1 ULB Tamin'ny fahafito taona nanjakan'i Jeho, no nanomboka ny fanjakan'i Joasy; nanjaka nandritra ny efapolo taona tao Jerosalema izy. Zibia no anaran-dreniny, avy any Beri-sheba. BSB BSB: In the seventh year of Jehu, Joash became king, and he reigned in Jerusalem forty years. His mother’s name was Zibiah; she was from Beersheba.
2 ULB Nanao izay marina teo imason'i Yaveh i Joasy tamin'ny fotoana rehetra, satria nampianatra azy i Joiada mpisorona. Kanefa ireo toerana avo tsy noravàna. BSB BSB: And Joash did what was right in the eyes of the LORD all the days he was instructed by Jehoiada the priest.
3 ULB Mbola nanao sorona sy nandoro ditin-kazo manitra teo amin'ireo toerana avo ihany ny vahoaka. BSB BSB: Nevertheless, the high places were not removed; the people continued sacrificing and burning incense there.
4 ULB Hoy i Joasy tamin'ireo mpisorona hoe: "Ny vola rehetra izay nentina ho fanatitra masina tao an-tranon'i Yaveh, dia ny vola izay notombanan'ny olona tsirairay—na ny vola nangonina tamin'ny fanisam-bahoaka izany, na ny vola azo tamin'ny voady manokana, na ny vola nentin'ny olona tamin'ny fandrisihan'i Yaveh tao am-pon'izy ireo mba hanome— BSB BSB: Then Joash said to the priests, “Collect all the money brought as sacred gifts into the house of the LORD—the census money, the money from vows, and the money brought voluntarily into the house of the LORD.
5 ULB dia tokony ho raisin'ireo mpisorona ny vola avy amin'ny iray amin'ireo haren'izy ireo ary hanamboarana izay fahavoazana hita tao an-tempoly." BSB BSB: Let every priest receive it from his constituency, and let it be used to repair any damage found in the temple.”
6 ULB Fa tamin'ny fahatelo amby roapolo taona nanjakan'i Joasy Mpanjaka, dia tsy nanamboatra na inona na inona tao an-tempoly ireo mpisorona. BSB BSB: By the twenty-third year of the reign of Joash, however, the priests had not yet repaired the damage to the temple.
7 ULB Ary niantso an'i Joiada mpisorona sy ireo mpisorona hafa i Joasy mpanjaka; hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Nahoana ianareo no tsy nanamboatra na inona na inona tao an-tempoly? Ankehitriny aza maka vola amin'ny mpandoa hetra intsony, fa raiso izay efa voaangona mba hanamboarana ny tempoly ary omeo an'ireo izay afaka manao ny fanamboarana izany." BSB BSB: So King Joash called Jehoiada and the other priests and said, “Why have you not repaired the damage to the temple? Now, therefore, take no more money from your constituency, but hand it over for the repair of the temple.”
8 ULB Noho izany dia nanaiky tsy hitaky vola amin'ny vahoaka sy tsy hanamboatra ny tempoly intsony ireo mpisorona. BSB BSB: So the priests agreed that they would not receive money from the people and that they would not repair the temple themselves.
9 ULB Fa kosa, naka vata iray Joiada mpisorona, nandoaka ny sarony, ary nametraka izany teo akaikin'ny alitara, teo ankavanan'ny fidirana ao amin'ny tranon'i Yaveh. Ireo mpisorona izay niandry ny fidirana ao an-tempoly dia nametraka ny vola rehetra izay nentina ho ao an-tranon'i Yaveh tao amin'izany. BSB BSB: Then Jehoiada the priest took a chest, bored a hole in its lid, and set it beside the altar on the right side as one enters the house of the LORD. There the priests who guarded the threshold put all the money brought into the house of the LORD.
10 ULB Isaky ny hitan'izy ireo fa be vola tao anatin'ilay vata, dia tonga ny mpanora-dalàn'ny mpanjaka sy ny mpisoronabe ary nametraka ny vola tao anaty kitapo ary manisa izany avy eo, ilay vola hita tao an-tempolin'i Yaveh. BSB BSB: Whenever they saw that there was a large amount of money in the chest, the royal scribe and the high priest would go up, count the money brought into the house of the LORD, and tie it up in bags.
