1 ULB Ary rehefa handeha hampiakatra an'i Elia tamin'ny tafio-drivotra ho any an-danitra i Yaveh, dia niala tao Gilgala niaraka tamin'i Elisa i Elia. BSB BSB: Shortly before the LORD took Elijah up to heaven in a whirlwind, Elijah and Elisha were on their way from Gilgal,
2 ULB Hoy i Elia tamin'i Elisa: "Mba mijanòna re eto, satria efa naniraka ahy ho any Betela i Yaveh." Namaly Elisa hoe: "Raha mbola velona koa i Yaveh, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy handao anao aho." Dia nidina tany Betela izy ireo. BSB BSB: and Elijah said to Elisha, “Please stay here, for the LORD has sent me on to Bethel.” But Elisha replied, “As surely as the LORD lives and as you yourself live, I will not leave you.” So they went down to Bethel.
3 ULB Nankany amin'i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tany Betela ary niteny taminy hoe: "Fantatrao ve fa haka ny tomponao aminao i Yaveh androany?" Namaly Elisa hoe: "Eny, fantatro izany, fa aza miresaka momba izany." BSB BSB: Then the sons of the prophets at Bethel came out to Elisha and said, “Do you know that the LORD will take your master away from you today?” “Yes, I know,” he replied. “Do not speak of it.”
4 ULB Hoy i Elia taminy: "Elisa, mba miandrasa eto re, satria efa naniraka ahy ho any Jeriko i Yaveh." Dia namaly Elisa hoe: "Raha mbola velona koa i Yaveh, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy handao anao aho." Dia nandeha tany Jeriko izy ireo. BSB BSB: And Elijah said to Elisha, “Please stay here, for the LORD has sent me on to Jericho.” But Elisha replied, “As surely as the LORD lives and as you yourself live, I will not leave you.” So they went to Jericho.
5 ULB Dia nankany amin'i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tany Jeriko ary niteny taminy hoe: "Fantatrao ve fa haka ny tomponao aminao i Yaveh androany?" Dia namaly Elisa hoe: "Eny, fantatro izany, fa aza miresaka momba izany." BSB BSB: Then the sons of the prophets at Jericho came up to Elisha and said, “Do you know that the LORD will take your master away from you today?” “Yes, I know,” he replied. “Do not speak of it.”
6 ULB Dia hoy Elia taminy: "Mba mijanòna re, fa Yaveh efa naniraka ahy ho any Jordana." Namaly Elisa hoe: "Raha mbola velona koa Yaveh, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy handao anao aho." Dia nandeha izy roa. BSB BSB: And Elijah said to Elisha, “Please stay here, for the LORD has sent me on to the Jordan.” But Elisha replied, “As surely as the LORD lives and as you yourself live, I will not leave you.” So the two of them went on.
7 ULB Taty aoriana kely, nisy dimampolo tamin'ireo zanaky ny mpaminany nitsangana nifanatrika tamin'izy ireo teny lavitra raha nitsangana teo amoron'i Jordana izy roa. BSB BSB: Then a company of fifty of the sons of the prophets went and stood at a distance, facing Elijah and Elisha as the two of them stood by the Jordan.
8 ULB Nalain'i Elia ny lambany, nahorongorony, ary nokapohiny tamin'izany ny rano. Nizara tamin'ny lafiny roa ny renirano ka nandeha tamin'ny tany maina izy roa. BSB BSB: And Elijah took his cloak, rolled it up, and struck the waters, which parted to the right and to the left, so that the two of them crossed over on dry ground.
9 ULB Ary rehefa avy niampita izy ireo, dia hoy Elia tamin'i Elisa: "Angataho amiko izay tokony ho ataoko ho anao mialohan'ny hakana ahy aminao." Namaly Elisa hoe: "Aoka re mba ho tonga amiko ny avo roa henin'ny anjara fanahinao." BSB BSB: After they had crossed over, Elijah said to Elisha, “Tell me, what can I do for you before I am taken away from you?” “Please, let me inherit a double portion of your spirit,” Elisha replied.
10 ULB Namaly Elia hoe: "Efa nangataka zavatra sarotra ianao. Na izany aza, raha hitanao aho rehefa alàna aminao, dia hitranga aminao izany, fa raha tsia, dia tsy hitranga izany." BSB BSB: “You have requested a difficult thing,” said Elijah. “Nevertheless, if you see me as I am taken from you, it will be yours. But if not, then it will not be so.”
12 ULB Nahita izany Elisa ka nihiaka mafy hoe: "Raiko o, raiko o, ireo kalesin'Israely sy ireo mpitaingina izany!" Tsy hitany intsony i Elia, ka nohazoniny ireo akanjony ary norovitiny roa ireo. BSB BSB: As Elisha watched, he cried out, “My father, my father, the chariots and horsemen of Israel!” And he saw Elijah no more. So taking hold of his own clothes, he tore them in two.
13 ULB Nalainy ny lamban'i Elia izay latsaka avy teny aminy, ary niverina mba hijoro teo amoron'i Jordana izy. BSB BSB: Elisha also picked up the cloak that had fallen from Elijah, and he went back and stood on the bank of the Jordan.
