1 ULB Fa nanapa-kevitra ny tsy anantona anareo indray ny tenako amin'ny fotoam-pangirifiriana. BSB BSB: So I made up my mind not to make another painful visit to you.
2 ULB Raha niteraka alahelo anareo aho, iza no afaka mampifaly ahy akoatran'ilay iray izay noratraiko ihany? BSB BSB: For if I grieve you, who is left to cheer me but those whom I have grieved?
3 ULB Nanoratra aho tahaka ny nataoko mba tsy ho voaratran'ireo izay tokony nampifaly ahy rehefa tonga tany aminareo. Izaho dia manana fahatokisana ny aminareo rehetra fa ny fifaliako dia fifaliana mitovy amin'ny anareo rehetra. BSB BSB: I wrote as I did so that on my arrival I would not be grieved by those who ought to make me rejoice. I had confidence in all of you, that you would share my joy.
4 ULB Fa nanoratra ho anareo aho avy amin'ny fahoriana lehibe, miaraka amin'ny fangirifirin'ny fo, ary miaraka amin'ny ranomaso be. Tsy te ampalahelo anareo aho. Fa kosa, te hampahafantatra anareo ny alalin'ny fitiavana izay ananako ho anareo. BSB BSB: For through many tears I wrote you out of great distress and anguish of heart, not to grieve you but to let you know how much I love you.
5 ULB Raha nisy olona niteraka alahelo, tsy niteraka izany tamiko ihany izy, fa amin'ny endrika hafa—tsy hanitarana loatra izany—aminareo rehetra. BSB BSB: Now if anyone has caused grief, he has not grieved me but all of you—to some degree, not to overstate it.
6 ULB Ampy ny fanasaziana nataon'ny maro an'isa io olona io. BSB BSB: The punishment imposed on him by the majority is sufficient for him.
7 ULB Ka ankehitriny raha tokony ho fanasaziana, ianareo dia tokony hamela heloka sy hampionona azy. Ataovy izany mba tsy handifotra azy amin'ny alahelo be loatra. BSB BSB: So instead, you ought to forgive and comfort him, so that he will not be overwhelmed by excessive sorrow.
8 ULB Noho izany mankahery anareo aho mba hanamafy ampahibe-maso ny fitiavanareo Azy. BSB BSB: Therefore I urge you to reaffirm your love for him.
9 ULB Izany no antony nanoratako, amin'izay mba mety hitsapako anareo ary ahafantarako na mankatoa amin'ny zava-drehetra ianareo. BSB BSB: My purpose in writing you was to see if you would stand the test and be obedient in everything.
10 ULB Raha mamela olona ianareo, mamela izany olona izany koa aho. Izay navelako—raha namela ny zava-drehetra aho—izany famelana izany dia fitiavana anareo amin'ny fanatrehan'i Kristy. BSB BSB: If you forgive anyone, I also forgive him. And if I have forgiven anything, I have forgiven it in the presence of Christ for your sake,
11 ULB Izany dia mba tsy hamitahan'ny Satana anay. Satria izahay dia mahafantatra ireo drafiny. BSB BSB: in order that Satan should not outwit us. For we are not unaware of his schemes.
12 ULB Nisokatra ho ahy ny varavarana tamin'ny Tompo rehefa tonga tao amin'ny tanàn-dehibe an'i Troasy nitory ny filazantsara an'i Kristy tany. BSB BSB: Now when I went to Troas to preach the gospel of Christ and a door stood open for me in the Lord,
13 ULB Na izany aza, tsy nanana fiadanan-tsaina aho, satria tsy nahita ny rahalahiko Titosy tany. Araka izany, nandao izy ireo aho ary nandeha niverina tany Makedonia. BSB BSB: I had no peace in my spirit, because I did not find my brother Titus there. So I said goodbye to them and went on to Macedonia.
14 ULB Fa fisaorana anie ho an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy mitarika anay mandrakariva ao amin'ny fandresena. Amin'ny alalantsika dia haeliny na aiza na aiza ny hanitra mamin'ny fahalalana azy. BSB BSB: But thanks be to God, who always leads us triumphantly as captives in Christ and through us spreads everywhere the fragrance of the knowledge of Him.
15 ULB Fa izahay dia hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra, na teo amin'ireo izay novonjena sy teo amin'ireo izay ho faty. BSB BSB: For we are to God the sweet aroma of Christ among those who are being saved and those who are perishing.
16 ULB Ho an'ny olona izay ho faty, izany dia hanitra avy amin'ny fahafetesana ho amin'ny fahafatesana. Ho an'ireo sasany izay novonjena, dia hanitra avy amin'ny fiainana ao amin'ny fiainana. Iza no mendrika amin'ireo zavatra ireo? BSB BSB: To the one we are an odor that brings death, to the other a fragrance that brings life. And who is qualified for such a task?
17 ULB Fa izahay dia tsy mitovy amin'ireo olona maro izay mivarotra ny tenin'Andriamanitra mba ahazoana tombony. Fa kosa, amin'ny fahadiovam-po, no hiresahanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitra izahay, tao amin'ny fahitan'Andriamanitra. BSB BSB: For we are not like so many others, who peddle the word of God for profit. On the contrary, in Christ we speak before God with sincerity, as men sent from God.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.