
7 ULB Noho izany, ry rahalahy, izahay dia namaherezinareo nohon'ny finoanareo, tao anatin'ny fitaintainana sy fahorianay rehetra. BSB BSB: For this reason, brothers, in all our distress and persecution, we have been reassured about you, because of your faith.
8 ULB Fa ankehitriny velona izahay, raha mifikitra mafy amin'ny Tompo ianareo. BSB BSB: For now we can go on living, as long as you are standing firm in the Lord.
9 ULB Fa fisaorana toy ny ahoana no azonay omena an'Andriamanitra ny aminareo, tamin'ny fifaliana rehetra izay anananay teo anatrehan'ny Andriamanitray noho ny aminareo? BSB BSB: How can we adequately thank God for you in return for our great joy over you in His presence?
10 ULB Mivavaka mafy andro aman'alina izahay mba mety ahita ny endrikareo sy amatsy izay tsy ampy ao amin'ny finoanareo. BSB BSB: Night and day we pray most earnestly that we may see you face to face and supply what is lacking in your faith.
11 ULB Andriamanitra Raintsika tenany, ary Jesosy Tompontsika anie, hanitsy ny lalanay ho aminareo. BSB BSB: Now may our God and Father Himself, and our Lord Jesus, direct our way to you.
12 ULB Ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa sy ny olon-drehetra, tahaka ny ataonay aminareo koa. BSB BSB: And may the Lord cause you to increase and overflow with love for one another and for everyone else, just as our love for you overflows,
13 ULB Izy anie hanamafy ny fonareo, ka mba tsy hanan-tsiny amin'ny fahamasinana izy ireo eo anatrehan'Andriamanitra Raintsika, amin'ny fihavian'i Jesosy Tompontsika mbamin'ireo masiny rehetra. BSB BSB: so that He may establish your hearts in blamelessness and holiness before our God and Father at the coming of our Lord Jesus with all His saints. Amen.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.