1 ULB Noho izany, satria izahay manana izany asa fanompoana izany, ary vao nahazo famindram-po, dia kivy izahay. BSB BSB: Therefore, since God in His mercy has given us this ministry, we do not lose heart.
2 ULB Fa kosa, nolavinay ireo fomba mahamenatra sy miafina. Tsy miaina amin'ny fitaka izahay, ary mampiasa marina ny tenin'Andriamanitra. Amin'ny fanehoana ny marina, izahay dia mandidy ny tenanay ny amin'ny feon'ny fieritreretan'ny olona mba ho entina eo imason'Andriamanitra. BSB BSB: Instead, we have renounced secret and shameful ways. We do not practice deceit, nor do we distort the word of God. On the contrary, by open proclamation of the truth, we commend ourselves to every man’s conscience in the sight of God.
3 ULB Fa raha voasarona ny filazantsaranay, izany dia ho voasarona amin'ireo izay maty irery ihany. BSB BSB: And even if our gospel is veiled, it is veiled to those who are perishing.
4 ULB Amin'ny toe-javatra mitranga amin'izy ireo, ny andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba ireo saina tsy minon'izy ireo. Vokatry izany, tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy izy ireo, izay endrik'Andriamanitra. BSB BSB: The god of this age has blinded the minds of unbelievers, so they cannot see the light of the gospel of the glory of Christ, who is the image of God.
5 ULB Fa izahay tsy manambara ny tenanay, fa i Kristy Jesosy toy ny Tompo, ary ny tenanay toy ny mpanomponareo nohon'ny amin'i Jesosy. BSB BSB: For we do not proclaim ourselves, but Jesus Christ as Lord, and ourselves as your servants for Jesus’ sake.
6 ULB Fa Andriamanitra dia ilay iray izay niteny hoe: "Ny fahazavana hamiratra ao amin'ny haizina." Izy namiratra tao am-ponay, mba hanome ny fahazavan'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra eo amin'ny fanatrehan'i Jesosy Kristy. BSB BSB: For God, who said, “Let light shine out of darkness,” made His light shine in our hearts to give us the light of the knowledge of the glory of God in the face of Jesus Christ.
7 ULB Fa izahay manana izany harena izany ao anaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery lehibe mihoatra lavitra dia an'Andriamanitra fa tsy anay. BSB BSB: Now we have this treasure in jars of clay to show that this surpassingly great power is from God and not from us.
8 ULB Ampahoriana amin'ny fomba rehetra izahay, fa tsy resy. Very hevitra izahay fa tsy feno famoizam-po. BSB BSB: We are hard pressed on all sides, but not crushed; perplexed, but not in despair;
9 ULB Enjehina izahay fa tsy nilaozana. Vonoina izahay fa tsy rava. BSB BSB: persecuted, but not forsaken; struck down, but not destroyed.
10 ULB Mitondra eo amin'ny tenanay ny fahafatesan'i Jesosy hatrany izahay, amin'izay ny fiainan'i Jesosy ihany koa dia hiseho eo amin'ny tenanay. BSB BSB: We always carry around in our body the death of Jesus, so that the life of Jesus may also be revealed in our body.
11 ULB Izahay izay velona dia mitondra hatrany ao amin'ny vatanay ny fahafatesan'i Jesosy, amin'izay ny fiainan'i Jesosy dia hiseho eo amin'ny vatanay olombelona. BSB BSB: For we who are alive are always consigned to death for Jesus’ sake, so that the life of Jesus may also be revealed in our mortal body.
12 ULB Noho izany ny fahafatesana dia miasa ao amintsika, fa ny fiainana miasa ao aminareo. BSB BSB: So then, death is at work in us, but life is at work in you.
13 ULB Fa izahay manana fanahin'ny finoana mitovy araka izay voasoratra hoe: BSB BSB: And in keeping with what is written, “I believed, therefore I have spoken,” we who have the same spirit of faith also believe and therefore speak,
14 ULB "Nino aho, ary dia niteny aho." Mino ihany koa izahay, ary dia niteny ihany koa izahay. Fantatray fa ilay iray izay nanangana ny Tompo Jesosy dia hanangana antsika ihany koa miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fa hitondra anay miaraka aminareo ao amin'ny fanatrehany Izy. BSB BSB: knowing that the One who raised the Lord Jesus will also raise us with Jesus and present us with you in His presence.
15 ULB Ny zava-drehetra dia ho anareo mba, araka ny fahasoavana voaparitaka tamin'ny olona maro, no hitomboan'ny fanomezam-pisaorana ao amin'ny voninahitr'Andriamanitra. BSB BSB: All this is for your benefit, so that the grace that is extending to more and more people may cause thanksgiving to overflow, to the glory of God.
16 ULB Noho izany dia tsy ho kivy izahay. Na dia malemy ivelany aza izahay, dia havaozina isan'andro isan'andro ny ao anatinay. BSB BSB: Therefore we do not lose heart. Though our outer self is wasting away, yet our inner self is being renewed day by day.
17 ULB Fa amin'izao andro mandalo izao, ny fahoriana maivana dia manomana anay ho amin'ny lanjan'ny voninahitra maharitra mandrakizay izay mihoatra ny fandanjna rehetra. BSB BSB: For our light and momentary affliction is producing for us an eternal weight of glory that is far beyond comparison.
18 ULB Fa isika tsy mijery zavatra izay hita, fa ireo zavatra tsy hita. Ireo zavatra izay mety hitantsika dia tsy maharitra, fa ireo zavatra izay tsy hita dia maharitra mandrakizay. BSB BSB: So we fix our eyes not on what is seen, but on what is unseen. For what is seen is temporary, but what is unseen is eternal.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.