1 ULB Ry Galatiana Adala! Iza no namosavy anareo? Teo imasonareo indrindra no nanehoana an'i Jesosy Kristy voahombo. BSB BSB: O foolish Galatians! Who has bewitched you? Before your very eyes Jesus Christ was clearly portrayed as crucified.
2 ULB Izao ihany no zavatra tiako ianarana aminareo: Nandray ny Fanahy tamin'ny asan'ny lalàna sa tamin'ny finoana izay renareo ianareo? BSB BSB: I would like to learn just one thing from you: Did you receive the Spirit by works of the law, or by hearing with faith?
3 ULB Adala tokoa ve ianareo? Niatomboka tamin'ny Fanahy ianareo, dia hiafara amin'ny nofo ve ankehitriny? BSB BSB: Are you so foolish? After starting in the Spirit, are you now finishing in the flesh?
4 ULB Moa niharitra zava-maro tamin'ny tsy misy dikany ve ianareo_ fa raha tena zava-poana tokoa ary izany? BSB BSB: Have you suffered so much for nothing, if it really was for nothing?
5 ULB Moa ve izy izay manome ny Fanahy anareo sy manao asa mahagaga eo aminareo dia manao izany izany amin'ny asan'ny lalàna, sa amin'ny fihainoana amin'ny finoana? BSB BSB: Does God lavish His Spirit on you and work miracles among you because you practice the law, or because you hear and believe?
6 ULB Tahaka an'i Abrahama "nino an'Andriamanitra ary nisaina ho fahamarinany izany," BSB BSB: So also, “Abraham believed God, and it was credited to him as righteousness.”
7 ULB dia tahaka izany, fantaro, fa ireo izay amin'ny finoana dia zanak'i Abrahama. BSB BSB: Understand, then, that those who have faith are sons of Abraham.
8 ULB Ny Soratra Masina, nahita mialoha fa Andriamanitra hanamarina ireo Jentilisa amin'ny finoana, dia nitory ny filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, niteny hoe: "Avy aminao no hitahiana ny firenena rehetra." BSB BSB: The Scripture foresaw that God would justify the Gentiles by faith, and foretold the gospel to Abraham: “All nations will be blessed through you.”
9 ULB Koa, ireo izay amin'ny finoana dia voatahy miaraka amin'i Abrahama, ilay olon'ny finoana. BSB BSB: So those who have faith are blessed along with Abraham, the man of faith.
10 ULB Ireo izay miankina amin'ny asan'ny lalàna dia eo ambanin'ny ozona; fa voasoratra hoe: "Voaozona izay rehetra tsy manaiky ny zavatra rehetra voasoratra ao anatin'ny bokin'ny lalàna, sy manao ireny." BSB BSB: All who rely on works of the law are under a curse. For it is written: “Cursed is everyone who does not continue to do everything written in the Book of the Law.”
11 ULB Ankehitriny dia mazava fa tsy misy olona izay hamarinina eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàna, satria ny marina dia ho velona amin'ny finoana. BSB BSB: Now it is clear that no one is justified before God by the law, because, “The righteous will live by faith.”
12 ULB Fa ny lalàna dia tsy araka ny finoana, fa kosa, "Ny olona izay manao ny asan'ny lalàna dia tsy maintsy velona amin'ireo". BSB BSB: The law, however, is not based on faith; on the contrary, “The man who does these things will live by them.”
14 ULB mba ho tonga amin'ny Jentilisa ny fitahian'i Abrahama ao amin'i Kristy Jesosy, mba ho amin'ny finoana no ahazoantsika ilay fampanantenan'ny Fanahy. BSB BSB: He redeemed us in order that the blessing promised to Abraham would come to the Gentiles in Christ Jesus, so that by faith we might receive the promise of the Spirit.
15 ULB Ry rahalahy, avelao aho hiteny araka ny fanaon'ny olona. Ao amin'ny fifanarahana ataon'ny olona, tsy misy afaka manafoana na manampy izay ao, rehefa tafapetraky ny lalàna izany. BSB BSB: Brothers, let me put this in human terms. Even a human covenant, once it is ratified, cannot be canceled or amended.
