1 ULB Avy amin'ny loholona ka hatrany amin'ny vehivavy voafidy sy ireo zanany, izay tiako amin'ny fahamarinana- ary tsy izaho ihany, fa ireo rehetra izay nahafantatra ny marina ihany koa- BSB BSB: The elder, To the chosen lady and her children, whom I love in the truth—and not I alone, but also all who know the truth—
2 ULB nohon'ny fahamarinana izay mitoetra ao anatintsika ary hiaraka amintsika mandrakizay. BSB BSB: because of the truth that abides in us and will be with us forever:
3 ULB Ho amintsika anie ny fahasoavana, ny famindram-po, ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy avy amin'i Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin'ny fahamarinana sy fitiavana. BSB BSB: Grace, mercy, and peace from God the Father and from Jesus Christ, the Son of the Father, will be with us in truth and love.
4 ULB Faly indrindra aho satria nahita ny sasany amin'ireo zanakao mandeha amin'ny fahamarinana, toy ny nandraisantsika izany didy izany avy tamin'ny Ray. BSB BSB: I was overjoyed to find some of your children walking in the truth, just as the Father has commanded us.
5 ULB Ary mangataka aminao aho, ravehivavy- tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao aho, fa izay nananantsika hatramin'ny voalohany- dia ny tokony hifakatiavantsika samy isika. BSB BSB: And now I urge you, dear lady—not as a new commandment to you, but one we have had from the beginning—that we love one another.
6 ULB Izao no fitiavana, dia ny mba handehanantsika araka ireo didiny. Izao no didy, araka ny renareo hatramin'ny voalohany, dia ny tokony handehananareo amin'izany. BSB BSB: And this is love, that we walk according to His commandments. This is the very commandment you have heard from the beginning, that you must walk in love.
7 ULB Fa maro ireo mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, ary izy ireo dia tsy manaiky fa Jesosy Kristy dia tonga tamin'ny nofo. Izany no mpamitaka sy antikristy. BSB BSB: For many deceivers have gone out into the world, refusing to confess the coming of Jesus Christ in the flesh. Any such person is the deceiver and the antichrist.
8 ULB Jereo ny tenanareo, mba tsy hahavery ireo zavatra izay efa vitantsika rehetra, fa mba handraisanareo valim-pitia feno. BSB BSB: Watch yourselves, so that you do not lose what we have worked for, but that you may be fully rewarded.
9 ULB Na iza na iza mandeha eo aloha ary tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran'i Kristy dia tsy manana an'Andriamanitra. Ilay iray izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, izany iray izany dia manana ny Ray sy ny Zanaka. BSB BSB: Anyone who runs ahead without remaining in the teaching of Christ does not have God. Whoever remains in His teaching has both the Father and the Son.
10 ULB Raha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra izany fampianarana izany, dia aza mandray azy ho ao an-tranonao ary aza miarahaba azy. BSB BSB: If anyone comes to you but does not bring this teaching, do not receive him into your home or even greet him.
11 ULB Fa izay miarahaba azy dia miombona amin'ny ratsy ataony. BSB BSB: Whoever greets such a person shares in his evil deeds.
12 ULB Manana zavatra maro ho soratana aminareo aho, nefa aho tsy maniry hanoratra izany amin'ny taratasy sy ranomainty. Na izany aza, manantena ny ho tonga any aminareo aho ary hiresaka mivantana, mba ho tanteraka ny fifalianareo. BSB BSB: I have many things to write to you, but I would prefer not to do so with paper and ink. Instead, I hope to come and speak with you face to face, so that our joy may be complete.
13 ULB Manao veloma anao ireo zanaky ny rahavavinao voafidy. BSB BSB: The children of your elect sister send you greetings.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.