1 ULB Nony hitan'i Atalia, renin'i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ary namono ny zanaky ny mpanjaka rehetra. BSB BSB: When Athaliah the mother of Ahaziah saw that her son was dead, she proceeded to annihilate all the royal heirs.
2 ULB Nefa i Joseba, zanaka vavin'i Jehorama Mpanjaka aryy anabavin'i Ahazia, dia naka an'i Joasy zanak'i Ahazia, ary nanafina azy lavitra teo amin'ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina, miaraka amin'ny mpitaiza azy; nataony tao amin'ny efitrano fatoriana izy ireo. BSB BSB: But Jehosheba daughter of King Joram, the sister of Ahaziah, took Joash son of Ahaziah and stole him away from among the sons of the king who were being murdered. She put him and his nurse in a bedroom to hide him from Athaliah, and he was not killed.
3 ULB Nafenin'izy ireo an'i Atalia izy mba tsy hovonoina. Niaraka tamin'i Joseba izy, nafenina tao an-tranon'i Yaveh, nandritra ny enin-taona, raha mbola nanjaka teo amin'ny tany i Atalia. BSB BSB: And Joash remained hidden with his nurse in the house of the LORD for six years while Athaliah ruled the land.
4 ULB Ary tamin'ny taona fahafito, dia nandefa hafatra sy nitondra ireo mpifehy ny Karita sy ny mpiambina an-jatony i Joiada, ary nitondra azy ireo ho azy, tao an-tempolin'i Yaveh. Dia nanao fanekena tamin'izy ireo izy, ka nasainy nanao voady tao an-tranon'i Yaveh izy ireo. Avy eo dia nasehony azy ireo ny zanaky ny mpanjaka. BSB BSB: Then in the seventh year, Jehoiada sent for the commanders of hundreds, the Carites, and the guards, and had them brought into the house of the LORD. There he made a covenant with them and put them under oath. He showed them the king’s son
5 ULB Nibaiko azy ireo izy, nanao hoe: "Izao no tsy maintsy ataonareo. Ny telo aminareo izay tonga amin'ny andro Sabata dia hiambina ny tranon'ny mpanjaka, BSB BSB: and commanded them, “This is what you are to do: A third of you who come on duty on the Sabbath shall guard the royal palace,
6 ULB ary ny telo ho ao amin'ny Vavahadin'ny Sora, ary ny telo ao am-bavahady ao ahorian'ny trano fiambenana." BSB BSB: a third shall be at the gate of Sur, and a third at the gate behind the guards. You are to take turns guarding the temple—
7 ULB Ireo vondrona roa hafa izay tsy manompo amin'ny andro Sabata, dia tsy maintsy miambina ny tranon'i Yaveh ho an'ny mpanjaka ianareo. BSB BSB: the two divisions that would go off duty on the Sabbath are to guard the house of the LORD for the king.
8 ULB Tokony mihodidina ny mpanjaka ianareo, ary ny olona rehetra miaraka amin'ny fitaovam-piadiany eny an-tanany. Na iza na iza miditra eo an-daharanareo, dia aoka hovonoina izy. Tsy maintsy hanaraka ny mpanjaka ianareo rehefa mivoaka, sy rehefa miditra izy. BSB BSB: You must surround the king with weapons in hand, and anyone who approaches the ranks must be put to death. You must stay close to the king wherever he goes.”
9 ULB Ary ireo mpifehy an-jatony dia nankatò ny zavatra rehetra izay nandidian'i Joiada mpisorona. Samy naka ny olony ny tsirairay, ireo izay niditra mba hanompo tamin'ny Sabata, sy ireo izay hitsahatra hanompo tamin'ny Sabata; dia nandeha tany amin'i Joiada mpisorona izy ireo. BSB BSB: So the commanders of hundreds did everything that Jehoiada the priest had ordered. Each of them took his men—those coming on duty on the Sabbath and those going off duty—and came to Jehoiada the priest.
10 ULB Ary nomen'i Joiada mpisorona ny mpifehy an-jatony ny lefona sy ny apinga izay an'i Davida Mpanjaka sy izay tao an-tranon'i Yaveh. BSB BSB: Then the priest gave to the commanders of hundreds the spears and shields of King David from the house of the LORD.
11 ULB Ary nitsangana ireo mpiambina, ny olona tsirairay miaraka amin'ny fitaovam-piadiany eny an-tanany, teo ankavanan'ny tempoly hatrany ankavia, akaikin'ny alitara sy ny tempoly, miodidina ny mpanjaka. BSB BSB: And the guards stood with weapons in hand surrounding the king by the altar and the temple, from the south side to the north side of the temple.
