1 ULB Hoy Elisa hoe: "Henoy ny tenin'i Yaveh". Izao no voalazan'i Yaveh: 'Rahampitso amin'ny ora toy izao dia ho sekely iray ny vidin'ny koba tsara toto eran'ny famarana, ary ho sekely iray ny vary hordea roa famarana, eo am-bavahadin'i Samaria."' BSB BSB: Then Elisha said, “Hear the word of the LORD! This is what the LORD says: ‘About this time tomorrow at the gate of Samaria, a seah of fine flour will sell for a shekel, and two seahs of barley will sell for a shekel.’”
2 ULB Ary namaly ilay lehilahin'Andriamanitra ny lehiben'ny mpiambina iray izay nanankinan'ny mpanjaka ny tanany, ary nilaza hoe: "Indro, na dia hanao varavarankely eny amin'ny lanitra aza i Yaveh, hitranga ve izany zavatra izany?" Ary namaly Elisa hoe: "Indro, hahita ny fitrangan'izany ireo masonareo, kanefa tsy hihinana amin'izany ianareo." BSB BSB: But the officer on whose arm the king leaned answered the man of God, “Look, even if the LORD were to make windows in heaven, could this really happen?” “You will see it with your own eyes,” replied Elisha, “but you will not eat any of it.”
3 ULB Ary nisy efa-dahy boka teo ivelan'ny vavahadin'ny tanàna. Nifampiresaka izy ireo hoe: "Nahoana isika no tokony mijanona eto mandra-pahafatintsika? Raha hiteny isika hoe tokony hiditra ao amin'ny tanàna isika, kanefa misy mosary ao an-tanàna, dia ho faty any isika. BSB BSB: Now there were four men with leprosy at the entrance of the city gate, and they said to one another, “Why just sit here until we die?
4 ULB Nefa raha hijanona eto isika dia mbola ho faty ihany koa. Ka andao, andao isika ho any amin'ny tafikin'ireo Syriana. Raha tsy mamono antsika izy ireo, dia ho velona isika, fa raha mamono antsika izy ireo, dia ho faty isika. BSB BSB: If we say, ‘Let us go into the city,’ we will die there from the famine in the city; but if we sit here, we will also die. So come now, let us go over to the camp of the Arameans. If they let us live, we will live; if they kill us, we will die.”
5 ULB Ka niainga izy ireo ny takariva mba hankany amin'ny tobin'ny Syriana; rehefa tonga teny amin'ny faritra ivelan'ny toby izy ireo, dia tsy nisy olona tao. BSB BSB: So they arose at twilight and went to the camp of the Arameans. But when they came to the outskirts of the camp, there was not a man to be found.
6 ULB Fa efa nampandrenesin'ny Tompo ny feon'ireo kalesy, sy ny feon'ireo soavaly—ny feon'ireo tafika lehibe hafa, ny tafikin'ny Syriana, ary nifampiresaka izy ireo hoe: "Ny mpanjakan'Israely dia efa nanakarama ireo mpanjakan'ireo Hetita sy ireo Egyptiana mba ho avy hanohitra antsika. BSB BSB: For the Lord had caused the Arameans to hear the sound of chariots, horses, and a great army, so that they said to one another, “Look, the king of Israel must have hired the kings of the Hittites and Egyptians to attack us.”
7 ULB Dia nanainga sy nandositra ireo miaramila ny takariva; navelan'izy ireo ny lainy, ireo soavaliny, ireo ampondrany, ary toy izany koa ny toby, ary nandositra ho an'ny ainy izy ireo. BSB BSB: Thus the Arameans had arisen and fled at twilight, abandoning their tents and horses and donkeys. The camp was intact, and they had run for their lives.
8 ULB Rehefa tonga teo amin'ny faritra ivelan'ny toby ireo lehilahy boka ireo, dia niditra tao anatin'ny lay iray izy ireo ka nihinana sy nisotro, ary naka volafotsy sy volamena ary akanjo, dia nandeha ka nanafina ireo. Niverina izy ireo ary niditra tao amin'ny lay hafa dia nandroba ny tao ihany koa izy ireo, ary nandeha ka nanafina izany. BSB BSB: When the lepers reached the edge of the camp, they went into a tent to eat and drink. Then they carried off the silver, gold, and clothing, and went and hid them. On returning, they entered another tent, carried off some items from there, and hid them.
