1 ULB Valo taona i Josia no nanomboka nanjaka; iraika amby telopolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Jedida no anaran'ny reniny (zanaka vavin'i Adaia avy any Bozkata). BSB BSB: Josiah was eight years old when he became king, and he reigned in Jerusalem thirty-one years. His mother’s name was Jedidah daughter of Adaiah; she was from Bozkath.
2 ULB Nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy. Nandeha tamin'ireo lalana rehetran'i Davida razambeny izy, ary tsy nivily lalana niankavia na niankavanana. BSB BSB: And he did what was right in the eyes of the LORD and walked in all the ways of his father David; he did not turn aside to the right or to the left.
3 ULB Ary teo amin'ny fahavalo ambin'ny folo taonan'i Josia Mpanjaka, dia nandefa an'i Safana zanak'i Azalia zanak'i Mesolama, ilay mpanora-dalàna, tany an-tranon'i Yaveh izy, nanao hoe: BSB BSB: Now in the eighteenth year of his reign, King Josiah sent the scribe, Shaphan son of Azaliah, the son of Meshullam, to the house of the LORD, saying,
4 ULB "Miakara any amin'i Hilkia ilay mpisorona be ary lazao izy mba hanisa ny vola izay nentina tany an-tranon'i Yaveh, izay nangonin'ny mpiandry ny tempoly tamin'ny vahoaka. BSB BSB: “Go up to Hilkiah the high priest and have him count the money that has been brought into the house of the LORD, which the doorkeepers have collected from the people.
5 ULB Aoka izany homena eo an-tanan'ny mpiasa izay miandraikitra ny tranon'i Yaveh, ary aoka izy ireo hanome izany an'ilay mpiasa izay ao an-tranon'i Yaveh, mba hanamboarana izay simba ao amin'ny tempoly. BSB BSB: And let them deliver it into the hands of the supervisors of those doing the work on the house of the LORD, who in turn are to give it to the workmen repairing the damages to the house of the LORD—
6 ULB Aoka izy ireo hanome vola ho an'ireo mpandrafitra, ireo mpanori-trano, ary mba hividy hazo sy vato voapaika ihany koa mba hanamboarana ny tempoly." BSB BSB: to the carpenters, builders, and masons—to buy timber and dressed stone to repair the temple.
7 ULB Fa tsy ho takiana amin'izy ireo ny antontan'ny vola, satria mampiasa izany am-patokiana izy ireo. BSB BSB: But they need not account for the money put into their hands, since they work with integrity.”
8 ULB Hoy i Hilkia mpisorona be tamin'i Safana mpanora-dalàna hoe: "Hitako tao amin'ny tranon'i Yaveh ny bokin'ny lalàna." BSB BSB: Then Hilkiah the high priest said to Shaphan the scribe, “I have found the Book of the Law in the house of the LORD!” And he gave it to Shaphan, who read it.
9 ULB Ka nomen'i Hilkia an'i Safana ny boky, ary namaky izany izy. Lasa i Safana ary naka ny boky teny amin'ny mpanjaka, ary hitatitra aminy ihany koa, manao hoe: "Ireo mpanomponao dia nandany ny vola izay hita tao an-tempoly ary natolotr'izy ireo teo an-tanan'ireo mpiasa izay manara-maso ny fikarakarana ny tranon'i Yaveh izany." BSB BSB: And Shaphan the scribe went to the king and reported, “Your servants have paid out the money that was found in the temple and have put it into the hands of the workers and supervisors of the house of the LORD.”
10 ULB Dia hoy i Safana mpanora-dalàna tamin'ny mpanjaka: "Hilkia mpisorona no nanome ahy ny boky." Ary novakian'i Safana tamin'ny mpanjaka izany. BSB BSB: Moreover, Shaphan the scribe told the king, “Hilkiah the priest has given me a book.” And Shaphan read it in the presence of the king.
