1 ULB Mikasika ny asa fanompoana ho an'ny mpino, tsy tena ilaiko ny manoratra ho anareo. BSB BSB: Now about the service to the saints, there is no need for me to write to you.
2 ULB Fantatro ny momba ny fanirinareo, izay ireharehako amin'ny olon'i Makedonia. Nolazaiko azy ireo fa Akaia dia efa vonona nanomboka tamin'ny taona lasa. Ny zotom-ponareo no nanosika ny ankamaroan'izy ireo hiasa. BSB BSB: For I know your eagerness to help, and I have been boasting to the Macedonians that since last year you in Achaia were prepared to give. And your zeal has stirred most of them to do likewise.
3 ULB Ary nirahiko ny rahalahy mba tsy ho zava-poana ny fireharehantsika momba anareo, ary mba ho vonona ianareo, araka ny efa nolazaiko ho ianareo. BSB BSB: But I am sending the brothers in order that our boasting about you in this matter should not prove empty, but that you will be prepared, just as I said.
4 ULB Raha tsy izany, raha misy Makedoniana maro miaraka amiko ary mahita anareo mbola tsy vonona, dia ho menatra isika-tsy milaza na inona na inona momba anareo aho-noho ny fahatokiana anareo. BSB BSB: Otherwise, if any Macedonians come with me and find you unprepared, we—to say nothing of you—would be ashamed of having been so confident.
5 ULB Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika ireo rahalahy hankany aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin'ny fanomezana efa nampanantenainao. Izany dia ahafahana mivonona toy ny fitahiana, fa tsy toy ny zavatra tsy azo ekena. BSB BSB: So I thought it necessary to urge the brothers to visit you beforehand and make arrangements for the generous gift you had promised. This way, your gift will be prepared generously and not begrudgingly.
6 ULB Ny tena izy dia ity: Ny iray izay mamafy kely dia hijinja ny kely ihany koa, ary ny iray izay mamafy amin'ny tanjom-pitahiana dia hijinja fitahiana ihany koa. BSB BSB: Remember this: Whoever sows sparingly will also reap sparingly, and whoever sows generously will also reap generously.
7 ULB Avelao ny tsirairay hanome araka izay efa norafetiny tao am-pony. Aza avela manome fahoriana na faneriterena izy. Fa ny mpanome am-pifaliana no tian'Andriamanitra. BSB BSB: Each one should give what he has decided in his heart to give, not out of regret or compulsion. For God loves a cheerful giver.
8 ULB Ary Andriamanitra dia afaka mampitombo ny fitahiana ho anao, mba, amin'ny zavatra rehetra, dia afaka hahazo izay ilainareo rehetra mandrakariva ianareo. Izany no misy dia mba ahafahanareo manatombo ny asa soa anareo. BSB BSB: And God is able to make all grace abound to you, so that in all things, at all times, having all that you need, you will abound in every good work.
9 ULB Izany dia araka ny voasoratra hoe: "Nozarainy ireo harenany ary nanome azy ireny ho an'ny mahantra. Maharitra mandrakizay ny fahamarinany." BSB BSB: As it is written: “He has scattered abroad His gifts to the poor; His righteousness endures forever.”
10 ULB Izy izay mamatsy voa ho an'ny mpamboly izay mamafy sy ny mofo ho an'ny sakafo, dia hamatsy sy hampitombo ny voanao ihany koa ho amin'ny famafazana. Hampitombo ny vokatry ny fahamarinanao izy. BSB BSB: Now He who supplies seed to the sower and bread for food will supply and multiply your store of seed and will increase the harvest of your righteousness.
11 ULB Hahazo harena amin'ny fomba rehetra ianao mba hahatonga anao ho malala-tanana. Izany dia hitondra fanehoam-pisaorana an'Andriamanitra amin'ny alalanay. BSB BSB: You will be enriched in every way to be generous on every occasion, and through us your generosity will produce thanksgiving to God.
12 ULB Ny fanatanterahana io asa fanompoana io dia tsy vitan'ny hoe mahafeno ny zavatra ilain'ny mpino fotsiny ihany. Mitombo ihany koa izany amin'ny asa fanomezam- pisaorana an'Andriamanitra maro. BSB BSB: For this ministry of service is not only supplying the needs of the saints but is also overflowing in many expressions of thanksgiving to God.
13 ULB Fa noho ny fitsapana anareo izay voaporofo amin'io asa io, dia hanome voninahitra an'Andriamanitra koa ianareo amin'ny fankatoavana ny fibabohanareo amin'ny filazantsaran'i Kristy. Dia hanome voninahitra an'Andriamanitra koa ianareo amin'ny fahalalahan-tananareo amin'ny fanomezana ho an'izy ireo sy ny olon-drehetra. BSB BSB: Because of the proof this ministry provides, the saints will glorify God for your obedient confession of the gospel of Christ, and for the generosity of your contribution to them and to all the others.
14 ULB Maniry anao izy ireo, ary mivavaka ho anao izy ireo. Manao izany izy ireo noho ny fahalebiazan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. BSB BSB: And their prayers for you will express their affection for you, because of the surpassing grace God has given you.
15 ULB Ho an'Andriamanitra anie ny saotra noho ny fanomezany tsy hay lazaina! BSB BSB: Thanks be to God for His indescribable gift!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.