1 ULB Aza mibedy ny lahy antitra. Fa kosa, anaro toy ny ray izy. Anaro toy ny rahalahy ireo lehilahy tanora. BSB BSB: Do not rebuke an older man, but appeal to him as to a father. Treat younger men as brothers,
2 ULB Anaro tahaka ny reny ireo vavy antitra, ary ireo vehivahy tanora toy ny anabavy ao amin'ny fahadiovana rehetra. BSB BSB: older women as mothers, and younger women as sisters, with absolute purity.
3 ULB Manajà ireo mpitondratena, ireo tena mpitondratena. BSB BSB: Honor the widows who are truly widows.
4 ULB Fa raha manan-janaka na zafikely ny mpitondratena iray, dia avelao izy ireo aloha hianatra haneho fanajana ao amin'ny tokantranony. Aoka izy ireo hamaly babena ireo ray aman-dreniny, satria ankasitrahan'Andriamanitra izany. BSB BSB: But if a widow has children or grandchildren, they must first learn to show godliness to their own family and repay their parents, for this is pleasing in the sight of God.
5 ULB Fa ny tena mpitondratena dia navela ho irery. Mametraka ny fitokiany amin'Andriamanitra izy. Mitoetra hatrany amin'ireo fangatahana sy vavaka andro aman'alina. BSB BSB: The widow who is truly in need and left all alone puts her hope in God and continues night and day in her petitions and prayers.
6 ULB Na izany aza, ny vehivavy izay miaina ho an'ny fahafinaretana dia maty, na dia mbola velona aza izy. BSB BSB: But she who lives for pleasure is dead even while she is still alive.
7 ULB Torio izany zavatra izany mba tsy ananan'izy ireo tsiny. BSB BSB: Give these instructions to the believers, so that they will be above reproach.
8 ULB Fa raha misy olona tsy manome ho an'ireo havany akaiky, indrindra ho an'ireo izay ao amin'ny ankohonany, dia nandà ny finoana izy ary ratsy lavitra noho ny tsy mpino. BSB BSB: If anyone does not provide for his own, and especially his own household, he has denied the faith and is worse than an unbeliever.
9 ULB Aoka hosoratana ho mpitondratena ny vehivavy izay tsy latsaky ny enimpolo taona, vehivavy iray izay vadin'ny lehilahy iray. BSB BSB: A widow should be enrolled if she is at least sixty years old, faithful to her husband,
10 ULB Tokony ho fantatra noho ireo asa tsara izy, na nikarakara ireo ankizy, na ihany koa nampiantrano ireo mpivahiny, na nanasa ny tongotr'ireo mpino, na nanamaivana ny ory, na nanolo-tena tamin'ny asa tsara rehetra. BSB BSB: and well known for good deeds such as bringing up children, entertaining strangers, washing the feet of the saints, imparting relief to the afflicted, and devoting herself to every good work.
11 ULB Fa ho an'ireo mpitondratena mbola tanora kosa, dia aza manaiky ny hanoratra azy ireo ao anaty lisitra. Fa rehefa milavo-lefona amin'ny filan'ny nofo hanohitra an'i Kristy izy ireo, dia te-hanambady. BSB BSB: But refuse to enroll younger widows. For when their passions draw them away from Christ, they will want to marry,
12 ULB Amin'izany izy ireo dia hahazo fanamelohana satria namadika ny fanoloran-tenany voalohany. BSB BSB: and thus will incur judgment because they are setting aside their first faith.
13 ULB Ka dia lasa zatra malaina koa izy ireo. Mandehandeha mitety trano. Tsy hoe lasa malaina fotsiny ihany izy ireo, fa lasa mpifosa sy mpila ady ihany koa. Miteny zavatra izay tsy tokony ho teneniny izy ireo. BSB BSB: At the same time they will also learn to be idle, going from house to house and being not only idle, but also gossips and busybodies, discussing things they should not mention.
14 ULB Noho izany dia tiako hanambady ireo vehivavy mbola tanora, hiteraka, hikarakara tokantrano, mba tsy ahafahany manome irika ny fahavalo hiampanga anay ho nanao ratsy. BSB BSB: So I advise the younger widows to marry, have children, and manage their households, denying the adversary occasion for slander.
15 ULB Fa ny sasany efa nivily sahady hanaraka an'i Satana. BSB BSB: For some have already turned aside to follow Satan.
16 ULB Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hanampy azy ireo, mba tsy hanavesatra ny fiangonana, mba hahafahany manampy ireo tena mpitondratena marina. BSB BSB: If any believing woman has dependent widows, she must assist them and not allow the church to be burdened, so that it can help the widows who are truly in need.
17 ULB Aoka ireo loholona izay manapaka tsara mba ho raisina ho mendri-boninahitra avo roa heny, indrindra ireo izay miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampianarana. BSB BSB: Elders who lead effectively are worthy of double honor, especially those who work hard at preaching and teaching.
18 ULB Fa hoy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hanisy fehiny ny vavan'ny ny omby ianao raha mbola mively voa izy." ary koa: "Ny mpiasa dia mendrika ny karamany." BSB BSB: For the Scripture says, “Do not muzzle an ox while it is treading out the grain,” and, “The worker is worthy of his wages.”
19 ULB Aza mandray fiampangana manohitra ny loholona iray raha tsy misy vavolombelona roa na telo. BSB BSB: Do not entertain an accusation against an elder, except on the testimony of two or three witnesses.
20 ULB Ahitsio eo anatrehan'ny rehetra ireo mpanota mba hatahotra ny ambiny hafa. BSB BSB: But those who persist in sin should be rebuked in front of everyone, so that the others will stand in fear of sin.
21 ULB Mandidy anao mafy aho eo anatrehan'Andriamanitra sy eo anatrehan'i Kristy Jesosy ary ireo anjely voafidy, mba hihazonanao ireo didy ireo tsy misy fitsaratsarana ary mba tsy hanaovanao na inona na inona amin'ny fiandaniana. BSB BSB: I solemnly charge you before God and Christ Jesus and the elect angels to maintain these principles without bias, and to do nothing out of partiality.
22 ULB Aza maimaika mametra-tanana amin'iza na iza. Aza miray ao amin'ny fahotan'ny olon-kafa. Tokony hitazona ny tenanao hadio ianao. BSB BSB: Do not be too quick in the laying on of hands and thereby share in the sins of others. Keep yourself pure.
23 ULB Tokony tsy hisotro rano intsony ianao. Fa kosa, tokony handray divay kely ianao ho an'ny vavony sy ireo aretinao mateti-pitranga. BSB BSB: Stop drinking only water and use a little wine instead, because of your stomach and your frequent ailments.
24 ULB Ny fahotan'ireo olona sasany dia fantatra miharihary, ary izy ireo dia mandeha alohan'ireo ao amin'ny fitsarana. Fa ny ota sasany manaraka avy aty aoriana. BSB BSB: The sins of some men are obvious, going ahead of them to judgment; but the sins of others do not surface until later.
25 ULB Toy izany ihany koa, misy asa tsara fantatra miharihary, saingy ireo sasany aza dia tsy azo afenina. BSB BSB: In the same way, good deeds are obvious, and even the ones that are inconspicuous cannot remain hidden.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.