1 ULB Nankany Sekema i Rehoboama, satria tonga tany Sekema mba hanao azy ho mpanjaka ny Israely rehetra. BSB BSB: Then Rehoboam went to Shechem, for all Israel had gone there to make him king.
2 ULB Ary ren'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata izany (satria tany Egypta izy, tany amin'izay efa nandosirany hiala teo amin'ny fanatrehan'i Solomona Mpanjaka, nefa efa niverina avy any Egypta i Jeroboama). BSB BSB: When Jeroboam son of Nebat heard about this, he returned from Egypt, where he had fled from King Solomon.
3 ULB Koa nandefa sy nampiantso azy izy ireo, ary tonga Jeroboama sy ny Israely rehetra; niresaka tamin'i Rehoboama izy ireo ka nanao hoe: BSB BSB: So they sent for Jeroboam, and he and all Israel came to Rehoboam and said,
4 ULB "Nanasarotra ny zioganay ny rainao. Koa ankehitriny, hamoray ny asa mafin'ny rainao, ary hamaivano ny zioga mavesatra izay napetrany teto aminay, dia hanompo anao izahay." BSB BSB: “Your father put a heavy yoke on us. But now you must lighten the burden of your father’s service and the heavy yoke he put on us, and we will serve you.”
5 ULB Hoy Rehoboama tamin'izy ireo hoe: "Miverena indray eto amiko afaka telo andro." Ka dia lasa ireo vahoaka. BSB BSB: Rehoboam answered, “Come back to me in three days.” So the people departed.
6 ULB Naka hevitra tany amin'ireo zokiolona izay nitsangana teo anatrehan'i Solomona rainy fony fahavelony i Rehoboama mpanjaka; hoy izy hoe: "Ahoana no hanoroanareo hevitra ahy mba hitondrako valin-teny eo amin'ireo vahoaka ireo?" BSB BSB: Then King Rehoboam consulted with the elders who had served his father Solomon during his lifetime. “How do you advise me to respond to these people?” he asked.
7 ULB Niresaka taminy izy ireo ka niteny hoe: "Raha tsara amin'ireo vahoaka ireo ianao ary mahafinaritra azy ireo, ary milaza teny tsara amin'izy ireo, dia ho mpanomponao mandrakizay izy ireo." BSB BSB: They replied, “If you will be kind to these people and please them by speaking kind words to them, they will be your servants forever.”
8 ULB Kanefa tsy norarahian'i Rehoboama ny torohevitra izay nomen'ireo zokiolona azy, ary naka hevitra tany amin'ireo tovolahy izay niara-lehibe taminy izy, izay nitsangana teo anatrehany. BSB BSB: But Rehoboam rejected the advice of the elders; instead, he consulted the young men who had grown up with him and served him.
9 ULB Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Inona no torohevitra homenareo ahy, mba hahafahantsika mamaly ny vahoaka izay niresaka tamiko ka niteny hoe: 'Hamaivano ny zioga izay napetraky ny rainao taminay'?" BSB BSB: He asked them, “What message do you advise that we send back to these people who have spoken to me, saying, ‘Lighten the yoke your father put on us’?”
10 ULB Ireo tovolahy niara-lehibe tamin'i Rehoboama niteny taminy, nanao hoe: "Toy izao no tokony havalinao ireo vahoaka izay nilaza taminao fa i Solomona rainao dia nampavesatra ny ziogan'izy ireo, ka tokony hamaivaninao izany. Izao no tokony ho lazainao azy ireo: 'Ny ankihikeliko dia matevina noho ny andilan-draiko. BSB BSB: The young men who had grown up with him replied, “This is how you should answer these people who said to you, ‘Your father made our yoke heavy, but you must make it lighter.’ This is what you should tell them: ‘My little finger is thicker than my father’s waist!
11 ULB Koa ankehitriny, na dia novesarin'ny raiko tamin'ny zioga mavesatra aza ianareo, dia mbola hanampy ny zioganareo aho. Ny raiko nanasazy anareo tamin'ireo karavasy, fa izaho hanasazy anareo amin'ireo maingoka."' BSB BSB: Whereas my father burdened you with a heavy yoke, I will add to your yoke. Whereas my father scourged you with whips, I will scourge you with scorpions.’”
12 ULB Ka dia nandeha nankany amin'i Rehoboama i Jeroboama sy ny vahoaka rehetra tamin'ny andro fahatelo, araka ny nolazain'ny mpanjaka hoe: "Miverena aty amiko amin'ny andro fahatelo." BSB BSB: After three days, Jeroboam and all the people returned to Rehoboam, since the king had said, “Come back to me on the third day.”
13 ULB Niteny mafy azy ireo i Rehoboama, tsy niraharaha ny torohevitr'ireo zokiolona. BSB BSB: And the king answered them harshly. King Rehoboam rejected the advice of the elders
14 ULB Nilaza tamin'izy ireo araka ny toro-hevitr'ireo tovolahy izy, nanao hoe: "Nanavesatra ny zioganareo ny raiko, fa izaho hanampy izany. Ny raiko nanasazy anareo tamin'ny karavasy, fa izaho hanasazy anareo amin'ny maingoka." BSB BSB: and spoke to them as the young men had advised, saying, “Whereas my father made your yoke heavy, I will add to your yoke. Whereas my father scourged you with whips, I will scourge you with scorpions.”
15 ULB Noho izany dia tsy nohenoin'ny mpanjaka ny vahoaka, fa izany dia fanovàna tamin'ireo tranga nentin'Andriamanitra, mba hahafahan'i Yaveh manatanteraka ny teniny izay nolazain'i Ahia ilay Silonita tamin'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata. BSB BSB: So the king did not listen to the people, and indeed this turn of events was from God, in order that the LORD might fulfill the word that He had spoken through Ahijah the Shilonite to Jeroboam son of Nebat.
16 ULB Rehefa hitan'Israely rehetra fa tsy nihaino azy ireo ny mpanjaka, dia namaly azy ny vahoaka ka niteny hoe: "Inona no anjaranay amin'i Davida? Tsy manana lova ao amin'ny zanaka lahin'i Jese izahay! Ny tsirairay aminareo dia tokony hiverina any an-dainy avy, ry Israely. Ary jereo ny tranonao, ry Davida." Koa dia niverina ho any an-dainy avy ny Israely rehetra. BSB BSB: When all Israel saw that the king had refused to listen to them, they answered the king: “What portion do we have in David, and what inheritance in the son of Jesse? To your tents, O Israel! Look now to your own house, O David!” So all the Israelites went home,
17 ULB Fa raha ny amin'ireo olona nonina tany amin'ireo tanànan'i Joda, dia i Rehoboama no nanjaka teo amin'izy ireo. BSB BSB: but Rehoboam still reigned over the Israelites living in the cities of Judah.
18 ULB Ary Rehoboama Mpanjaka nandefa an'i Adorama, izay nanapaka teo amin'ireo mpanao asa an-terivozona, nefa ny vahoakan'Israely nitora-bato azy ho faty. Ary nitsoaka faingana tamin'ny kalesiny ho any Jerosalema i Rehoboama mpanjaka. BSB BSB: Then King Rehoboam sent out Hadoram, who was in charge of the forced labor, but the Israelites stoned him to death. And King Rehoboam mounted his chariot in haste and escaped to Jerusalem.
19 ULB Noho izany dia tao anatin'ny fikomiana nanohitra ny taranak'i Davida ny Israely mandrak'androany. BSB BSB: So to this day Israel has been in rebellion against the house of David.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.