1 ULB Ireo mponin'i Jerosalema dia nanao an' i Ahazia, faralahin'i Jehorama, ho mpanjaka handimby azy, fa ny tarik'ireo lehilahy izay niaraka tamin'ireo Arabo niditra tao amin'ny toby dia namono ireo zanany lahy lehibe rehetra. Ka dia Ahazia zanaka lahin'i Jehorama, mpanjakan'i Joda, no tonga mpanjaka. BSB BSB: Then the people of Jerusalem made Ahaziah, the youngest son of Jehoram, king in his place, since the raiders who had come into the camp with the Arabs had killed all the older sons. So Ahaziah son of Jehoram became king of Judah.
3 ULB Nandeha tamin'ny lalan'ny taranak'i Ahaba ihany koa izy satria ny reniny no mpanolotsaina azy tamin'ny fanaovan-dratsy. BSB BSB: Ahaziah also walked in the ways of the house of Ahab, for his mother was his counselor in wickedness.
4 ULB Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Ahazia, tahaka izay nataon'ny taranak'i Ahaba, satria izy ireo no mpanolotsainy taorian'ny nahafatesan-drainy, ho amin'ny faharavany. BSB BSB: And he did evil in the sight of the LORD, as the house of Ahab had done, for to his destruction they were his counselors after the death of his father.
5 ULB Nanaraka ny torohevitr'izy ireo ihany koa izy; nandeha niaraka tamin'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba, mpanjakan'Israely izy, mba hiady amin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria, tany Ramota-gileada. Nandratra an'i Jorama ireo Syriana. BSB BSB: Ahaziah also followed their counsel and went with Joram son of Ahab king of Israel to fight against Hazael king of Aram at Ramoth-gilead. But the Arameans wounded Joram.
6 ULB Niverina tany Jezirela i Jorama mba hanasitranana ny ratra izay nataon'izy ireo taminy tany Rama, tamin'izy niady tamin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria. Ka dia nidina tany Jezirela i Ahazia zanaka lahin'i Jehorama, mpanjakan'i Joda, mba hijery an'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba, satria naratra i Jorama. BSB BSB: So he returned to Jezreel to recover from the wounds they had inflicted on him at Ramah when he fought against Hazael king of Aram. Then Ahaziah son of Jehoram king of Judah went down to Jezreel to visit Joram son of Ahab, because Joram had been wounded.
7 ULB Ary ny faharavan'i Ahazia dia nentin'Andriamanitra tamin'ny famangian'i Ahazia an'i Jorama. Rehefa tonga izy, dia niaraka tamin'i Jehorama mba hanafika an'i Jeho zanaka lahin'i Nimsy, izay efa nofidian'i Yaveh handrava ny taranak'i Ahaba. BSB BSB: Ahaziah’s downfall came from God when he went to visit Joram. When Ahaziah arrived, he went out with Joram to meet Jehu son of Nimshi, whom the LORD had anointed to destroy the house of Ahab.
8 ULB Ary rehefa nanatanteraka ny fitsaran'Andriamanitra teo amin'ny taranak'i Ahaba i Jeho, dia nahita ireo mpitarika an'i Joda sy ireo zanaka lahin'ny rahalahin'i Ahazia nanompo an'i Ahazia izy. Novonoin'i Jeho izy ireo. BSB BSB: So while Jehu was executing judgment on the house of Ahab, he found the rulers of Judah and the sons of Ahaziah’s brothers who were serving Ahaziah, and he killed them.
9 ULB Nitady an'i Ahazia i Jeho; nosamborin'izy ireo tao am-pierena tao Samaria izy, nentina tany amin'i Jeho, ka novonoina izy. Avy eo nalevin'izy ireo izy, fa hoy izy ireo hoe: "Izy dia zanaka lahin'i Josafata, izay nitady an'i Yaveh tamin'ny fony rehetra." Ary dia tsy nanana fahefana hanapaka ny fanjakana intsony ny taranak'i Ahazia. BSB BSB: Then Jehu looked for Ahaziah, and Jehu’s soldiers captured him while he was hiding in Samaria. So Ahaziah was brought to Jehu and put to death. They buried him, for they said, “He is the grandson of Jehoshaphat, who sought the LORD with all his heart.” So no one was left from the house of Ahaziah with the strength to rule the kingdom.
10 ULB Ary rehefa hitan'i Atalia, renin'i Ahazia fa maty ny zanany lahy, dia nitsangana izy ary namono ireo zanak'andriana rehetra tao amin'ny taranak'i Joda. BSB BSB: When Athaliah the mother of Ahaziah saw that her son was dead, she proceeded to annihilate all the royal heirs of the house of Judah.
11 ULB Kanefa i Joseba, zanaka vavin'ny mpanjaka, naka an'i Joasy, zanaka lahin'i Ahazia, ary nanala azy teo amin'ireo zanaka lahin'ny mpanjaka izay novonoina. Napetrany tao amin'ny efitrano fatoriana izy sy ny mpitaiza azy. Ary Joseba, zanaka vavin'i Jehorama Mpanjaka, vadin'i Jehoiada mpisorona (fa anabavin'i Ahazia izy), nanafina azy tamin'i Atalia, mba tsy hamonoan'i Atalia azy. BSB BSB: But Jehoshabeath daughter of King Jehoram took Joash son of Ahaziah and stole him away from among the sons of the king who were being murdered, and she put him and his nurse in a bedroom. Because Jehoshabeath, the daughter of King Jehoram and the wife of Jehoiada the priest, was Ahaziah’s sister, she hid Joash from Athaliah so that she could not kill him.
12 ULB Niara-niery tamin'izy ireo tao an-tranon'Andriamanitra nandritry ny enin-taona izy, raha mbola i Atalia no nanjaka teo amin'ny tany. BSB BSB: And Joash remained hidden with them in the house of God for six years while Athaliah ruled the land.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.