11 ULB Ary rehefa nandre ireo tenin'ny lalàna ny mpanjaka, dia nandriatra ny akanjony izy. BSB BSB: When the king heard the words of the Book of the Law, he tore his clothes
12 ULB Nandidy an'i Hilkia mpisorona, sy Ahikama zanak'i Safana, i Akbora zanak'i Mikaia, Safana ilay mpanora-dalàna, ary i Asaia, ilay mpanompony, ny mpanjaka, ka nanao hoe: BSB BSB: and commanded Hilkiah the priest, Ahikam son of Shaphan, Achbor son of Micaiah, Shaphan the scribe, and Asaiah the servant of the king: 13 ULB "Mandehana ary miresaha amin'i Yaveh ho ahy, ary ho an'ireo vahoaka sy ireo Joda rehetra, noho ireo tenin'ity boky izay hita ity. Fa mafonja ny hatezeran'i Yaveh izay mirehitra amintsika nohon'ny tsy fihainoan'ireo razambentsika ireo tenin'ity boky ity dia ny hoe hankatò izay rehetra voasoratra momba antsika." BSB BSB: “Go and inquire of the LORD for me, for the people, and for all Judah concerning the words in this book that has been found. For great is the wrath of the LORD that burns against us because our fathers have not obeyed the words of this book by doing all that is written about us.”
14 ULB Noho izany i Hilkia mpisorona, Ahikama, Akbora, Safana, ary i Asaia no nandeha nankany amin'i Holda ilay mpaminany vavy, vadin'i Saloma zanak'i Tikva zanak'i Harasa, ilay mpikarakara ny fitafiana (nipetraka tao Jerosalema tao amin'ny faritra faharoa izy), ary niresaka taminy izy ireo. BSB BSB: So Hilkiah the priest, Ahikam, Achbor, Shaphan, and Asaiah went and spoke to Huldah the prophetess, the wife of Shallum son of Tikvah, the son of Harhas, the keeper of the wardrobe. She lived in Jerusalem, in the Second District.
15 ULB Hoy ravehivavy tamin'izy ireo: "Izao no nolazain'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely: 'Lazao ny olona izay nandefa anareo aty amiko hoe: BSB BSB: And Huldah said to them, “This is what the LORD, the God of Israel, says: ‘Tell the man who sent you
16 ULB "Izao no lazain'i Yaveh: 'Indro, hitondra loza amin'ity toerana ity sy ireo mponiny Aho, araka ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny boky izay novakian'ny mpanjakan'i Joda. BSB BSB: that this is what the LORD says: I am about to bring calamity on this place and on its people, according to all the words of the book that the king of Judah has read,
17 ULB Satria nahafoy Ahy ary nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireo andriamanitra hafa izy reo, mba hiantsy Ahy ho tezitra amin'ireo asa rehetra izay nataon'izy ireo-- noho izany ny hatezerako dia nirehitra tamin'ity toerana ity, ary tsy ho faty izany."' BSB BSB: because they have forsaken Me and burned incense to other gods, that they might provoke Me to anger with all the works of their hands. My wrath will be kindled against this place and will not be quenched.’
18 ULB Fa ho an'ny mpanjakan'i Joda, izay nandefa anao mba hanontany ny sitrapon'i Yaveh, dia izao no ho lazainao aminy: "Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely nilaza izao: "Momba ireo teny izay renao, BSB BSB: But as for the king of Judah, who sent you to inquire of the LORD, tell him that this is what the LORD, the God of Israel, says: ‘As for the words that you heard,
19 ULB satria tso-po ianao, ary satria nanetry tena teo anatrehan'i Yaveh ianao, rehefa renao izay nolazaiko tamin'ity toerana ity sy ireo olony, fa ho tonga faharavana sy ozona izy ireo, ary satria ianao dia nandriatra ny akanjonao ary nitomany teto anatrehako, dia nihaino anao ihany koa Aho—izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: because your heart was tender and you humbled yourself before the LORD when you heard what I spoke against this place and against its people, that they would become a desolation and a curse, and because you have torn your clothes and wept before Me, I have heard you,’ declares the LORD.
20 ULB Indro, hanambatra anao amin'ireo razanao Aho, ary handry am-piadanana ao am-pasanao ianao. Tsy hahita ireo loza rehetra izay ho entiko amin'ity toerana ity ny masonao.""" Koa dia nentin'ilay lehilahy tany amin'ny mpanjaka izany hafatra izany. BSB BSB: ‘Therefore I will indeed gather you to your fathers, and you will be gathered to your grave in peace. Your eyes will not see all the calamity that I will bring on this place.’” So they brought her answer back to the king.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.