1 ULB Paoly, apostoly_ tsy apostoly avy amin'ny olona na tamin'ny alalan'ny olona, fa avy amin'i Jesosy Kristy sy ilay Andriamanitra Ray, izay nanangana Azy tamin'ny maty_ BSB BSB: Paul, an apostle—sent not from men nor by man, but by Jesus Christ and God the Father, who raised Him from the dead—
2 ULB ary ireo rahalahy rehetra miaraka amiko, ho an'ireo fiangonan'ny Galatiana: BSB BSB: and all the brothers with me, To the churches of Galatia:
3 ULB Fahasoavana ho aminareo ary fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo, BSB BSB: Grace and peace to you from God our Father and the Lord Jesus Christ,
4 ULB izay nanolotra ny tenany ho an'ny fahotantsika mba hanafahany antsika amin'izao andron'ny faharatsiana izao, araka ny sitrapon'Andriamanitsika sy Raintsika, BSB BSB: who gave Himself for our sins to rescue us from the present evil age, according to the will of our God and Father,
5 ULB ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena. BSB BSB: to whom be glory forever and ever. Amen.
7 ULB Tsy midika akory izany fa misy filanzantsara hafa, fa misy olona maromaro izay mitondra fikorontanana ho anareo ary te hanova ny filazantsaran'i kristy. BSB BSB: which is not even a gospel. Evidently some people are troubling you and trying to distort the gospel of Christ.
9 ULB Araka izay nolazainay taloha, dia ankehitriny aho manambara indray hoe: "Raha misy olona manambara aminareo filazantsara hafa noho izay noraisinareo, dia aoka izy ho voaozona." BSB BSB: As we have said before, so now I say again: If anyone is preaching to you a gospel contrary to the one you received, let him be under a curse!
10 ULB Moa ve izaho ankehitriny mitady ny fakantoavan'ny olona sa Andriamanitra? Moa ve izaho mitady izay hampifaly ny olona? Raha mbola manohy miezaka ny hampifaly olona aho, dia tsy mpanompon'i Kristy. BSB BSB: Am I now seeking the approval of men, or of God? Or am I striving to please men? If I were still trying to please men, I would not be a servant of Christ.
11 ULB Fa tiako ho fantatrareo, ry rahalahiko, fa ny filazantsara izay nambarako dia tsy filazantsaran'olombelona. BSB BSB: For I want you to know, brothers, that the gospel I preached was not devised by man.
12 ULB Tsy nandray izany tamin'olona aho, na nampianarina ahy izany. Fa kosa, izany dia fanambaran'i Kristy Jesosy tamiko. BSB BSB: I did not receive it from any man, nor was I taught it; rather, I received it by revelation from Jesus Christ.
14 ULB Nandroso tamin'ny fivavahan'ny Jiosy aho nihoatra ny maro tamin'ireo nitovy taona tamiko, avy tamin'ireo iray firenena tamiko. Toy izany ny fomba nihazonako mafy ireo fomban-drazako. BSB BSB: I was advancing in Judaism beyond many of my contemporaries and was extremely zealous for the traditions of my fathers.
15 ULB Kanefa Andriamanitra, izay nanokana ahy hatrany an-kibon-dreniko, ary niantso ahy tamin'ny alalan'ny fahasoavany, BSB BSB: But when God, who set me apart from my mother’s womb and called me by His grace, was pleased
16 ULB rehefa faly ny hampiseho ny Zanany lahy tamiko, mba hahafahako manambara Azy any amin'ny Jentilisa, dia tsy naka saina tamin'ny nofo sy ra avy hatrany aho. BSB BSB: to reveal His Son in me so that I might preach Him among the Gentiles, I did not rush to consult with flesh and blood,
17 ULB Tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin'ireo efa lasa Apostoly talohako aho. Fa kosa, nandeha tany Arabia ary avy eo niverina tany Damaskosy aho. BSB BSB: nor did I go up to Jerusalem to the apostles who came before me, but I went into Arabia and later returned to Damascus.
20 ULB Ary ao amin'izay soratako ho anareo, dia manome toky anareo aho eo anatrehan'Andriamanitra, fa tsy mandainga aho. BSB BSB: I assure you before God that what I am writing to you is no lie.
21 ULB Avy eo aho dia nandeha tany amin'ny faritr'i Syria sy Kilikia. BSB BSB: Later I went to the regions of Syria and Cilicia.
22 ULB Tsy mbola fantatra teo amin'ireo fiangonan'i Jodia izay ao amin'i Kristy aho. BSB BSB: I was personally unknown, however, to the churches of Judea that are in Christ.
23 ULB Henon'izy ireo fotsiny izay voalaza hoe: "Ilay lehilahy izay nanenjika antsika fahiny ankehitriny dia manambara ilay finoana izay niezahany nopotehina taloha." BSB BSB: They only heard the account: “The man who formerly persecuted us is now preaching the faith he once tried to destroy.”
24 ULB Noho izany izy ireo dia nidera an'Andriamanitra noho ny amiko. BSB BSB: And they glorified God because of me.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.