1 ULB Paoly, apostolin'i Kristy Jesosy araka ny didin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy i Kristy Jesosy tokintsika, BSB BSB: Paul, an apostle of Christ Jesus by the command of God our Savior and of Christ Jesus our hope,
2 ULB ho an'i Timoty, zanaka lahy marina ao amin'ny finoana: Fahasoavana, famindram-po, ary fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy i Kristy Jesosy Tompontsika. BSB BSB: To Timothy, my true child in the faith: Grace, mercy, and peace from God the Father and Christ Jesus our Lord.
3 ULB Araka ny nangatahiko mafy ho ataonao rehefa niala tao Makedonia aho, mitoera ao Efesosy mba hahafahanao mibaiko ireo olona sasany tsy hampianatra foto-pampianarana hafa BSB BSB: As I urged you on my departure to Macedonia, you should stay on at Ephesus to instruct certain men not to teach false doctrines
4 ULB Tsy tokony hitandrina ireo tantara sy tetiarana tsy misy fiafarany izy ireo. Ireo dia niteraka adihevitra fa tsy manampy ny drafitr'Andriamanitra, izay amin'ny alalan'ny finoana. BSB BSB: or devote themselves to myths and endless genealogies, which promote speculation rather than the stewardship of God’s work, which is by faith.
5 ULB Ary ny tanjon'ny didy dia fitiavana avy amin'ny fo madio, avy amin'ny feon'ny fieritreretana tsara, ary avy amin'ny finoana tsy mihatsaravelatsihy. BSB BSB: The goal of our instruction is the love that comes from a pure heart, a clear conscience, and a sincere faith.
6 ULB Ny olona sasany dia tsy nahatratra ny tanjona ary niala tamin'ireo zavatra ireo ho any amin'ny lahateny adaladala. BSB BSB: Some have strayed from these ways and turned aside to empty talk.
7 ULB Izy ireo dia te ho mpampiana-dalàna, kanefa izy ireo tsy mahazo izay lazainy sy hizingizinin'izy ireo. BSB BSB: They want to be teachers of the law, but they do not understand what they are saying or that which they so confidently assert.
8 ULB Fa isika dia mahafantatra fa ny lalàna dia tsara raha misy iray mampiasa azy amin'ny ara-dalàna. BSB BSB: Now we know that the law is good, if one uses it legitimately.
9 ULB Isika dia mahafantatra izany, fa ny lalàna dia tsy natao ho an'ny olo-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy olona mpikomy, ho an'ireo ratsy fanahy sy mpanota, ary ho an'ireo andriamani-diso sy tsy masina. Izany dia natao ho an'ireo izay mamono ny ray sy reniny, ho an'ireo mpamono olona, BSB BSB: We realize that law is not enacted for the righteous, but for the lawless and rebellious, for the ungodly and sinful, for the unholy and profane, for killers of father or mother, for murderers,
11 ULB Io fampianarana io dia mifanaraka amin'ny filazantsaran'ny voninahitr'ilay Andriamanitra voatahy izay nankinina tamiko. BSB BSB: that agrees with the glorious gospel of the blessed God, with which I have been entrusted.
12 ULB Isaorako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampahery ahy Izy, fa nataony mahatoky aho, ary nanendry ahy ho amin'ny fanompoana Izy. BSB BSB: I thank Christ Jesus our Lord, who has strengthened me, that He considered me faithful and appointed me to service.
13 ULB Izaho dia mpiteny ratsy, mpanenjika, ary lehilahy mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po aho satria tamin'ny tsy fahalalana no nanaovako izany noho ny tsy finoana. BSB BSB: I was formerly a blasphemer, a persecutor, and a violent man; yet because I had acted in ignorance and unbelief, I was shown mercy.
14 ULB Fa ny fahasoavan'ny Tompontsika no nandrakotra tamin'ny finoana sy fitiavana izay ao amin'i Kristy Jesosy. BSB BSB: And the grace of our Lord overflowed to me, along with the faith and love that are in Christ Jesus.
15 ULB Izao hafatra izao dia azo antoka sy mendrika ny fanekena rehetra, fa i Kristy Jesosy dia tonga teto an-tany hamonjy ireo mpanota. Izaho no ratsy indrindra tamin'ireo. BSB BSB: This is a trustworthy saying, worthy of full acceptance: Christ Jesus came into the world to save sinners, of whom I am the worst.
16 ULB Fa noho izany antony izany no namindrana fo tamiko, mba amin'ny alalako, ny lehibe indrindra, i Kristy Jesosy dia mety hampiseho ny faharetana rehetra. Nanao izany Izy ho ohatra ho an'ireo izay maniry hatoky Azy ho an'ny fiainana mandrakizay. BSB BSB: But for this very reason I was shown mercy, so that in me, the worst of sinners, Christ Jesus might display His perfect patience as an example to those who would believe in Him for eternal life.
17 ULB Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena. BSB BSB: Now to the King eternal, immortal, and invisible, the only God, be honor and glory forever and ever. Amen.
18 ULB Izao didy izao no omeko anao, Timoty, zanako, araka ireo faminaniana natao momba anao tany aloha, fa ianao dia mety hiady ny ady tsara, BSB BSB: Timothy, my child, I entrust you with this command in keeping with the previous prophecies about you, so that by them you may fight the good fight,
19 ULB ny fiazonana ny finoana sy ny feon'ny fieritreretana tsara. Tamin'ny fandavana izany, misy ny nanao sambo vaky ny finoany. BSB BSB: holding on to faith and a good conscience, which some have rejected and thereby shipwrecked their faith.
20 ULB Tahaka an'i Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an'i Satana mba ampianarana azy ireo tsy hiteny ratsy. BSB BSB: Among them are Hymenaeus and Alexander, whom I have handed over to Satan to be taught not to blaspheme.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.