1 ULB Miara-miasa aminy, izahay ihany koa dia mampirisika anareo tsy handray ny fahasoavan'Andriamanitra fahatany. BSB BSB: As God’s fellow workers, then, we urge you not to receive God’s grace in vain.
2 ULB Fa niteny izy hoe: "Tamin'ny fotoana mety dia nihaino anareo Aho, ary tamin'ny andron'ny famonjena dia nanampy anareo Aho. Jereo, ankehitriny no fotoana mety. Jereo, ankehitriny no andron'ny famonjena. BSB BSB: For He says: “In the time of favor I heard you, and in the day of salvation I helped you.” Behold, now is the time of favor; now is the day of salvation!
3 ULB Tsy mametraka vato fanafintohinana eo anoloan'iza na iza izahay, fa izahay tsy maniry ny haharatsy laza ny asa fanompoanay. BSB BSB: We put no obstacle in anyone’s way, so that no one can discredit our ministry.
4 ULB Fa kosa, izahay dia manaporofo ny tenanay amin'ny asanay rehetra, fa mpanompon'Andriamanitra izahay. Izahay no mpanompony amin'ny fiaretana be, fahoriana, fahaterena, fahasarotana, BSB BSB: Rather, as servants of God we commend ourselves in every way: in great endurance; in troubles, hardships, and calamities;
5 ULB ireo kapoka, fanagadrana, fikomiana, amin'ny asa mafy, amin'ireo alina tsy misy torimaso, amin'ny hanoanana, BSB BSB: in beatings, imprisonments, and riots; in labor, sleepless nights, and hunger;
6 ULB amin'ny fahadiovana, fahalalana, faharetana, fahatsoram-po, amin'ny Fanahy Masina, amin'ny tena fitiavana. BSB BSB: in purity, knowledge, patience, and kindness; in the Holy Spirit and in sincere love;
7 ULB Izahay no mpanompony ao amin'ny tenin'ny fahamarinana, ao amin'ny herin'Andriamanitra. Izahay dia manana ny fiarovan'ny fahamarinana ho an'ny tanana havanana sy ny havia. BSB BSB: in truthful speech and in the power of God; with the weapons of righteousness in the right hand and in the left;
8 ULB Izahay dia miasa amin'ny voninahitra sy amin'ny fahafam-baraka, amin'ny fanaratsiana sy ny fiderana. Izahay dia voampanga ho mpamitaka kanefa izahay dia marina. BSB BSB: through glory and dishonor, slander and praise; viewed as imposters, yet genuine;
9 ULB Izahay dia miasa toy ireny tsy misy mahafatantra ireny kanefa izahay dia mbola fanta-daza. Miasa toy ny ho faty izahay-jereo-mbola miaina izahay. Miasa izahay toy ny saziana nohon'ny asanay nefa tsy toy ny voaheloka ho faty. BSB BSB: unknown, yet well-known; dying, and yet we live on; punished, yet not killed;
10 ULB Izahay dia miasa toy ny malahelo, kanefa dia mifaly lalandava. Izahay dia miasa toy ny mahantra, kanefa dia mampanan-karena olona maro izahay. Miasa toy ny tsy manana na inona na inona izahay kanefa toy ny manana ny zavatra rehetra. BSB BSB: sorrowful, yet always rejoicing; poor, yet making many rich; having nothing, and yet possessing everything.
11 ULB Izahay dia niteny ny marina rehetra taminareo, ry Korintiana, ary ny fonay dia mivoha midanadana. BSB BSB: We have spoken freely to you, Corinthians. Our hearts are open wide.
12 ULB Ny fonareo dia tsy nofehezinay, fa ianareo no namehy ireo fihetseham-ponareo manokana. BSB BSB: It is not our affection, but yours, that is restrained.
13 ULB Ary ho valiny ara-drariny-miresaka aminareo toy ny amin'ny zaza aho-voay hidanadana ny fonareo. BSB BSB: As a fair exchange—I speak as to my children—open wide your hearts also.
14 ULB Aza mifamatotra amin'ireo tsy mpino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna? Fa inona no iarahan'ny mazava amin'ny maizina? BSB BSB: Do not be unequally yoked with unbelievers. For what partnership can righteousness have with wickedness? Or what fellowship does light have with darkness?
15 ULB Inona no mety ho fifanarahana eo amin'i Kristy sy Beliala? Na inona no tokony anjara ananan'ny mpino iray sy amin'ny tsy mpino iray? BSB BSB: What harmony is there between Christ and Belial? Or what does a believer have in common with an unbeliever?
16 ULB Ary inona no fifanarahana misy eo amin'ny tempolin'Andriamanitra sy ny sampy? Fa isika dia tempolin'Andriamanitra velona, araka ny efa nolazain'Andriamanitra hoe: "Hitoetra eo amin'izy ireo Aho ary handeha eo amin'izy ireo. Izaho dia ho Andriamanitr'izy ireo ary Izy ireo dia ho oloko." BSB BSB: What agreement can exist between the temple of God and idols? For we are the temple of the living God. As God has said: “I will dwell with them and walk among them, and I will be their God, and they will be My people.”
17 ULB Noho izany, "Mivoaha iala eo amin'izy ireo, ary mitokana," hoy ny Tompo. "Aza mikasika zavatra maloto, ary Izaho handray anareo. BSB BSB: “Therefore come out from among them and be separate, says the Lord. Touch no unclean thing, and I will receive you.”
18 ULB Izaho dia ho Ray ho anareo, ary ianareo ho zanako lahy sy ho zanako vavy", hoy ny Tompo Tsitoha. BSB BSB: And: “I will be a Father to you, and you will be My sons and daughters, says the Lord Almighty.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.