2 ULB Efa nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy, tahaka ireo zavatra maharikorikon'ny firenena izay noroahin'i Yaveh teo anatrehan'ireo Israely. BSB BSB: And he did evil in the sight of the LORD by following the abominations of the nations that the LORD had driven out before the Israelites.
3 ULB Fa namerina nanorina ireo toerana avo izay nosimbain'i Hezekia rainy izy, ary nanorina ireo alitara ho an'i Bala, nanao baon'Aseraha iray, tahaka nataon'i Ahaba mpanjakan'Israely, ary niankohoka tamin'ireo kintan'ny lanitra rehetra ka nanompo ireo. BSB BSB: For he rebuilt the high places that his father Hezekiah had destroyed, and he raised up altars for Baal. He made an Asherah pole, as King Ahab of Israel had done, and he worshiped and served all the host of heaven.
4 ULB Manase dia nanorina alitara fanompoan-tsampy tao an-tranon'i Yaveh, na dia nandidy aza i Yaveh hoe: "Ho mandrakizay ao Jerosalema ny anarako." BSB BSB: Manasseh also built altars in the house of the LORD, of which the LORD had said, “In Jerusalem I will put My Name.”
5 ULB Nanorina ireo alitara ho an'ny kintan'ny lanitra rehetra izy tao amin'ireo kianja roan'ny tranon'i Yaveh. BSB BSB: In both courtyards of the house of the LORD, he built altars to all the host of heaven.
6 ULB Nataony tao anaty afo ny zanany; sady nanandro sy nanao sikidy ary naka hevitra tamin'ireo izay miresaka amin'ny maty sy ireo izay miresaka amin'ny fanahy izy. Nanao ratsy maro teo imason'i Yaveh izy ary nihantsy an'Andriamanitra tamin'ny fahatezerany. BSB BSB: He sacrificed his own son in the fire, practiced sorcery and divination, and consulted mediums and spiritists. He did great evil in the sight of the LORD, provoking Him to anger.
7 ULB Ny sary sokitr'i Astarta izay nataony, dia napetrany tao an-tranon'i Yaveh izany. Ka momba izany trano izany no niresahan'i Yaveh tamin'i Davida sy Solomona zanany; hoy izy hoe: "Tato amin'ity trano ity ary tao Jerosalema, izay nosafidiako tamin'ireo fokon'Israely rehetra, no hametrahako ny anarako mandrakizay. BSB BSB: Manasseh even took the carved Asherah pole he had made and set it up in the temple, of which the LORD had said to David and his son Solomon, “In this temple and in Jerusalem, which I have chosen out of all the tribes of Israel, I will establish My Name forever.
8 ULB Ary tsy hampirenireny ny tongotr'Israely hivoaka amin'ny tany izay nomeko ny razan'ireo intsony Aho, raha manakatò tsara ireo rehetra izay nandidiako izy ireo, ary hanaraka ny lalàna rehetra izay nandidian'i Mosesy mpanompoko azy ireo." BSB BSB: I will never again cause the feet of the Israelites to wander from the land that I gave to their fathers, if only they are careful to do all I have commanded them—the whole Law that My servant Moses commanded them.”
9 ULB Fa tsy nihaino ireo vahoaka, ary i Manase no nitarika azy ireo hanao ratsy mihoatra noho ireo firenena izay noravan'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. BSB BSB: But the people did not listen and Manasseh led them astray, so that they did greater evil than the nations that the LORD had destroyed before the Israelites.
10 ULB Dia niresaka tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompony i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: And the LORD spoke through His servants the prophets, saying,
11 ULB "Satria i Manase mpanjakan'i Joda dia nanao ireo zavatra maharikoriko ireo, ary nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon'ireo Amorita izay nanao izany talohany, ary nampanota an'i Joda ihany koa tamin'ireo sampiny, BSB BSB: “Since Manasseh king of Judah has committed all these abominations, acting more wickedly than the Amorites who preceded him, and with his idols has caused Judah to sin,
12 ULB noho izany i Yaveh, ilay Andriamanitr'i Israely, niteny izao: Indro, hahatonga loza toy izany eo amin'i Jerosalema sy Joda Aho ka izay rehetra mandre izany, dia hangorintsina ny sofiny roa. BSB BSB: this is what the LORD, the God of Israel, says: ‘Behold, I am bringing such calamity upon Jerusalem and Judah that the news will reverberate in the ears of all who hear it.
