2 Chronicles 27 27 2 Chronicles The kings of Judah Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Dimy amby roapolo taona i Jotama raha nanomboka nanjaka; nanjaka enina ambin'ny folo taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny; zanaka vavin'i Zadoka izy. BSB BSB: Jotham was twenty-five years old when he became king, and he reigned in Jerusalem sixteen years. His mother’s name was Jerushah daughter of Zadok.
2 ULB Nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy, nanaraka ny ohatra nataon-drainy, dia i Ozia, tamin'ny zavatra rehetra. Nitsahatra tamin'ny fidirana tao an-tempolin'i Yaveh ihany koa izy. Kanefa mbola nitondra tena tamin'ny fomba ratsy ihany ny vahoaka. BSB BSB: And he did what was right in the eyes of the LORD, just as his father Uzziah had done. In addition, he did not enter the temple of the LORD. But the people still behaved corruptly.
3 ULB Nanamboatra ny vavahady ambonin'ny tranon'i Yaveh izy, ary nanamboatra betsaka teo amin'ny havoan'i Ofela. BSB BSB: Jotham rebuilt the Upper Gate of the house of the LORD, and he worked extensively on the wall at the hill of Ophel.
4 ULB Fanampin'izany dia nanamboatra tanàna tany amin'ny tany havoan'i Joda, sy nanamboatra rova sy tilikambo tany amin'ireo ala izy. BSB BSB: He also built cities in the hill country of Judah and fortresses and towers in the forests.
5 ULB Niady tamin'ny mpanjakan'ny vahoakan'i Amona ihany koa izy ary nandresy azy ireo. Tamin'izany taona izany ihany, no nanomezan'ny vahoakan'i Amona azy talenta volafotsy zato, vary tritrika iray alina fatra, vary hordea iray alina fatra. Nomen'ny vahoakan'i Amona azy tahaka izany ihany izy ny taona faharoa sy fahatelo. BSB BSB: Jotham waged war against the king of the Ammonites and defeated them, and that year they gave him a hundred talents of silver, ten thousand cors of wheat, and ten thousand cors of barley. They paid him the same in the second and third years.
6 ULB Koa dia nihanahery i Jotama satria nandeha nahitsy teo anoloan'i Yaveh Andriamaniny. BSB BSB: So Jotham grew powerful because he ordered his ways before the LORD his God.
7 ULB Ary ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Jotama, ny adiny rehetra, ary ireo lalany, indro, voasoratra ao amin'ny bokin'ireo mpanjakan'Israely sy Joda izany. BSB BSB: As for the rest of the acts of Jotham, along with all his wars and his ways, they are indeed written in the Book of the Kings of Israel and Judah.
8 ULB Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka; nanjaka nandritry ny enina ambin'ny folo taona tao Jerosalema izy. BSB BSB: He was twenty-five years old when he became king, and he reigned in Jerusalem sixteen years.
9 ULB Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Jotama, ary nalevin'izy ireo tao an-tanànan'i Davida izy. Ahaza, zanany lahy, no tonga mpanjaka nandimby ny toerany. BSB BSB: And Jotham rested with his fathers and was buried in the City of David. And his son Ahaz reigned in his place.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read 2 Chronicles 27
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about 2 Chronicles 27, and keep Opened free for readers who can’t pay.