1 ULB Tianay ho fantatrareo, ry rahalahy, ny momban'ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena tao amin'ireo fiangonan'i Makedonia. BSB BSB: Now, brothers, we want you to know about the grace that God has given the churches of Macedonia.
2 ULB Nandritran'ny fitsapana lehibe amin'ny fahoriana, ny fitobaky ny hafaliany sy ny fara-fahantran'izy ireo dia niteraka haren-dehiben'ny falalan-tanana. BSB BSB: In the terrible ordeal they suffered, their abundant joy and deep poverty overflowed into rich generosity.
3 ULB Satria mijoro vavolombelona aho fa nanao be arak'izay vitany izy ireo, ary mihoatra an'izay vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon'izy ireo manokana BSB BSB: For I testify that they gave according to their ability and even beyond it. Of their own accord,
4 ULB sy niaraka tamin'ny fitalahoana mafy no nangatahan'izy ireo taminay ny fahafahana mba hanana anjara amin'ity asa fanompoana eo amin'ireo mpino ity. BSB BSB: they earnestly pleaded with us for the privilege of sharing in this service to the saints.
5 ULB Tsy niseho arak'izay nantenainay izany. Fa kosa, nanolotra ny tenany mialoha tamin'Andriamanitra izy ireo. Ary nanolo-tena ho anay izy ireo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra. BSB BSB: And not only did they do as we expected, but they gave themselves first to the Lord and then to us, through the will of God.
6 ULB Ka namporisika an'i Titosy izahay, izay efa nanomboka an'izany asa izany, mba hanantanteraka ny fahasoavana eo aminareo. BSB BSB: So we urged Titus to help complete your act of grace, just as he had started it.
7 ULB Fa ianareo kosa dia manan-karena amin'ny zavatra rehetra, amin'ny finoana, amin'ny teny, amin'ny falalana, amin'ny fahazotona rehetra, ary amin'ny fitiavanareo anay. Koa ataovy azo antoka mba hanan-karena amin'izany asa fahasoavana ianareo. BSB BSB: But just as you excel in everything—in faith, in speech, in knowledge, in complete earnestness, and in the love we inspired in you—see that you also excel in this grace of giving.
8 ULB Tsy miteny izany toy ny didy aho. Fa kosa, miteny izany aho amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana izany amin'ny zotom-pon'ny olona hafa. BSB BSB: I am not giving a command, but I am testing the sincerity of your love through the earnestness of others.
9 ULB Satria fantatrareo ny fahasoavan'nyTompontsika Jesosy Kristy. Ka na nanan-karena aza izy, dia lasa mahantra noho ianareo, koa amin'ny alalan'ny fahantrana no mety ahazoanareo harena. BSB BSB: For you know the grace of our Lord Jesus Christ, that though He was rich, yet for your sake He became poor, so that you through His poverty might become rich.
10 ULB Amin'izany resaka izany dia hanome toro-hevitra anareo aho izay hanampy anareo. Herintaona lasa izay, dia tsy nanomboka nanao zavatra fotsiny ianareo, fa naniry ny manao izany. BSB BSB: And this is my opinion about what is helpful for you in this matter: Last year you were the first not only to give, but even to have such a desire.
11 ULB Ankehitriny vitao izany, toy ny nisian'ny zotom-po sy ny faniriana hanao izany, dia enga anie hanatanterka izany koa ianareo, arak'izay azonareo hatao. BSB BSB: Now finish the work, so that you may complete it with the same eager desire, according to your means.
12 ULB Satria raha maniry mafy ny hanao izany asa izany ianareo, dia zavatra tsara sy azo ekena izany. Tsy maintsy mifototra amin'izay hananan'ny olona iray izany, fa tsy izay tsy ananany. BSB BSB: For if the eagerness is there, the gift is acceptable according to what one has, not according to what he does not have.
13 ULB Fa izany asa izany dia tsy mba hanamaivana ny hafa ary hanavesatra anareo. Fa kosa, tokony hisy ny rariny. BSB BSB: It is not our intention that others may be relieved while you are burdened, but that there may be equality.
14 ULB Ny harenareo amin'izao fotoana izao dia hanome izay ilain'izy ireo. Ka izany koa dia mba hanomezan'ny haren'izy ireo izay ilainareo. Ary mba anomezan'izy ireo ny rariny BSB BSB: At the present time, your surplus will meet their need, so that in turn their surplus will meet your need. This way there will be equality.
15 ULB Araka izay efa voasaoratra hoe: "ilay iray izay nanana betsaka dia tsy nanana ambiny, ary ilay iray izay nanana ny kely dia tsy nanana ny tsy ampy. BSB BSB: As it is written: “He who gathered much had no excess, and he who gathered little had no shortfall.”
16 ULB Fa an'Andriaminatra ny fisaorana, izay nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny fahamatorana izay ananako aminareo. BSB BSB: But thanks be to God, who put into the heart of Titus the same devotion I have for you.
17 ULB Fa izy tsy nanaiky fotsiny ny antsontsika, fa tena matotra ny amin'izany ihany koa. Nanatona anao tamin'ny sitrapony manokana izy. BSB BSB: For not only did he welcome our appeal, but he is eagerly coming to you of his own volition.
18 ULB Nalefanay izy niaraka tamin'ilay rahalahy izay noderaina teo anivon'ny fiangonana rehetra noho ny asany izay mitory ny filazantsara. BSB BSB: Along with Titus we are sending the brother who is praised by all the churches for his work in the gospel.
19 ULB Tsy izany ihany, fa izy ihany koa dia notendren'ireo fiangonana mba handeha hiaraka aminay hitondra izao asan'ny fahalalan-tanana izao. Izany dia ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fanirianay hanampy. BSB BSB: More than that, this brother was chosen by the churches to accompany us with the gracious offering we administer to honor the Lord Himself and to show our eagerness to help.
20 ULB Mitandrina izahay ny amin'ny mety hisian'ny olona mitaraina mombanay mahakasika an'io asa fahalala-tanana izay hataonay io. BSB BSB: We want to avoid any criticism of the way we administer this generous gift.
21 ULB Ka mila mitandrina izahay mba hanao ny mendrika, fa tsy eo anatrehan'ny Tompo irery ihany, fa eo alohan'ny olona koa. BSB BSB: For we are taking great care to do what is right, not only in the eyes of the Lord, but also in the eyes of men.
22 ULB Mandefa rahalahy iray hafa ihany koa izahay miaraka amin'izy ireo. Matetika izahay no nitsapa azy, ary nahita azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokoa izy izao ankehitriny noho ilay fahatokisana lehibe izay ananany aminareo. BSB BSB: And we are sending along with them our brother who has proven his earnestness to us many times and in many ways, and now even more so by his great confidence in you.
23 ULB Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa amiko ho anareo. Raha ny amin'ny rahalahinay, dia nalefan'ireo fiangonana izy ireo. Voninahitra ho an'i Kristy izy ireo. BSB BSB: As for Titus, he is my partner and fellow worker among you. As for our brothers, they are messengers of the churches, the glory of Christ.
24 ULB Koa asehoy azy ireo ny fitiavanareo, ary asehoy amin'ny fiangonana ny anton'ny fireharehanay momba anareo. BSB BSB: In full view of the churches, then, show these men the proof of your love and the reason for our boasting about you.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.