1 ULB Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Abia, ary nalevin'izy ireo tao amin'ny tanànan'i Davida izy. BSB BSB: Then Abijah rested with his fathers and was buried in the City of David. And his son Asa reigned in his place, and in his days the land was at peace for ten years.
2 ULB Asa, zanaka lahiny, no tonga mpanjaka nandimby ny toerany. Tamin'ny androny dia nangina nandritry ny folo taona ny tany. Nanao izay tsara sy marina teo imason'i Yaveh Andriamaniny i Asa, BSB BSB: And Asa did what was good and right in the eyes of the LORD his God.
3 ULB satria nesoriny ireo alitara vahiny sy ireo fitoerana avo. Noravainy ireo andrim-bato ary notapahany ireo baon'Aseraha. BSB BSB: He removed the foreign altars and high places, shattered the sacred pillars, and chopped down the Asherah poles.
4 ULB Nandidy an'i Joda izy mba hitady an'i Yaveh, Ilay Andriamanitry ny razamben'izy ireo, sy hanatanteraka ireo didy aman-dalàna. BSB BSB: He commanded the people of Judah to seek the LORD, the God of their fathers, and to observe the law and the commandments.
5 ULB Nesoriny ihany koa ireo fitoerana avo sy ireo alitaran'ny ditin-kazo manitra avy tamin'ireo tanànan'i Joda rehetra. Nitsahatra teo ambaniny ny fanjakana. BSB BSB: He also removed the high places and incense altars from all the cities of Judah, and under him the kingdom was at peace.
6 ULB Nanangana tanàna mimanda tany Joda izy, satria nangina ny tany, ary tsy nanan'ady izy tamin'ireo taona ireo, satria nanome fiadanana azy i Yaveh. BSB BSB: Because the land was at peace, Asa built fortified cities in Judah. In those days no one made war with him, because the LORD had given him rest.
7 ULB Fa Asa nilaza tamin'i Joda hoe: "Aoka isika hanorina ireo tanàna ireo ary hanisy manda manodidina azy ireo, sy tilikambo, vavahady, ary hidiny lavalava; mbola antsika ny tany satria efa nitady an'i Yaveh Andriamanintsika isika. Efa nitady Azy isika, ary nanome fiadanana antsika tamin'ny lafiny rehetra Izy." Ka dia nanorina izy ireo ary nahomby. BSB BSB: So he said to the people of Judah, “Let us build these cities and surround them with walls and towers, with doors and bars. The land is still ours because we have sought the LORD our God. We have sought Him, and He has given us rest on every side.” So they built and prospered.
8 ULB Nanana tafika iray izay nihazona apinga sy lefona i Asa; avy tamin'i Joda dia nanana lehilahy 300 000 izy, ary avy tamin'ny Benjamina, lehilahy 280 000 izay nitàna apinga sy tsipìka. Natanjaka ireo rehetra ireo, lehilahy be herim-po. BSB BSB: Asa had an army of 300,000 men from Judah bearing large shields and spears, and 280,000 men from Benjamin bearing small shields and drawing the bow. All these were mighty men of valor.
9 ULB Ary Zera ilay Etiopiana tonga nanohitra azy ireo niaraka tamin'ny tafika miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato; tonga tany Maresa izy. BSB BSB: Then Zerah the Cushite came against them with an army of 1,000,000 men and 300 chariots, and they advanced as far as Mareshah.
10 ULB Dia nivoaka hitsena azy i Asa, ary nandamina ny laharan'ady tany an-dohasahan'i Zefata tany Maresa izy ireo. BSB BSB: So Asa marched out against him and lined up in battle formation in the Valley of Zephathah near Mareshah.
11 ULB Nitalao tamin'i Yaveh, Andriamaniny i Asa, ary nanao hoe: "Ry Yaveh, tsy misy afa-tsy Ianao no hanampy izay tsy manan-kery rehefa miatrika zavatra maro izy. Ampio izahay, ry Yaveh Andriamanitray, satria miantehitra Aminao izahay, ary amin'ny Anaranao no hahatongavanay hanohitra ireo maro be ireo. Ry Yaveh, Ianao no Andriamanitray; aza avela ho resin'ny olona Ianao." BSB BSB: Then Asa cried out to the LORD his God: “O LORD, there is no one besides You to help the powerless against the mighty. Help us, O LORD our God, for we rely on You, and in Your name we have come against this multitude. O LORD, You are our God. Do not let a mere mortal prevail against You.”
12 ULB Ka dia namely ireo Etiopiana teo anatrehan'i Asa sy Joda i Yaveh; ka nandositra ireo Etiopiana. BSB BSB: So the LORD struck down the Cushites before Asa and Judah, and the Cushites fled.
13 ULB Nanenjika azy ireo hatrany Jerara i Asa sy ireo miaramila niaraka taminy. Noho izany dia Etiopiana maro no lavo ka tsy afaka narovan'izy ireo, satria ringana tanteraka teo anatrehan'i Yaveh sy ny tafiny izy ireo. Nitondra babo maro be ny tafika. BSB BSB: Then Asa and his army pursued them as far as Gerar. The Cushites fell and could not recover, for they were crushed before the LORD and His army. So the people of Judah carried off a great amount of plunder
14 ULB Naringan'ny tafika ireo tanàna rehetra nanodidina an'i Jerara, satria tonga tamin'ireo mponina ny horohoron'i Yaveh. Nobaboin'ny tafika ireo tanàna rehetra, ka nisy babo maro tao amin'izy ireo. BSB BSB: and attacked all the cities around Gerar, because the terror of the LORD had fallen upon them. They plundered all the cities, since there was much plunder there.
15 ULB Naringan'ireo tafika ihany koa ireo fonenan-dain'ireo mpiandry mpifindra monina; nitondra ondry maro, sy rameva izy ireo, ary avy eo niverina tany Jerosalema. BSB BSB: They also attacked the tents of the herdsmen and carried off many sheep and camels. Then they returned to Jerusalem.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.