1 ULB Fanintelony izao no nandalovako aty aminareo. "Ny fiampangana rehetra dia tsy maintsy miorina amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roa na telo." BSB BSB: This is the third time I am coming to you. “Every matter must be established by the testimony of two or three witnesses.”
2 ULB Efa niteny tamin'ireo izay nanota ao taloha sy tamin'ireo ambiny rehetra rehefa teo fanindroany, ary lazaiko indray izany: "Rehefa tonga indray aho, dia tsy hiantra azy ireo aho." BSB BSB: I already warned you the second time I was with you. So now in my absence I warn those who sinned earlier and everyone else: If I return, I will not spare anyone,
3 ULB Miteny anareo izany aho satria ianareo dia mitady porofo fa i Kristy dia miteny amin'ny alalako. Tsy marefo aminareo Izy. Fa kosa, mahery ao aminareo Izy. BSB BSB: since you are demanding proof that Christ is speaking through me. He is not weak in dealing with you but is powerful among you.
4 ULB Fa Izy nohombohana amin'ny fahalemena, nefa velona tamin'ny herin'Andriamanitra. Fa isika kosa dia marefo ao aminy, kanefa isika dia miara-miaina amin'ny herin'Andriamanitra eo anivonareo. BSB BSB: For He was indeed crucified in weakness, yet He lives by God’s power. For we are also weak in Him, yet by God’s power we will live with Him concerning you.
6 ULB Ary izaho mahatoky fa ianareo dia hiaiky fa isika dia nahomby amin'izany fitsapana izany. BSB BSB: And I hope you will realize that we have not failed the test.
7 ULB Ankehitriny isika dia mivavaka amin'Andriamanitra fa tsy afaka ny anao zavatra ratsy ianareo. Izaho dia tsy mivavaka ny afaka ahitana fa isika dia nahomby amin'ny fitsapana. Fa kosa, izaho dia nivavaka ny mba ahafahanareo manao izay mety kanefa isika dia mety ho hita ho toy ny tsy nahomby tamin'ny fitsapana. BSB BSB: Now we pray to God that you will not do anything wrong—not that we will appear to have stood the test, but that you will do what is right, even if we appear to have failed.
8 ULB Fa isika dia tsy afaka ny hanao zavatra manohitra amin'ny fahamarinana, fa ho an' ny fahamarinana irery ihany. BSB BSB: For we cannot do anything against the truth, but only for the truth.
9 ULB Fa isika dia mifaly rehefa marefo ary mafy ianareo. Fa isika ihany koa dia mivavaka mba ho ataontsika feno ianareo. BSB BSB: In fact, we rejoice when we are weak but you are strong, and our prayer is for your perfection.
10 ULB Manoratra ireto zavatra ireto aho raha manalavitra anareo aho, ka rehefa miaraka aminareo aho dia tsy voatery mitondra anareo an-katezerana amin'ny fampiasana ny fahefako- izay nomen'ny Tompo ahy, mba ananganako anareo, ary tsy hanimba anareo. BSB BSB: This is why I write these things while absent, so that when I am present I will not need to be severe in my use of the authority that the Lord gave me for building you up, not for tearing you down.
11 ULB Farany, ry rahalahy, mifalia! miasà ho amin'ny famerenana amin'ny laoniny, mahereza, mifaneke ny tsirairay, miainà am-piadanana, ary ny Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana dia hiaraka aminareo. BSB BSB: Finally, brothers, rejoice! Aim for perfect harmony, encourage one another, be of one mind, live in peace. And the God of love and peace will be with you.
12 ULB Mifampiarahabà ianareo amin'ny fanorohona Masina. BSB BSB: Greet one another with a holy kiss.
13 ULB Ireo mpino rehetra dia manao veloma anareo. BSB BSB: All the saints send you greetings.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.