1 ULB Dia naniraka mpitondra hafatra izay nampivory teo aminy ireo loholon'i Joda sy Jerosalema rehetra ny mpanjaka. BSB BSB: Then the king summoned all the elders of Judah and Jerusalem.
2 ULB Dia niakatra tao an-tranon'i Yaveh ny mpanjaka, sy ireo olon'i Joda rehetra ary ireo mponin'i Jerosalema rehetra niaraka taminy, sy ireo mpisorona, ireo mpaminany, ary ireo vahoaka rehetra, hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe. Novakiany teo an-tsofin'izy ireo ny tenin'ny bokin'ny Fanekena rehetra izay hita tao an-tranon'i Yaveh. BSB BSB: And he went up to the house of the LORD with all the people of Judah and Jerusalem, as well as the priests and the prophets—all the people small and great—and in their hearing he read all the words of the Book of the Covenant that had been found in the house of the LORD.
3 ULB Nijoro teo akaikin'ny andry ny mpanjaka ary nanao fanekena teo anatrehan'i Yaveh, mba hanaraka an'i Yaveh sy hitandrina ireo didiny, ireo fitsipiny, ary ireo lalàny, amin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra, mba hanamafy ireo tenin'izany fanekena izany izay voasoratra ao amin'ity boky ity. Ka dia nanaiky hankatò ny fanekena ny vahoaka rehetra. BSB BSB: So the king stood by the pillar and made a covenant before the LORD to follow the LORD and to keep His commandments, decrees, and statutes with all his heart and all his soul, and to carry out the words of the covenant that were written in this book. And all the people entered into the covenant.
5 ULB Nanafoana ireo mpisorona mpanompo sampy izay nofidian'ireo mpanjakan'i Joda handoro ditin-kazo manitra tao amin'ireo toerana avo tao amin'ireo tanànan'i Joda sy tao amin'ireo toerana nanodidina an'i Jerosalema izy— dia ireo izay nandoro ditin-kazo manitra ho an'i Bala, ho an'ny masoandro sy ny volana, ho an'ireo planeta, ary ho an'ireo kintan'ny lanitra rehetra. BSB BSB: Josiah also did away with the idolatrous priests ordained by the kings of Judah to burn incense on the high places of the cities of Judah and in the places all around Jerusalem—those who had burned incense to Baal, to the sun and moon, to the constellations, and to all the host of heaven.
6 ULB Namoaka ny baon'Aseraha avy tao amin'ny tempolin'i Yaveh izy, tany ivelan'i Jerosalema tany an-dohasahan'i Kidrona ary nandoro izany teo. Notorotoroiny ho vovoka izany ka nariany teo amin'ireo fasam-bahoaka izany vovoka izany. BSB BSB: He brought the Asherah pole from the house of the LORD to the Kidron Valley outside Jerusalem, and there he burned it, ground it to powder, and threw its dust on the graves of the common people.
7 ULB Nodioviny ireo efitranon'ireo lehilahy mpivavaka mivaro-tena izay tao an-tempolin'i Yaveh, izay nanenonan'ireo vehivavy fitafiana ho an'i Aseraha. BSB BSB: He also tore down the quarters of the male shrine prostitutes that were in the house of the LORD, where the women had woven tapestries for Asherah.
9 ULB Na dia tsy navela nisorona teo amin'ny alitaran'i Yaveh tao Jerosalema aza ireo mpisoron'ireo toerana avo ireo, dia nihinana mofo tsy misy masirasira teo amin'ireo rahalahiny izy ireo. BSB BSB: Although the priests of the high places did not come up to the altar of the LORD in Jerusalem, they ate unleavened bread with their fellow priests.
10 ULB Nolotoin'i Josia i Tofeta, izay tao amin'ny lohasahan'i Beni-hinoma, mba tsy hisy olona handoro ao anaty afo ny zanany lahy na ny zanany vavy ho sorona ho an'i Moloka. BSB BSB: He also desecrated Topheth in the Valley of Ben-hinnom so that no one could sacrifice his son or daughter in the fire to Molech.
12 ULB Noravan'i Josia mpanjaka ireo alitara izay teo amin'ny tafon'ny efitranon'i Ahaza farany ambony, izay namboarin'ny mpanjakan'i Joda, sy ireo alitara izay nataon'i Manase tao amin'ireo kianjan'ny tempolin'i Yaveh anankiroa. Notorotoroin'i Josia ireo ary nariany tao amin'ny Lohasahan-driak'i Kidrona. BSB BSB: He pulled down the altars that the kings of Judah had set up on the roof near the upper chamber of Ahaz, and the altars that Manasseh had set up in the two courtyards of the house of the LORD. The king pulverized them there and threw their dust into the Kidron Valley.
14 ULB Notorotoroiny ireo tsangam-bato ary nokapainy ireo baon'Aseraha ary nofenoiny taolan'olombelona ireo toerana ireo. BSB BSB: He smashed the sacred pillars to pieces, cut down the Asherah poles, and covered the sites with human bones.
