1 ULB Tamin'ny taona fahavalo nanjakan'i Jeroboama Mpanjaka, dia nanomboka nanjaka teo amin'i Joda i Abia. BSB BSB: In the eighteenth year of Jeroboam’s reign, Abijah became king of Judah,
2 ULB Nanapaka nandritry ny telo taona tany Jerosalema izy; Maka no anaran-dreniny, ilay zanaka vavin'i Oriela avy any Gibea. Nisy ady teo amin'i Abia sy Jeroboama. BSB BSB: and he reigned in Jerusalem three years. His mother’s name was Micaiah daughter of Uriel; she was from Gibeah. And there was war between Abijah and Jeroboam.
3 ULB Abia nandeha niady niaraka tamin'ny tafika matanjaka iray, dia miaramila mahery fo, lehilahy voafidy 400 000. Ary Jeroboama nandahatra lehilahy voafidy, matanjaka, miaramila mahery fo 800 000 hiady hanohitra azy. BSB BSB: Abijah went into battle with an army of 400,000 chosen men, while Jeroboam drew up in formation against him with 800,000 chosen and mighty men of valor.
4 ULB Nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima, izay tao amin'ny tany havoan'i Efraima i Abia, ary nanao hoe: "Henoy aho, ry Jeroboama sy ry Israely rehetra! BSB BSB: Then Abijah stood on Mount Zemaraim in the hill country of Ephraim and said, “Hear me, O Jeroboam and all Israel!
5 ULB Tsy fantatrareo ve fa Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely, no nanome an'i Davida ny fanapahana teo amin'Israely mandrakizay, dia ho azy sy ireo zanany lahy tamin'ny fanekena ara-dalàna? BSB BSB: Do you not know that the LORD, the God of Israel, has given the kingship of Israel to David and his descendants forever by a covenant of salt?
6 ULB Nefa Jeroboama zanaka lahin'i Nebata, ilay mpanompon'i Solomona zanaka lahin'i Davida, dia efa nitsangana ary nikomy nanohitra ny tompony. BSB BSB: Yet Jeroboam son of Nebat, a servant of Solomon son of David, rose up and rebelled against his master.
7 ULB Ireo lehilahy tsy mendrika, ireo namana ratsy fitondran-tena, no nikambana taminy. Tonga hanohitra an'i Rehoboama zanaka lahin'i Solomona izy ireo, fony mbola tanora sy tsy nanana traikefa ary tsy nahavita nanohitra azy ireo i Rehoboama. BSB BSB: Then worthless and wicked men gathered around him to resist Rehoboam son of Solomon when he was young, inexperienced, and unable to resist them.
8 ULB Ankehitriny ianareo miteny fa mahatohitra ny fitondrana maherin'i Yaveh eo an-tanan'ireo taranak'i Davida. Tafika lehibe ianareo, ary miaraka aminareo ireo zanak'omby volamena izay nataon'i Jeroboama ho andriamanitra ho anareo. BSB BSB: And now you think you can resist the kingdom of the LORD, which is in the hands of David’s descendants. You are indeed a vast army, and you have with you the golden calves that Jeroboam made for you as gods.
9 ULB Tsy efa nandroaka ireo mpisoron'i Yaveh, dia ireo taranak'i Arona, sy ireo Levita ve ianareo? Tsy efa nanao mpisorona ho an'ny tenanareo tamin'ny fomban'ireo mponin'ny tany hafa ve ianareo? Na iza na iza tonga manamasin-tena miaraka amin'ny zanak'omby sy ondrilahy fito dia ho lasa mpisoron'ireo izay tsy andriamanitra anie izy. BSB BSB: But did you not drive out the priests of the LORD, the sons of Aaron, and the Levites? And did you not make priests for yourselves as do the peoples of other lands? Now whoever comes to consecrate himself with a young bull and seven rams can become a priest of things that are not gods.
10 ULB Fa raha ny aminay, Yaveh no Andriamanitray, ary tsy mbola nahafoy Azy izahay. Manana mpisorona izahay, taranak'i Arona, manompo an'i Yaveh, sy ireo Levita, izay amin'ny asan'izy ireo. BSB BSB: But as for us, the LORD is our God. We have not forsaken Him; the priests who minister to the LORD are sons of Aaron, and the Levites attend to their duties.