13 ULB Haninjitra ny tady fandrefesana ampiasaina hanoherana an'i Samaria amin'i Jerosalema aho, ary ny pilao fandrefesana ampiasaina hanoherana ny fianakavian'i Ahaba; hanadio an'i Jerosalema, tahaka ny olona manadio sakafo, mikosoka izany ary manodikodina izany ambony ambany aho. BSB BSB: I will stretch out over Jerusalem the measuring line used against Samaria and the plumb line used against the house of Ahab, and I will wipe out Jerusalem as one wipes out a bowl—wiping it and turning it upside down.
14 ULB Hanipy ireo lovako sisa tavela aho ary hanome izany ho eo am-pelatanan'ny fahavalon'izy ireo. Ho tonga niharam-boina sy babon'ireo fahavalony rehetra izy ireo, BSB BSB: So I will forsake the remnant of My inheritance and deliver them into the hands of their enemies. And they will become plunder and spoil to all their enemies,
15 ULB satria efa nanao izay ratsy teo imasoko izy ireo, ary nihantsy ahy tamin'ny fahatezerana, hatramin'ny andro nivoahan'ny razam-ben'izy ireo avy tao Egypta, mandraka androany." BSB BSB: because they have done evil in My sight and have provoked Me to anger from the day their fathers came out of Egypt until this day.’”
16 ULB Fanampin'izany, i Manase dia nandatsa-drà tsy manan-tsiny maro be, mandra-pahafenoiny fahafatesana tamin'ny iray hatramin'iray hafa an'i Jerosalema. Izany dia fanampin'ny fahotana izay nampanotany an'i Joda, rehefa nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy ireo. BSB BSB: Moreover, Manasseh shed so much innocent blood that he filled Jerusalem from end to end, in addition to the sin that he had caused Judah to commit, doing evil in the sight of the LORD.
17 ULB Ary raha ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Manase, izay rehetra nataony, ary ny fahotana izay nataony, moa ve tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda izany? BSB BSB: As for the rest of the acts of Manasseh, along with all his accomplishments and the sin that he committed, are they not written in the Book of the Chronicles of the Kings of Judah?
18 ULB Dia nodimandry tany amin'ireo razany ary nalevina tao amin'ny zaridainan'ny tranony ihany i Manase, tao an-jaridainan'i Oza. Ary i Amona zanany no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. BSB BSB: And Manasseh rested with his fathers and was buried in his palace garden, the garden of Uzza. And his son Amon reigned in his place.
19 ULB Teo amin'ny faharoa amby roapolo taonany i Amona no nanomboka nanjaka; nanjaka nandritra ny roa taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia i Mesolemeta; zanaka vavin'i Haroza avy any Jotba. BSB BSB: Amon was twenty-two years old when he became king, and he reigned in Jerusalem two years. His mother’s name was Meshullemeth daughter of Haruz; she was from Jotbah.
20 ULB Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy, tahaka ny nataon'i Manase rainy. BSB BSB: And he did evil in the sight of the LORD, as his father Manasseh had done.
21 ULB Nanaraka ireo lalana rehetra izay nandehanan'ny rainy ary nanompo ireo sampy izay notompoin'ny rainy, ary niankohoka amin'izy ireo i Amona. BSB BSB: He walked in all the ways of his father, and he served and worshiped the idols his father had served.
22 ULB Nandao an'i Yaveh, ilay Andriamanitr'ireo razany izy, ary tsy nandeha tamin'ny lalan'i Yaveh. BSB BSB: He abandoned the LORD, the God of his fathers, and did not walk in the way of the LORD.
23 ULB Ireo mpanompon'i Amona dia nitetika hanohitra azy ary namono ny mpanjaka tao an-tranony ihany. BSB BSB: Then the servants of Amon conspired against him and killed the king in his palace.
24 ULB Fa ireo vahoakan'ny tany dia namono izay rehetra nitetika hanohitra an'i Amona mpanjaka, ary izy ireo no nanao an'i Josia zanany lahy ho mpanjaka teo amin'ny toerany. BSB BSB: But the people of the land killed all those who had conspired against King Amon, and they made his son Josiah king in his place.
25 ULB Raha ny amin'ny raharaha hafa mahakasika izay nataon'i Amona, moa ve tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda izany? BSB BSB: As for the rest of the acts of Amon, along with his accomplishments, are they not written in the Book of the Chronicles of the Kings of Judah?
26 ULB Ireo vahoaka dia nandevina azy tao amin'ny fasany tao an-jaridainan'i Oza, ary i Josia zanany no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. BSB BSB: And he was buried in his tomb in the garden of Uzza, and his son Josiah reigned in his place.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.