15 ULB Noravan'i Josia tanteraka ihany koa ny alitara izay tao Betela sy ny toerana avo izay namboarin'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata (ilay iray izay nampanota ny Israely). Nodorany ihany koa izany alitara izany sy ny toerana avo ka notorotoroiny ho vovoka. Nodorany ihany koa ny baon'Aseraha. BSB BSB: He even pulled down the altar at Bethel, the high place set up by Jeroboam son of Nebat, who had caused Israel to sin. Then he burned the high place, ground it to powder, and burned the Asherah pole.
16 ULB Raha nijery ny faritra Josia, dia tsikariny ireo fasana izay teo amin'ny havoana. Naniraka lehilahy mba haka ny taolana avy tao amin'ireo fasana izy; ka dia nodorany teo amin'ny alitara ireo, izay nandoto izany. Izany dia araka ny tenin'i Yaveh izay nolazain'ny lehilahin'Andriamanitra, dia ilay lehilahy izay niteny ireo zavatra ireo mialoha. BSB BSB: And as Josiah turned, he saw the tombs there on the hillside, and he sent someone to take the bones out of the tombs, and he burned them on the altar to defile it, according to the word of the LORD proclaimed by the man of God who had foretold these things.
17 ULB Dia hoy izy: "Tsangambato inona ity hitako?" Ireo lehilahin'ny tanàna niteny taminy hoe: "Io dia fasan'ny lehilahin'Andriamanitra izay avy any Joda ary niresaka momba ireo zavatra izay vao nataonao tamin'ny alitaran'i Betela." BSB BSB: Then the king asked, “What is this monument I see?” And the men of the city replied, “It is the tomb of the man of God who came from Judah and proclaimed these things that you have done to the altar of Bethel.”
18 ULB Dia hoy i Josia: "Avelao izany. Tsy misy olona tokony hamindra ireo taolany." Ka navelan'izy ireo, niaraka tamin'ireo taolan'ny mpaminany izay avy any Samaria ny taolany. BSB BSB: “Let him rest,” said Josiah. “Do not let anyone disturb his bones.” So they left his bones undisturbed, along with those of the prophet who had come from Samaria.
19 ULB Dia nesorin'i Josia ireo trano rehetra tany amin'ireo toerana avo izay tany amin'ireo tanànan'ny Samaria, izay nataon'ireo mpanjakan'Israely, ary izay nahatonga an'i Yaveh ho tezitra. Nataony mitovy tsy misy valaka tamin'izay natao tany Betela ireo. BSB BSB: Just as Josiah had done at Bethel, so also in the cities of Samaria he removed all the shrines of the high places set up by the kings of Israel who had provoked the LORD to anger.
20 ULB Novonoiny teo amin'ireo alitara ireo mpisoron'ny toerana avo rehetra ary nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo izy. Avy eo dia niverina tany Jerosalema. BSB BSB: On the altars he slaughtered all the priests of the high places, and he burned human bones on them. Then he returned to Jerusalem.
21 ULB Dia nandidy ny vahoaka rehetra ny mpanjaka, nanao hoe: "Tandremo ny Paskan'i Yaveh Andriamanitrareo, araka izay voasoratra ao amin'ity Bokin'ny Fanekena ity." BSB BSB: The king commanded all the people, “Keep the Passover of the LORD your God, as it is written in this Book of the Covenant.”
22 ULB Tsy nisy fankalazana ny Paska notandremana toy izany hatramin'ny andron'ireo mpitsara izay nanapaka teo amin'Israely, na tamin'ny andron'ireo mpanjaka izay nanapaka ny Israely, na tamin'ireo andron'ireo mpanjakan'Israely na Joda rehetra. BSB BSB: No such Passover had been observed from the days of the judges who had governed Israel through all the days of the kings of Israel and Judah.
23 ULB Fa tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Josia mpanjaka no nankalazaina tany Jerosalema izany Paskan'i Yaveh izany. BSB BSB: But in the eighteenth year of Josiah’s reign, this Passover was observed to the LORD in Jerusalem.
24 ULB Noroahin'i Josia ihany koa ireo izay niresaka tamin'ny maty na tamin'ny fanahy. Noroahiny ihany koa ireo terafima, ireo sampy, ary ireo zavatra maharikoriko rehetra izay hita tao amin'ny tanin'ny Joda sy tany Jerosalema, mba hanamafisana ireo tenin'ny lalàna izay voasoratra tao amin'ny boky izay hitan'i Hilkia mpisorona tao an-tranon'i Yaveh. BSB BSB: Furthermore, Josiah removed the mediums and spiritists, the household gods and idols, and all the abominations that were seen in the land of Judah and in Jerusalem. He did this to carry out the words of the law written in the book that Hilkiah the priest had found in the house of the LORD.
