1 ULB Tonga tamin'i Azaria zanaka lahin'i Odeda ny fanahin'Andriamanitra. BSB BSB: Now the Spirit of God came upon Azariah son of Oded.
2 ULB Nivoaka hitsena an'i Asa izy ary nanao taminy hoe: "Henoy aho, ry Asa, sy Joda ary ny Benjamina rehetra: momba anareo Yaveh, raha miaraka aminy ianareo. Raha mitady Azy ianareo, dia ho hitanareo Izy; fa raha mahafoy Azy ianareo, dia hafoiny. BSB BSB: So he went out to meet Asa and said to him, “Listen to me, Asa and all Judah and Benjamin. The LORD is with you when you are with Him. If you seek Him, He will be found by you, but if you forsake Him, He will forsake you.
3 ULB Ary nandritry ny fotoana naharitra, dia tsy nanana ilay Andriamanitra marina ny Israely, tsy nanana mpisorona nampianatra, ary tsy nanana ny lalàna. BSB BSB: For many years Israel has been without the true God, without a priest to instruct them, and without the law.
4 ULB Fa rehefa nitodika tamin'i Yaveh, ilay Andriamanitr' Israely izy ireo tamin'ny androm-pahorian'izy ireo, ary nitady Azy, dia hitan'izy ireo Izy. BSB BSB: But in their distress they turned to the LORD, the God of Israel, and sought Him, and He was found by them.
5 ULB Tamin'izany fotoana izany dia tsy nisy fiadanana ho an'izay nandeha lavitra, na ho an'izay nandeha nankaty; fa kosa, fikorontanana lehibe no tamin'ireo mponin'ny tany rehetra. BSB BSB: In those days there was no safety for travelers, because the residents of the lands had many conflicts.
6 ULB Potipotika izy ireo, firenena nanohitra firenena, ary tanàna nanohitra tanàna, satria nampijalian' Andriamanitra tamin'ireo karazana fijaliana rehetra izy ireo. BSB BSB: Nation was crushed by nation, and city by city, for God afflicted them with all kinds of adversity.
7 ULB Fa mahereza, ary aza avela halemy ny tananareo, fa ho valiana soa ny asanareo." BSB BSB: But as for you, be strong; do not be discouraged, for your work will be rewarded.”
8 ULB Rehefa ren'i Asa ireo teny ireo, ny faminanian'i Odeda mpaminany, dia nanana herim-po izy ary nanala ireo zavatra mahatsiravina hiala tamin'ny tanin'i Joda sy Benjamina rehetra, ary tamin'ireo tanàna izay babony avy tamin'ny tany havoan'i Efraima, ary namerina nanamboatra ny alitaran'i Yaveh izy, izay teo anoloan'ny lavarangan'ny tranon'i Yaveh. BSB BSB: When Asa heard these words and the prophecy of Azariah son of Oded the prophet, he took courage and removed the detestable idols from the whole land of Judah and Benjamin and from the cities he had captured in the hill country of Ephraim. He then restored the altar of the LORD that was in front of the portico of the LORD’s temple.
9 ULB Nangoniny ny Joda sy Benjamina rehetra, sy ireo izay nijanona niaraka tamin'izy ireo—olona avy tamin'i Efraima sy Manase, ary avy tamin'i Simeona. Fa maro an'isa izy ireo no nanatona azy avy any Israely, rehefa hitan'izy ireo fa nomba azy Yaveh Andriamaniny. BSB BSB: And he assembled all Judah and Benjamin, along with those from the tribes of Ephraim, Manasseh, and Simeon who had settled among them, for great numbers had come over to him from Israel when they saw that the LORD his God was with him.
10 ULB Noho izany dia niara-niangona tao Jerosalema izy ireo tamin'ny fahatelon'ny volana, tamin'ny faha-dimy ambin'ny folo taona nanjakan'i Asa. BSB BSB: So they gathered together in Jerusalem in the third month of the fifteenth year of Asa’s reign.
11 ULB Nanao sorona ho an'i Yaveh tamin'ny sasany tamin'ireo babo izay nentin'izy ireo tamin'izany andro izany izy ireo: omby fiton-jato sy ondry aman'osy fito arivo. BSB BSB: At that time they sacrificed to the LORD seven hundred oxen and seven thousand sheep from all the plunder they had brought back.
12 ULB Nanao fifanekena mba hitady an'i Yaveh, ilay Andriamanitry ny razambeny izy ireo, tamin'ny fon'izy ireo manontolo sy tamin'ny fanahin'izy ireo manontolo. BSB BSB: Then they entered into a covenant to seek the LORD, the God of their fathers, with all their heart and soul.
13 ULB Nanaiky izy ireo fa na iza na iza nandà ny hitady an'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely, dia tokony vonoina ho faty, na kely na lehibe ilay olona, na lahy na vavy. BSB BSB: And whoever would not seek the LORD, the God of Israel, would be put to death, whether young or old, man or woman.
14 ULB Nianiana tamin'i Yaveh tamin'ny feo avo, tamin'ny hiaka, sy tamin'ny trompetra ary anjomara izy ireo. BSB BSB: They took an oath to the LORD with a loud voice, with shouting, trumpets, and rams’ horns.
15 ULB Niravoravo tamin'ilay fianianana ny Joda rehetra, satria nianiana tamin'ny fony manontolo izy ireo, ary nitady fatratra an'Andriamanitra, ka hitan'izy ireo Izy. Nomen'i Yaveh fiadanana ny manodidina azy ireo rehetra. BSB BSB: And all Judah rejoiced over the oath, for they had sworn it with all their heart. They had sought Him earnestly, and He was found by them. So the LORD gave them rest on every side.
16 ULB Nesoriny tsy ho mpanjaka vavy ihany koa Imaka, renibeny, satria nanao sarin-javatra mahatsiravina tamin'ny baon'Aseraha izy. Notapahan'i Asa ilay sarin-javatra mahatsiravina, nohitsahany ho vovoka ary nodorany teo amin'ny lohasahan-driaka Kidrona izany. BSB BSB: King Asa also removed his grandmother Maacah from her position as queen mother because she had made a detestable Asherah pole. Asa chopped down the pole, crushed it, and burned it in the Kidron Valley.
17 ULB Kanefa ireo fitoerana avo tsy nesorina tao Israely. Na izany aza, feno fanoloran-tena tanteraka ny fon'i Asa tamin'ny androny rehetra. BSB BSB: The high places were not removed from Israel, but Asa’s heart was fully devoted all his days.
18 ULB Nentiny tao an-tranon'i Yaveh ireo zavatry ny rainy sy ireo zavany manokana izay an'i Yaveh: volafotsy sy ireo zavatra volamena. BSB BSB: And he brought into the house of God the silver and gold and the articles that he and his father had dedicated.
19 ULB Tsy nisy ady intsony hatramin'ny fahadimy amby telo-polo taona nanjakan'i Asa. BSB BSB: And there was no war until the thirty-fifth year of Asa’s reign.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.