11 ULB Natolotr'izy ireo teo an-tanan'ireo lehilahy izay nikarakara ny tempolin'i Yaveh ny vola izay voalanja. Nomen'izy ireo an'ireo mpandrafitra sy ireo mpanamboatra izay niasa tao an-tempolin'i Yaveh izany, BSB BSB: Then they would put the counted money into the hands of those who supervised the work on the house of the LORD, who in turn would pay those doing the work—the carpenters, builders,
12 ULB ary ho an'ireo mpanao trano sy ireo mpikapoka vato, mba hividianana hazo sy vato voakapa mba hanamboarana ny tempolin'i Yaveh, sy ho an'ny zavatra rehetra izay ilaina vidiana hanamboarana izany. BSB BSB: masons, and stonecutters. They also purchased timber and dressed stone to repair the damage to the house of the LORD, and they paid the other expenses of the temple repairs.
13 ULB Fa ny vola nentina tao an-tranon'i Yaveh dia tsy nanomezana hividianana lovia volafotsy, antsy, koveta, trompetra, na fanaka volafotsy na volamena ho an'izany. BSB BSB: However, the money brought into the house of the LORD was not used for making silver basins, wick trimmers, sprinkling bowls, trumpets, or any articles of gold or silver for the house of the LORD.
14 ULB Nomen'izy ireo an'ireo izay nanao ny asa fanamboarana ilay tranon'i Yaveh izany vola izany. BSB BSB: Instead, it was paid to those doing the work, and with it they repaired the house of the LORD.
15 ULB Fanampin'izany, tsy nangataka ilay vola nomena hanaovana fanamboarana mba ho isain'ireo lehilahy izay nandray izany izy ireo ary nanome izany ho an'ireo mpiasa, satria marina ireo lehilahy ireo. BSB BSB: No accounting was required from the men who received the money to pay the workmen, because they acted with integrity.
16 ULB Fa ny vola ho an'ny fanatitra nohon'ny heloka sy ny fanatitra nohon'ny ota dia tsy nentina tao an-tempolin'i Yaveh, satria an'ireo mpisorona izany. BSB BSB: The money from the guilt offerings and sin offerings was not brought into the house of the LORD; it belonged to the priests.
18 ULB Nalain'i Joasy mpanjakan'i Joda ny zavatra rehetra izay natokan'i Josafata sy Jehorama ary Ahazia, ireo razambeny, ireo mpanjakan'i Joda, sy ireo volamena hita tao amin'ny efitra fitehirizana tao an-tranon'i Yaveh sy ny mpanjaka ary nandefa ireo tany amin'i Hazaela mpanjakan'i Syria. Dia lasa niala tao Jerosalema i Hazaela. BSB BSB: So King Joash of Judah took all the sacred objects dedicated by his fathers—Jehoshaphat, Jehoram, and Ahaziah, the kings of Judah—along with his own consecrated items and all the gold found in the treasuries of the house of the LORD and the royal palace, and he sent them to Hazael king of Aram. So Hazael withdrew from Jerusalem.
19 ULB Raha ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Joasy, izay rehetra nataony, moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany? BSB BSB: As for the rest of the acts of Joash, along with all his accomplishments, are they not written in the Book of the Chronicles of the Kings of Judah?
20 ULB Nitsangana ireo mpanompony ary niara-nanao tetika; notafihan'izy ireo tany Beti-milo i Joasy, any amin'ny lalana midina mankany Sila. BSB BSB: And the servants of Joash rose up and formed a conspiracy and killed him at Beth-millo, on the road down to Silla.
21 ULB Notafihan'i Jozakara zanaka lahin'i Simata, sy Jozabada zanaka lahin'i Somera, mpanompony izy, ka maty. Nalevin'izy ireo niaraka tamin'ireo razambeny tao amin'ny tanànan'i Davida i Joasy, ary Amazia, zanany lahy, no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. BSB BSB: His servants Jozabad son of Shimeath and Jehozabad son of Shomer struck him down, and he died. And they buried him with his fathers in the City of David, and his son Amaziah reigned in his place.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.