2 ULB Niakatra tany nohon'ny fanambarana iray aho ary nametraka teo amin'izy ireo ny filazantsara izay toriako eo amin'ireo Jentilisa. Niresaka mitokana tamin'ireo izay noheverina ho manan-danja aho, mba hahazoana antoka fa tsy nihazakazaka_ na efa nihazakazaka_ very maina aho. BSB BSB: I went in response to a revelation and set before them the gospel that I preach among the Gentiles. But I spoke privately to those recognized as leaders, for fear that I was running or had already run in vain.
3 ULB Fa na Titosy aza, izay niaraka tamiko no sady Grika, dia noterena ho voafora. BSB BSB: Yet not even Titus, who was with me, was compelled to be circumcised, even though he was a Greek.
4 ULB Niditra mangingina ireo rahalahy sandoka mba hitsikilo ny fahafahana hanananay ao amin'i Kristy Jesosy. Naniry ny hanandevo anay izy ireo, BSB BSB: This issue arose because some false brothers had come in under false pretenses to spy on our freedom in Christ Jesus, in order to enslave us.
5 ULB fa tsy nety ny hanaiky azy ireo na dia fotoana kely aza izahay, mba hitoeran'ny fahamarinan'ny filazantsara aminareo. BSB BSB: We did not give in to them for a moment, so that the truth of the gospel would remain with you.
6 ULB Fa ireo izay noheverina ho manan-danja (na inona na inona izy ireo dia tsy mampaninona ahy, Andriamanitra dia tsy miangatra)_ lazaiko, ireo, izay heverina ho manan-danja dia tsy nanampy na inona na inona tamiko. BSB BSB: But as for the highly esteemed—whatever they were makes no difference to me; God does not show favoritism—those leaders added nothing to me.
7 ULB Mifanohitra amin'izany, hitan'izy ireo fa nanankinana ny filazantsara ho an'ireo izay tsy voafora aho, tahaka ny nanankinana an'i Petera ny filazantsara ho an'ireo izay voafora. BSB BSB: On the contrary, they saw that I had been entrusted to preach the gospel to the uncircumcised, just as Peter had been to the circumcised.
8 ULB Fa Andriamanitra, izay niasa tao amin'i Petera ho amin'ny maha-apostoly ho an'ireo izay voafora, dia niasa tato amiko ihany koa ho an'ireo Jentilisa. BSB BSB: For the One who was at work in Peter’s apostleship to the circumcised was also at work in my apostleship to the Gentiles.
9 ULB I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, izay fantatra fa anisan'ireo nanorina ny fiangonana, rehefa nahalala ny fahasoavana izay nomena ahy, dia nanome ny tanana ankavanan'ny fiombonana ho ahy sy Barabasy izy ireo. Nataon'izy ireo izany mba hahafahanay mankany amin'ny Jentilisa, ary mba hahafahan'izy ireo mankany amin'ireo izay voafora. BSB BSB: And recognizing the grace that I had been given, James, Cephas, and John—those reputed to be pillars—gave me and Barnabas the right hand of fellowship, so that we should go to the Gentiles, and they to the circumcised. 10 ULB Nangataka fotsiny izy ireo mba hahatsiaro ny mahantra izahay, izay zavatra tena tiako atao tokoa. BSB BSB: They only asked us to remember the poor, the very thing I was eager to do.
11 ULB Fa rehefa tonga tany Antioka i Kefasy, dia nanohitra azy teo amin'ny tavany aho satria voalaza fa diso izy. BSB BSB: When Cephas came to Antioch, however, I opposed him to his face, because he stood condemned.
12 ULB Talohan'ny nahatongavan'ireo lehilahy sasany avy any amin'i Jakoba, dia teo am-pisakafoana niaraka tamin'ireo Jentilisa i Kefasy. Fa rehefa tonga ireo lehilahy ireo, dia nijanona izy ary niala lavitra an'ireo Jentilisa. Natahotra ireo izay nitaky famorana izy. BSB BSB: For before certain men came from James, he used to eat with the Gentiles. But when they arrived, he began to draw back and separate himself, for fear of those in the circumcision group.
13 ULB Ny sisa tamin'ireo Jiosy koa dia niray tamin'izany fiatsaram-belatsihy izany. Na i Barnabasy aza dia voavily lalana niaraka tamin'izy ireo tamin'ny fiatsaram-belatsihin'izy ireo. BSB BSB: The other Jews joined him in his hypocrisy, so that by their hypocrisy even Barnabas was led astray.
14 ULB Fa rehefa hitako fa tsy manaraka ny fahamarinan'ny filazantsara ny fitondran-tenan'izy ireo, dia niteny tamin'i Kefasy teo anoloan'izy rehetra aho hoe: "Raha Jiosy ianao kanefa miaina tahaka ny Jentilisa fa tsy tahaka ny Jiosy, ahoana no ahafahanao manery ireo Jentilisa hiaina tahaka ny Jiosy?" BSB BSB: When I saw that they were not walking in line with the truth of the gospel, I said to Cephas in front of them all, “If you, who are a Jew, live like a Gentile and not like a Jew, how can you compel the Gentiles to live like Jews?”
15 ULB Isika dia Jiosy tamin'ny alalan'ny fahaterahana fa tsy mpanota Jentilisa; BSB BSB: We who are Jews by birth and not Gentile “sinners”
16 ULB fantatsika anefa fa tsy misy olona hamarinin'ny asan'ny lalàna fa amin'ny alalan'ny finoana an'i Kristy Jesosy. Isika ihany koa dia tonga tamin'ny finoana an'i Jesosy Kristy mba ho hamarinina amin'ny finoana an'i Kristy fa tsy amin'ny asan'ny lalàna. Fa tsy hisy nofo ho hamarinina amin'ny asan'ny lalàna. BSB BSB: know that a man is not justified by works of the law, but by faith in Jesus Christ. So we, too, have believed in Christ Jesus, that we may be justified by faith in Christ and not by works of the law, because by works of the law no one will be justified.
17 ULB Fa raha toa ka, mitady ho hamarinina ao amin'i Kristy isika, isika ihany koa, dia hita fa mpanota, moa mamporisika ny fahotana ary ve i Kristy? Tsia avy hatrany! BSB BSB: But if, while we seek to be justified in Christ, we ourselves are found to be sinners, does that make Christ a minister of sin? Certainly not!
18 ULB Fa raha manangana indray ireo zavatra efa noravako taloha aho, dia manaporofo ny tenako ho mpandika lalàna aho. BSB BSB: If I rebuild what I have already torn down, I prove myself to be a lawbreaker.
19 ULB Fa tamin'ny lalàna no nahafatesako amin'ny lalàna, mba ho velona ho an'Andriamanitra aho. BSB BSB: For through the law I died to the law so that I might live to God.
20 ULB Nohomboana niaraka tamin'i Kristy aho. Tsy izaho intsony no velona, fa i Kristy no velona ato anatiko. Ny fiainana iainako ao amin'ny nofo ankehitriny dia iainako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, izay tia ahy ka nanolotra ny tenany ho ahy. BSB BSB: I have been crucified with Christ, and I no longer live, but Christ lives in me. The life I live in the body, I live by faith in the Son of God, who loved me and gave Himself up for me.
21 ULB Tsy manilika ny fahasoavan' Andriamanitra aho, fa raha azo amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia tsy misy dikany ny nahafatesan'i Kristy! BSB BSB: I do not set aside the grace of God. For if righteousness comes through the law, then Christ died for nothing.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.