1 ULB Ary farany, ry rahalahy, mampahery sy mananatra anareo izahay ao amin'ny Tompo Jesosy. Raha nahazo ireo fampianarana avy aminay ianareo momban'ny fomba tsy maintsy handehananareo sy hamalifalinareo an'Andriamanitra, ny amin'io lalana andehanana io ihany koa, dia mba anaovanareo mihoatra izany. BSB BSB: Finally, brothers, we ask and encourage you in the Lord Jesus to live in a way that is pleasing to God, just as you have received from us. This is how you already live, so you should do so all the more.
2 ULB Fa ianareo dia mahafantatra ireo fampianarana izay nomenay anareo tamin'ny alalan'i Jesosy Tompo. BSB BSB: For you know the instructions we gave you by the authority of the Lord Jesus.
3 ULB Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, mba hialanareo amin'ny fijangajangana, BSB BSB: For it is God’s will that you should be holy: You must abstain from sexual immorality;
4 ULB izay ahafantaran'ny tsirairay avy aminareo ny fomba ahazoana ny fanaky ny tenany ao amin'ny fahamasinana sy voninahitra, BSB BSB: each of you must know how to control his own body in holiness and honor,
5 ULB tsy amin'ny filan-dratsy (tahaka ireo Jentilisa izay tsy mahafantatra an'Andriamanitra). BSB BSB: not in lustful passion like the Gentiles who do not know God;
6 ULB Aoka tsy hisy olona handika na hanaratsy ny rahalahiny amin'izany. Fa ny Tompo no mamaly amin'ireny zava-drehetra ireny, tahaka ny nampitandremanay mialoha sy nijoronay vavolombelona taminareo. BSB BSB: and no one should ever violate or exploit his brother in this regard, because the Lord will avenge all such acts, as we have already told you and solemnly warned you.
7 ULB Fa Andriamanitra tsy niantso anay ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana. BSB BSB: For God has not called us to impurity, but to holiness.
8 ULB Noho izany, izy izay mandà izany dia tsy mandà olona, fa Andriamanitra, izay nanome ny Fanahiny Masina ho anareo. BSB BSB: Anyone, then, who rejects this command does not reject man but God, the very One who gives you His Holy Spirit.
9 ULB Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalahy, tsy mila olona hafa ianareo hanoratra ho anareo, fa ianareo tenanareo dia nampianarin'Andriamanitra mba hifankatia. BSB BSB: Now about brotherly love, you do not need anyone to write to you, because you yourselves have been taught by God to love one another.
10 ULB Ataonareo tokoa izany, ho an'ireo rahalahy rehetra izay eran'i Makedonia. Fa izahay dia mananatra anareo, ry rahalahy, mba hanao mihoatra. BSB BSB: And you are indeed showing this love to all the brothers throughout Macedonia. But we urge you, brothers, to excel more and more
11 ULB Mananatra anareo ihany koa izahay mba hanandrana hiaina am-pilaminana, hisaina ny raharahanareo manokana, ary hiasa amin'ny tananareo, araka ny nandidianay anareo, BSB BSB: and to aspire to live quietly, to attend to your own matters, and to work with your own hands, as we instructed you.
12 ULB mba hanananareo fitondran-tena mendrika eo anatrehan'ireo tsy mino ary tsy hanan-java-mahory. BSB BSB: Then you will behave properly toward outsiders, without being dependent on anyone.
14 ULB Fa raha mino isika fa Jesosy dia maty ary nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra miaraka amin'i Jesosy ireo izay efa nodimandry tao aminy. BSB BSB: For since we believe that Jesus died and rose again, we also believe that God will bring with Jesus those who have fallen asleep in Him.
15 ULB Fa izao no lazainay aminareo tamin'ny tenin'ny Tompo, fa isika izay velona, izay sisa tavela amin'ny fahatongavan'ny Tompo, dia tsy hialoha tokoa ireo izay nodimandry. BSB BSB: By the word of the Lord, we declare to you that we who are alive and remain until the coming of the Lord will by no means precede those who have fallen asleep.
17 ULB Avy eo isika izay velona, izay sisa tavela, hiaraka hiakatra amin'izy ireo eny amin'ny rahona ka hihaona amin'ny Tompo eny amin'ny habakabaka. Amin'izany dia hiaraka amin'ny Tompo mandrakariva isika. BSB BSB: After that, we who are alive and remain will be caught up together with them in the clouds to meet the Lord in the air. And so we will always be with the Lord.
18 ULB Noho izany, mifankahereza amin'ireo teny ireo. BSB BSB: Therefore encourage one another with these words.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.