16 ULB Ary ireo fampanantenana dia nolazaina tamin'i Abrahama sy tamin'ireo taranany. Tsy milaza izany hoe: "ho an'ny taranaka," manondro olona maro, fa kosa olona iray ihany, "ho an'ny taranakao," dia i Kristy. BSB BSB: The promises were spoken to Abraham and to his seed. The Scripture does not say, “and to seeds,” meaning many, but “and to your seed,” meaning One, who is Christ.
17 ULB Ary izao no tiako ho lazaina: "Ny lalàna, izay tonga telo-polo sy efa-jato taona taty aoriana, dia tsy hahafoana ny fanekena izay efa napetrak'Andriamanitra mialoha. BSB BSB: What I mean is this: The law that came 430 years later does not revoke the covenant previously established by God, so as to nullify the promise.
18 ULB Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny fampanantenana intsony izany. Fa Andriamanitra nanome izany an'i Abrahama tamin'ny alalan'ny fampanantenana. BSB BSB: For if the inheritance depends on the law, then it no longer depends on a promise; but God freely granted it to Abraham through a promise.
19 ULB Inona, ary, ny tanjon'ny lalàna? Nasiana izany noho ireo fandikan-dalàna, mandra-pahatongan'ny taranak'i Abrahama eo amin'izay nanaovana ny fampanantenana. Ny lalàna dia nataon'ny mpanalalana iray ho manan-kery tamin'ny alalan'ny anjely. BSB BSB: Why then was the law given? It was added because of transgressions, until the arrival of the seed to whom the promise referred. It was administered through angels by a mediator.
20 ULB Fa ny mpanalalana dia midika olona mihoatra ny iray, kanefa Andriamanitra dia iray. BSB BSB: A mediator is unnecessary, however, for only one party; but God is one.
21 ULB Moa ve ny lalàna manohitra ireo fampanantenan'Andriamanitra? Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna nomena izay afaka manome fiainana, dia avy tamin'ny lalàna tokoa ny fahamarinana. BSB BSB: Is the law, then, opposed to the promises of God? Certainly not! For if a law had been given that could impart life, then righteousness would certainly have come from the law.
22 ULB Fa ny Soratra Masina nanagadra ny zava-drehetra ambanin'ny fahotana. Nanao izany Andriamanitra mba hanomezana ho an'ireo mino ny fampanantenana ny hanavotana antsika amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy. BSB BSB: But the Scripture pronounces all things confined by sin, so that by faith in Jesus Christ the promise might be given to those who believe.
23 ULB Ary talohan'ny ny nahatongavan'ny finoana, isika dia notazonina ho babo tao ambanin'ny lalàna, nogadraina mandra-pisehon'ny finoana. BSB BSB: Before this faith came, we were held in custody under the law, locked up until faith should be revealed.
24 ULB Koa avy eo ny lalàna dia lasa mpiambina antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarina amin'ny finoana isika. BSB BSB: So the law became our guardian to lead us to Christ, that we might be justified by faith.
25 ULB Fa izao dia tonga izany finoana izany, ka tsy eo ambanin'ny mpiambina intsony isika. BSB BSB: Now that faith has come, we are no longer under a guardian.
26 ULB Fa ianareo rehetra dia zanak'Andriamanitra ao amin'ny finoana an'i Kristy Jesosy. BSB BSB: You are all sons of God through faith in Christ Jesus.
27 ULB Fa maro aminareo izay natao batisa tao amin'i Kristy, no nandray an'i Kristy. BSB BSB: For all of you who were baptized into Christ have clothed yourselves with Christ.
29 ULB Koa raha an'i Kristy ianareo, dia taranak'i Abrahama, sy mpandova araka ny fampanantenana ianareo. BSB BSB: And if you belong to Christ, then you are Abraham’s seed and heirs according to the promise.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.