1 ULB Izaho, Paoly, miangavy anareo ny tenako, amin'ny fanetren-tena sy hamoram-panahin'i Kristy. Malemy fanahy aho rehefa eo amin'ny fanatrehanareo, nefa sahy ny aminareo aho rehefa tsy eo. BSB BSB: Now by the mildness and gentleness of Christ, I appeal to you—I, Paul, who am humble when face to face with you, but bold when away.
2 ULB Mangataka aminareo aho, rehefa miaraka aminareo aho, tsy mila sahy amin'ny fahatokisan-tena. Nefa aho mieritreritra fa mila sahy manohitra ireo izay mihevitra fa isika dia miaina araka ny nofo. BSB BSB: I beg you that when I come I may not need to be as bold as I expect toward those who presume that we live according to the flesh.
3 ULB Fa na izany aza dia mandeha araka ny nofo izahay, tsy miady araka ny nofo. BSB BSB: For though we live in the flesh, we do not wage war according to the flesh.
4 ULB Fa ny fiadiana izay iadianay dia tsy ara-nofo. Noho izany, manana hery avy any an-danitra ireo mba hamotehana ny fanahy ratsy. Fa tsy mitondra na inona na inona ny hevi-pitak'izy ireo. BSB BSB: The weapons of our warfare are not the weapons of the flesh. Instead, they have divine power to demolish strongholds.
5 ULB Ho simbaintsika ihany koa ireo zavatra avo izay manangana fanoherana ny fahalalana an'Andriamanitra. Fa mihevitra ny hambabo ny tsirairay amin'ny fankatoavana an'i Kristy isika. BSB BSB: We demolish arguments and every presumption set up against the knowledge of God; and we take captive every thought to make it obedient to Christ.
6 ULB Ary miomana amin'ny famaizana ny fihetsika tsy fankatoavana rehetra isika, vantany vao tanteraka ny fankatoavanareo. BSB BSB: And we will be ready to punish every act of disobedience, as soon as your obedience is complete.
7 ULB Jereo mazava izay eo anoloanareo. Fa na iza na iza no resy lahatra fa izy no Kristy, aoka hampatsiahy ny tenany izy fa izy tokoa dia Kristy, dia toy izany koa isika. BSB BSB: You are looking at outward appearances. If anyone is confident that he belongs to Christ, he should remind himself that we belong to Christ just as much as he does.
8 ULB Eny fa na dia mirehareha kely aza aho momban'ny fahefantsika, izay nomen'ny Tompo antsika mba hananganana ary tsy hanimba anareo, tsy ho menatra aho. BSB BSB: For even if I boast somewhat excessively about the authority the Lord gave us for building you up rather than tearing you down, I will not be ashamed.
9 ULB Tsy tiako izany ny hampihorohoro anareo amin'ny alalan'ny taratasiko. BSB BSB: I do not want to seem to be trying to frighten you by my letters.
10 ULB Fa ny olona sasany niteny hoe: "Matotra sy mahery ny taratasiny, nefa malemy ara-batana izy. Tsy mendrika hohenoina ny teniny." BSB BSB: For some say, “His letters are weighty and forceful, but his physical presence is unimpressive, and his speaking is of no account.”
11 ULB Aoka ny olona tahaka ireny ahafantatra fa ireo teny ao amin'ny taratasinay tamin'ny fotoana tsy nahateo anay dia maneho ny asa tokony ho ataonay rehefa tonga any izahay. BSB BSB: Such people should consider that what we are in our letters when absent, we will be in our actions when present.
12 ULB Tsy mandeha lavitra izahay na mampitaha ny tenanay amin'ireo izay midoka-tena. Fa raha mandrefy ny tenany amin'ny hafa izy ireo ary mampitaha ny tenany amin'ny hafa, dia tsy ho malina. BSB BSB: We do not dare to classify or compare ourselves with some who commend themselves. When they measure themselves by themselves and compare themselves with themselves, they show their ignorance.
13 ULB Isika, na izany aza, tsy hirehareha mihoatra ny tokony ho izy. Fa kosa, ataonay ihany izany izay misy fetrany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra izay mahakasika anareo. BSB BSB: We, however, will not boast beyond our limits, but only within the field of influence that God has assigned to us—a field that reaches even to you.
14 ULB Fa tsy mitandrina ny tenanay izahay rehefa tonga teny aminareo. Izahay no tonga voalohany hatrany aminareo niaraka tamin'ny filazantsaran'i Kristy. BSB BSB: We are not overstepping our bounds, as if we had not come to you. Indeed, we were the first to reach you with the gospel of Christ.
15 ULB Tsy nirehareha mihaotra ny fetra isika ny momban'ny asan'ny sasany. Nefa kosa, antenainay fa hitombo ny finoanareo amin'ny asa lehibe miandry ny tsirairay, ary samy amin'ny fetrany avy. BSB BSB: Neither do we boast beyond our limits in the labors of others. But we hope that as your faith increases, our area of influence among you will greatly increase as well,
16 ULB Fa izao no antenainay, mba ahafahanay mitory ny filazantsara na dia any amin'ny toerana lavitra anareo aza. Tsy hirehareha momban'ny asa efa vita tany amin'ny faritra hafa isika. BSB BSB: so that we can preach the gospel in the regions beyond you. Then we will not be boasting in the work already done in another man’s territory.
17 ULB "Nefa aoka ny iray izay mirehareha, hirehareha ao amin'ny Tompo." BSB BSB: Rather, “Let him who boasts boast in the Lord.”
18 ULB Fa tsy ilay iray izay manolotra ny tenany no ankatoavina. Nefa kosa, aoka ilay iray izay natolotry ny Tompo. BSB BSB: For it is not the one who commends himself who is approved, but the one whom the Lord commends.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.