11 ULB Isa-maraina sy isan-kariva dia mandoro fanatitra dorana sy ditin-kazo mani-pofona ho an'i Yaveh izy ireo. Mandamina ny mofon'ny fanatrehana eo amin'ny latabatra madio ihany koa izy ireo; mikarakara ny fitoeran-jiro volamena mbamin'ireo jirony ihany koa izy ireo, mba harehitra isan-kariva. Mitandrina ireo didin'i Yaveh, Andriamanitray izahay, nefa ianareo nahafoy Azy. BSB BSB: Every morning and every evening they present burnt offerings and fragrant incense to the LORD. They set out the rows of showbread on the ceremonially clean table, and every evening they light the lamps of the gold lampstand. We are carrying out the requirements of the LORD our God, while you have forsaken Him.
12 ULB Indro, Andriamanitra dia miaraka aminay eo anoloanay, ary ireo mpisorony dia eto miaraka amin'ny trompetra mba hampanenoana fanairana ho anareo. Ry vahoakan'Israely, aza miady amin'i Yaveh, ilay Andriamanitry ny razambenareo, fa tsy hahomby ianareo." BSB BSB: Now behold, God Himself is with us as our head, and His priests with their trumpets sound the battle call against you. O children of Israel, do not fight against the LORD, the God of your fathers, for you will not succeed.”
13 ULB Kanefa Jeroboama nanomana famelezana tampoka taorian'izy ireo; teo anoloan'i Joda ny tafiny, ary taorian'izy ireo ny otrika. BSB BSB: Now Jeroboam had sent troops around to ambush from the rear, so that while he was in front of Judah, the ambush was behind them.
14 ULB Rehefa nitodika i Joda, dia indro, sady teo anoloan'izy ireo no tao aoriany ny ady. Nitaraina tamin'i Yaveh izy ireo, ary nitsoka ny trompetra ireo mpisorona. BSB BSB: When Judah turned and discovered that the battle was both before and behind them, they cried out to the LORD. Then the priests blew the trumpets,
15 ULB Dia nitifitra ireo lehilahin'i Joda; raha iny nitifitra iny izy ireo, dia namely an'i Jeroboama sy ny Israely rehetra teo anoloan'i Abia sy Joda i Andriamanitra. BSB BSB: and the men of Judah raised the battle cry. And when they raised the cry, God routed Jeroboam and all Israel before Abijah and Judah.
16 ULB Nandositra teo anoloan'i Joda ny vahoakan'Israely, ary natolotr'Andriamanitra teo an-tanan'i Joda izy ireo. BSB BSB: So the Israelites fled before Judah, and God delivered them into their hands.
17 ULB Novonoin'i Abia sy ny tafiny tamin'ny famonoana lehibe izy ireo; ka lehilahy voafidy 500 000 tamin'Israely no lavo ka maty. BSB BSB: Then Abijah and his people struck them with a mighty blow, and 500,000 chosen men of Israel fell slain.
18 ULB Tamin'izany fomba izany, no nandresen'ny vahoakan'Israely tamin'izany fotoana izany; nandresy ny vahoakan'i Joda satria niankina tamin'i Yaveh, ilay Andriamanitr'ireo razambeny izy ireo. BSB BSB: Thus the Israelites were subdued at that time, and the men of Judah prevailed because they relied on the LORD, the God of their fathers.
19 ULB Nenjehin'i Abia i Jeroboama; nalainy taminy ireo tanàna: dia i Betela niaraka tamin'ireo zana-bohiny, Jesana niaraka tamin'ireo zana-bohiny, ary Efrona niaraka tamin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: Abijah pursued Jeroboam and captured some cities from him: Bethel, Jeshanah, and Ephron, along with their villages.
20 ULB Tsy nihanahery intsony Jeroboama nandritry ny andron'i Abia; namely azy i Yaveh, ka maty izy. BSB BSB: Jeroboam did not again recover his power during the days of Abijah, and the LORD struck him down and he died.
21 ULB Fa Abia kosa nihanatanjaka; naka vady efatra ambin'ny folo izy ary niteraka roa amby roapolo lahy sy enina ambin'ny folo vavy. BSB BSB: But Abijah grew strong, married fourteen wives, and became the father of twenty-two sons and sixteen daughters.
22 ULB Ny ambin'ireo asa lehibe vitan'i Abia, ny fitondran-tenany sy ireo teniny dia voasoratra ao amin'ny fanehoan-kevitr'i Ido mpaminany. BSB BSB: Now the rest of the acts of Abijah, along with his ways and his words, are written in the Treatise of the Prophet Iddo.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.