12 ULB Dia nentin'i Joiada nivoaka i Joasy zanaky ny mpanjaka, nametrahany satro-boninahitra, ary nomeny azy ny didy fanekena. Dia nataony mpanjaka sy nosoran'izy ireo izy. Nitehaka izy ireo ary niteny hoe: "Ho ela velona anie ny mpanjaka!" BSB BSB: Then Jehoiada brought out the king’s son, put the crown on him, presented him with the Testimony, and proclaimed him king. They anointed him, and the people clapped their hands and declared, “Long live the king!”
13 ULB Rehefa ren'i Atalia ny tabataban'ireo mpiambina sy ny olona, dia nankao amin'ny olona tao an-tranon'i Yaveh izy. BSB BSB: When Athaliah heard the noise from the guards and the people, she went out to the people in the house of the LORD.
14 ULB Nijery izy, ary indro, ny mpanjaka nitsangana teo akaikin'ny tsangam-bato, araka ny fanao, ary ireo kapiteny sy ireo mpitsoka trompetra dia teo anilan'ny mpanjaka. Ary ny olona rehetra teo amin'ny tany dia nifaly sy nitsoka trompetra. Dia nandriatra ny akanjony i Atalia ka nihiaka mafy hoe: "Mpamadika! Mpamadika!" BSB BSB: And she looked out and saw the king standing by the pillar, according to the custom. The officers and trumpeters were beside the king, and all the people of the land were rejoicing and blowing trumpets. Then Athaliah tore her clothes and screamed, “Treason! Treason!”
15 ULB Avy eo i Joiada mpisorona nandidy ireo mpifehy an-jatony izay teo amin'ny tafika, nanao hoe: "Avoay eo an-daharana izy. Na iza na iza manaraka azy, dia vonoy amin'ny sabatra izy." Fa ny mpisorona nilaza hoe: "Aza avela hovonoina ao an-tranon'i Yaveh izy." BSB BSB: And Jehoiada the priest ordered the commanders of hundreds in charge of the army, “Bring her out between the ranks, and put to the sword anyone who follows her.” For the priest had said, “She must not be put to death in the house of the LORD.”
16 ULB Ka nisambotra azy izy ireo raha tonga teo amin'ilay toerana izay fidiran'ny soavaly ao an-kianjan'ny lapa izy, ary teo no namonoana azy. BSB BSB: So they seized Athaliah as she reached the horses’ entrance to the palace grounds, and there she was put to death.
17 ULB Ary nanao fanekena teo amin'i Yaveh sy ny mpanjaka ary ny vahoaka i Joiada, ary teo amin'ny mpanjaka sy ny olona ihany ko, mba ho olon'i Yaveh izy ireo. BSB BSB: Then Jehoiada made a covenant between the LORD and the king and the people that they would be the LORD’s people. He also made a covenant between the king and the people.
18 ULB Ary ny olona rehetra teo amin'ny tany nankany amin'ny tranon'i Bala ka nanimba izany. Namotipotika ireo alitaran'i Bala sy ny sampiny vosokitra izy ireo, ary namono an'i Matana, ilay mpisoron'i Bala teo anoloan'ireo alitara izy ireo. Ary Joiada mpisorona nanendry ireo mpiambina hifehy ny tempolin'i Yaveh. BSB BSB: So all the people of the land went to the temple of Baal and tore it down. They smashed the altars and idols to pieces, and they killed Mattan the priest of Baal in front of the altars. And Jehoiada the priest posted guards for the house of the LORD.
19 ULB Nentin'i Joiada nanaraka azy ny mpifehy an-jatony, ireo Karita, ny mpiambina, ary ny olona rehetra teo amin'ny tany, ary niaraka nitondra ny mpanjaka nidina avy tany an-tranon'i Yaveh izy ireo, ka niditra tao an-tranon'ny mpanjaka, miditra amin'ny lalana eo am-bavahadin'ireo mpiambina. Naka ny toerany teo amin'ny seza fiandrianan'ny mpanjaka i Joasy. BSB BSB: He took with him the commanders of hundreds, the Carites, the guards, and all the people of the land, and they brought the king down from the house of the LORD and entered the royal palace by way of the Gate of the Guards. Then Joash took his seat on the royal throne,
20 ULB Ary nifaly ny olona rehetra teo amin'ny tany, ka nilamina ny tanàna taorian'ny namonoana an'i Atalia tamin'ny sabatra tao an-tranon'ny mpanjaka. BSB BSB: and all the people of the land rejoiced. And the city was quiet, because Athaliah had been put to the sword at the royal palace.
21 ULB Fito taona i Joasy no nanomboka nanjaka. BSB BSB: Joash was seven years old when he became king.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.