14 ULB Nokapohiny tamin'ny lamban'i Elia izay latsaka ny rano ary hoy izy: "Aiza i Yaveh, Andriamanitr'i Elia?" Rehefa nikapoka ny rano izy, dia nizara teo amin'ny lafiny roa ireo ka niampita i Elisa. BSB BSB: Then he took the cloak of Elijah that had fallen from him and struck the waters. “Where now is the LORD, the God of Elijah?” he asked. And when he had struck the waters, they parted to the right and to the left, and Elisha crossed over.
15 ULB Rehefa hitan'ireo zanaky ny mpaminany izay avy any Jeriko teo ampitan'izy ireo izy, dia hoy izy ireo: "Mitoetra ao amin'i Elisa ny fanahin'i Elia!" Dia tonga mba hitsena azy izy ireo, ary niankohoka tamin'ny tany teo anatrehany. BSB BSB: When the sons of the prophets who were watching him from Jericho saw what had happened, they said, “The spirit of Elijah rests on Elisha.” And they went to meet him and bowed down to the ground before him.
16 ULB Hoy izy ireo taminy: "Indro ankehitriny, misy lehilahy mahery dimampolo eo amin'ireo mpanomponao. Avelao izy ireo handeha, mangataka izahay, mba hitady ny tomponao, sao dia nampiakarina sy natsipin'ny fanahin'i Yaveh any amin'ny tendrombohitra na any amin'ny lohasaha izy." Namaly Elisa hoe: "Tsia, aza maniraka azy ireo." BSB BSB: “Look now,” they said to Elisha, “we your servants have fifty valiant men. Please let them go and search for your master. Perhaps the Spirit of the LORD has taken him up and put him on one of the mountains or in one of the valleys.” “Do not send them,” Elisha replied.
17 ULB Nefa rehefa namporisika an'i Elisa mandra-pahamenatra azy izy ireo, dia hoy izy: "Iraho izy ireo." Dia naniraka lehilahy dimampolo izy ireo, ary nitady nandritra ny telo andro izy ireo, kanefa tsy nahita azy. BSB BSB: But when they pressed him to the point of embarrassment, he said, “Send them.” And they sent fifty men, who searched for three days but did not find Elijah.
18 ULB Niverina tany amin'i Elisa izy ireo, raha nitoetra tao Jeriko izy, dia hoy izy tamin'izy ireo: "Tsy niteny taminareo ve aho hoe: 'Aza mandeha'?" BSB BSB: When they returned to Elisha, who was staying in Jericho, he said to them, “Didn’t I tell you not to go?”
19 ULB Ireo olon'ny tanàna niteny tamin'i Elisa hoe: "Indro, miangavy anao izahay, ny zava-misy eto amin'ity tanàna ity dia mahafinaritra, araka izao hitan'ny tompoko izao, nefa ratsy ny rano ary tsy mamokatra ny tany." BSB BSB: Then the men of the city said to Elisha, “Please note, our lord, that the city’s location is good, as you can see. But the water is bad and the land is unfruitful.”
20 ULB Namaly Elisa hoe: "Itondray lovia vaovao aho ka asio sira ao anatiny," dia nitondra izany teo aminy izy ireo. BSB BSB: “Bring me a new bowl,” he replied, “and put some salt in it.” So they brought it to him,
21 ULB Nivoaka nankany amin'ny loharano Elisa ary nanipy sira tao anatin'izany; dia hoy izy hoe: "Izao no lazain'i Yaveh: 'Efa nanasitrana ireo rano ireo Aho. Manomboka amin'izao fotoana izao, dia tsy hisy fahafatesana na tany tsy mahavokatra intsony.'" BSB BSB: and Elisha went out to the spring, cast the salt into it, and said, “This is what the LORD says: ‘I have healed this water. No longer will it cause death or unfruitfulness.’”
22 ULB Koa dia sitrana ireo rano mandraka androany, tamin'ny alalan'ny teny izay nolazain'i Elisa. BSB BSB: And the waters there have been healthy to this day, according to the word spoken by Elisha.
23 ULB Dia niakatra avy tao ho any Betela Elisa. Rehefa niakatra ny lalany izy, dia nisy tovolahy nivoaka ny tanàna ary nanevateva azy; hoy izy ireo taminy: "Miakara, ianao ry solaloha! Miakara, ianao ry solaloha!" BSB BSB: From there, Elisha went up to Bethel, and as he was walking up the road, a group of boys came out of the city and jeered at him, chanting, “Go up, you baldhead! Go up, you baldhead!” 24 ULB Nijery tany aoriany Elisa ary nahita azy ireo; niantso an'i Yaveh izy mba hanozona azy ireo. Dia nisy beravavy roa nivoaka avy tao an'ala ka nandratra roa amby efapolo tamin'ireo tovolahy. BSB BSB: Then he turned around, looked at them, and called down a curse on them in the name of the LORD. Suddenly two female bears came out of the woods and mauled forty-two of the boys.
25 ULB Dia niala teo ho any an-tendrombohitra Karmela i Elisa, ary avy teo no niverenany ho any Samaria. BSB BSB: And Elisha went on to Mount Carmel, and from there he returned to Samaria.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.