1 ULB Hanomboka hidera-tena indray ve izahay? Izahay dia tsy mila ireo taratasy fanamarianana aminareo na avy aminareo, toy ny olona sasany, sa tsy izany? BSB BSB: Are we beginning to commend ourselves again? Or do we need, like some people, letters of recommendation to you or from you?
2 ULB Ny tenanareo no taratasy fanamariananay, izay voasoratra ao am-pontsika, izay fantatra ary vakian'ny olona rehetra. BSB BSB: You yourselves are our letter, inscribed on our hearts, known and read by everyone.
3 ULB Ianareo dia maneho fa taratasy fanambarana avy amin'i Kristy, izay natolontsika. Izany dia tsy voasoratra tamin'ny ranomainty fa tamin'ny Fanahin'ilay Andriamanitra velona. Izany dia tsy voasotratra teo amin'ny takela-bato, fa teo amin'ny takelaky ny fon'ny olombelona. BSB BSB: It is clear that you are a letter from Christ, the result of our ministry, written not with ink but with the Spirit of the living God, not on tablets of stone but on tablets of human hearts.
4 ULB Ary izany no toky izay ananantsika eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'i Kristy. BSB BSB: Such confidence before God is ours through Christ.
5 ULB Isika dia tsy mahefa amin'ny tenantsika mba handray na inona na inona izay avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika dia avy amin'Andriamanitra. BSB BSB: Not that we are competent in ourselves to claim that anything comes from us, but our competence comes from God.
6 ULB Andriamanitra no nanao antsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Izany dia fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fanahy. Fa ny soratra mamono, ary ny Fanahy manome aina. BSB BSB: And He has qualified us as ministers of a new covenant, not of the letter but of the Spirit; for the letter kills, but the Spirit gives life.
7 ULB Ary ny asa izay niteraka fahafatesana- dia voasoratra teo ambonin'ny vato- dia tonga tamim-boninahitra lehibe ka ny vahoakan'Israely dia tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Izany dia noho ny voninahitry ny tavany, ny voninahitra izay nihalevona. BSB BSB: Now if the ministry of death, which was engraved in letters on stone, came with such glory that the Israelites could not gaze at the face of Moses because of its fleeting glory,
8 ULB Ho voninahitra lehibe toy ny ahoana ny asa izay ataon'ny Fanahy? BSB BSB: will not the ministry of the Spirit be even more glorious?
9 ULB Fa raha nanana voninahitra ny asan'ny fanamelohana, dia ho toy ny ahoana ny fitomboan'ny voninahitry ny asan'ny fahamarinana! BSB BSB: For if the ministry of condemnation was glorious, how much more glorious is the ministry of righteousness!
10 ULB Satria tokoa, izay nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam-boninahitra intsony amin'izany fomba izany, noho ny voninahitra izay mampitombo izany. BSB BSB: Indeed, what was once glorious has no glory now in comparison to the glory that surpasses it.
11 ULB Fa raha izay nandalo fotsiny no nanana voninahitra, dia tsy hanana voninahitra mihoatra noho izany ve izay maharitra! BSB BSB: For if what was fading away came with glory, how much greater is the glory of that which endures!
12 ULB Satria manana toky tahaka izany isika, dia sahy tokoa. BSB BSB: Therefore, since we have such a hope, we are very bold.
13 ULB Isika dia tsy tahaka an'i Mosesy, izay nanarona ny tavany tamin'ny voaly, mba tsy hahafahan'ny vahoakan'Israely mijery azy mivantana amin'ny fiafaran'ny voninahitra izay nandalo ihany. BSB BSB: We are not like Moses, who would put a veil over his face to keep the Israelites from gazing at the end of what was fading away.
14 ULB Fa ny sain'izy ireo dia donto. Na dia mandrak'ankehitriny izany voaly izany dia mbola mijanona eo amin'ny famakiana ny fanekena taloha. Tsy misokatra izany, satria ao amin'i Kristy ihany izany no esorina. BSB BSB: But their minds were closed. For to this day the same veil remains at the reading of the old covenant. It has not been lifted, because only in Christ can it be removed.
15 ULB Nefa na dia ankehitriny aza, na rahoviana na rahoviana no vakiana ny lalàn'i Mosesy, dia manarona ny fon'izy ireo ny voaly. BSB BSB: And even to this day when Moses is read, a veil covers their hearts.
16 ULB Nefa raha mitodika amin'ny Tompo ny olona, dia esorina ny voaly. BSB BSB: But whenever anyone turns to the Lord, the veil is taken away.
17 ULB Ary ny Tompo dia Fanahy. Izay misy ny Fanahin'ny Tompo, dia misy fahafahana. BSB BSB: Now the Lord is the Spirit, and where the Spirit of the Lord is, there is freedom.
18 ULB Ary isika rehetra, tsy misarom-boaly, dia mahita ny voninahitry ny Tompo. Isika dia efa voaova ho ao amin'ny voninahitra mitovy izay avy amin'ny voninahitra ho amin'ny voninahitra, izay avy amin'ny Tompo, izay tsy iza fa ny Fanahy. BSB BSB: And we, who with unveiled faces all reflect the glory of the Lord, are being transformed into His image with intensifying glory, which comes from the Lord, who is the Spirit.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.