25 ULB Talohan'i Josia, dia tsy mbola nisy mpanjaka tahaka azy, izay niverina tamin'i Yaveh tamin'ny fony rehetra, ny fanahiny rehetra, ary ny heriny rehetra, izay nanaraka ny lalàn'i Mosesy rehetra. Sady tsy nisy mpanjaka tahaka an'i Josia nitsangana tao aoriany. BSB BSB: Neither before nor after Josiah was there any king like him, who turned to the LORD with all his heart and with all his soul and with all his strength, according to all the Law of Moses.
26 ULB Na izany aza, dia tsy nitsahatra ny firehetan'ny fahatezerana lehiben'i Yaveh, izay nirehitra tamin'i Joda noho ireo fanompoan-tsampy rehetra izay nihantsian'i Manase Azy. BSB BSB: Nevertheless, the LORD did not turn away from the fury of His burning anger, which was kindled against Judah because of all that Manasseh had done to provoke Him to anger.
27 ULB Koa hoy i Yaveh: "Esoriko tsy ho eo imasoko ihany koa i Joda, tahaka ny nanesorako an'Israely, ary hariako ity tanàna izay nofidiako ity, dia i Jerosalema, sy ny trano izay nolazaiko hoe: 'Ho ao ny anarako."' BSB BSB: For the LORD had said, “I will remove Judah from My sight, just as I removed Israel. I will reject this city Jerusalem, which I chose, and the temple of which I said, ‘My Name shall be there.’”
28 ULB Raha ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Josia, ny zavatra rehetra izay nataony, moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany?" BSB BSB: As for the rest of the acts of Josiah and all his accomplishments, are they not written in the Book of the Chronicles of the Kings of Judah?
30 ULB Ireo mpanompon'i Josia nitondra azy efa maty tao anaty kalesy avy any Megido, nitondra azy tany Jerosalema, ary nandevina azy tao amin'ny fasany manokana. Dia nalain'ny vahoakan'ny tany i Joahaza zanaka lahin'i Josia, nosorany, ary nataony ho mpanjaka nandimby ny toeran'ny rainy. BSB BSB: From Megiddo his servants carried his body in a chariot, brought him to Jerusalem, and buried him in his own tomb. Then the people of the land took Jehoahaz son of Josiah, anointed him, and made him king in place of his father.
31 ULB Telo amby roapolo taona i Joahaza no nanomboka nanjaka, ary nanjaka nandritra ny telo volana tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia i Hamotala; izy dia zanaka vavin'i Jeremia avy any Libna. BSB BSB: Jehoahaz was twenty-three years old when he became king, and he reigned in Jerusalem three months. His mother’s name was Hamutal daughter of Jeremiah; she was from Libnah.
32 ULB Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joahaza, toy ny zavatra rehetra izay nataon'ireo razambeny. BSB BSB: And he did evil in the sight of the LORD, just as his fathers had done.
33 ULB Nofatoran'i Farao-neko rojo tao Ribla tao amin'ny tanin'i Hamata izy, mba tsy hanjakany ao Jerosalema. Dia nampanefain'i Neko talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray i Joda. BSB BSB: And Pharaoh Neco imprisoned Jehoahaz at Riblah in the land of Hamath so that he could not reign in Jerusalem, and he imposed on Judah a levy of a hundred talents of silver and a talent of gold.
34 ULB Nataon'i Farao-neko ho mpanjaka teo amin'ny toeran'i Josia rainy i Eliakima zanak'i Josia, ary novainy hoe Joiakima ny anarany. Nefa nitondra an'i Joahaza nankany Egypta izy, ka maty tany i Joahaza. BSB BSB: Then Pharaoh Neco made Eliakim son of Josiah king in place of his father Josiah, and he changed Eliakim’s name to Jehoiakim. But Neco took Jehoahaz and carried him off to Egypt, where he died.
35 ULB Nandoa ny volafotsy sy volamena tamin'i Farao i Joiakima. Mba hamaliana ny fangatahan'i Farao mpanjaka, dia nampandoa hetra ny tany i Joiakima ary notereny mba handoa volafotsy sy volamena aminy araka ny tomban'izy ireo ny olona tsirairay tamin'ireo vahoakan'ny tany. BSB BSB: So Jehoiakim paid the silver and gold to Pharaoh Neco, but to meet Pharaoh’s demand he taxed the land and exacted the silver and the gold from the people, each according to his wealth.
36 ULB Dimy amby roapolo taona i Joiakima no nanomboka nanjaka, ary nanjaka iraika ambin'ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia i Zebida; izy dia zanaka vavin'i Pedaia avy any Romaha. BSB BSB: Jehoiakim was twenty-five years old when he became king, and he reigned in Jerusalem eleven years. His mother’s name was Zebidah daughter of Pedaiah; she was from Rumah.
37 ULB Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joiakima, tahaka izay nataon'ireo razambeny. BSB BSB: And he did evil in the sight of the LORD, just as his fathers had done.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.