9 ULB Avy eo dia nifampiresaka izy ireo hoe: "Tsy manao ny marina isika. Andron'ny filazantsara izao andro izao, nefa mitazona fahanginana momba izany isika. Raha miandry mandra-pahazavan'ny andro isika, dia hisy famaizana hiatra amintsika. Ankehitriny ary, andao aoka isika handeha ary hilaza ny ankohonan'ny mpanjaka." BSB BSB: Finally, they said to one another, “We are not doing what is right. Today is a day of good news. If we are silent and wait until morning light, our sin will overtake us. Now, therefore, let us go and tell the king’s household.”
10 ULB Nandeha izy ireo ka niantso ireo mpiambina vavahady tao an-tanàna. Hoy ireo tamin'izy ireo: "Nankany amin'ny tobin'ireo Syriana izahay, nefa tsy nisy olona tao, tsy nisy feon'olona, fa ireo soavaly sy ampondra mifatotra no ao, ary ireo lay izay nitoerany." BSB BSB: So they went and called out to the gatekeepers of the city, saying, “We went to the Aramean camp and no one was there—not a trace—only tethered horses and donkeys, and the tents were intact.”
11 ULB Dia nihiaka mafy ireo vaovao ny mpiambina vavahady, avy eo dia nolazaina tao amin'ny ankohonan'ny mpanjaka izany. BSB BSB: The gatekeepers shouted the news, and it was reported to the king’s household.
12 ULB Ary nifoha ny mpanjaka ny alina ary nilaza tamin'ireo mpanompony hoe: "Ankehitriny dia ambarako anareo ny nataon'ireo Syriana tamintsika. Fantatr'izy ireo fa mosarena isika, ka niala ny toby izy ireo mba hiafina any an-tsaha. Hoy izy ireo: "Rehefa mivoaka ny tanàna izy ireo, dia ho ataontsika sambo-belona, ka hidirantsika ny tanàna."' BSB BSB: So the king got up in the night and said to his servants, “Let me tell you what the Arameans have done to us. They know we are starving, so they have left the camp to hide in the field, thinking, ‘When they come out of the city, we will take them alive and enter the city.’”
13 ULB Namaly ny iray tamin'ireo mpanompon'ny mpanjaka sady niteny hoe: "Mitalaho aminao aho, avelao haka dimy amin'ireo soavaly tavela ireo lehilahy, dia izay tavela tao an-tanàna izany. Izy ireo dia tahaka ny ambin'ireo vahoakan'Israely rehetra izay tavela_fa efa maty ny ankamaroany ankehitriny; aoka isika handefa azy ireo ka hahita." BSB BSB: But one of his servants replied, “Please, have scouts take five of the horses that remain in the city. Their plight will be no worse than all the Israelites who are left here. You can see that all the Israelites here are doomed. So let us send them and find out.”
14 ULB Ka naka kalesy roa niaraka tamin'ny soavaly izy ireo, ka nirahan'ny mpanjaka hanaraka ireo tafikin'ireo Syriana izy ireo, nilaza hoe: "Mandehana ary jereo." BSB BSB: Then the scouts took two chariots with horses, and the king sent them after the Aramean army, saying, “Go and see.”
15 ULB Nandeha nanaraka azy ireo hatrany Jordana izy ireo, ka feno fitafiana sy fitaovana izay narian'i Syriana tamim-pikorompahana ny lalana rehetra. Dia niverina ny mpitondra hafatra ary nilaza tamin'ny mpanjaka. BSB BSB: And they tracked them as far as the Jordan, and indeed, the whole way was littered with the clothing and equipment the Arameans had thrown off in haste. So the scouts returned and told the king.
16 ULB Nandositra ireo vahoaka sady nandroba ny tobin'ireo Syriana. Ka namidy ho sekely iray ny koba tsara toto eran'ny famarana, ary vary hordea roa famarana dia sekely iray, araka ny efa voalazan'ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: Then the people went out and plundered the camp of the Arameans. It was then that a seah of fine flour sold for a shekel, and two seahs of barley sold for a shekel, according to the word of the LORD.
17 ULB Nobaikon'ny mpanjaka ilay lehiben'ny mpiambina izay akaiky azy mba hiambina ny vavahady, ary voahitsakitsak'ireo vahoaka teo am-bavahady izy. Ary maty izy tahaka ny efa voalazan'ny lehilahin'Andriamanitra, izay niteny rehefa nidina teo aminy ny mpanjaka. BSB BSB: Now the king had appointed the officer on whose arm he leaned to be in charge of the gate, but the people trampled him in the gateway, and he died, just as the man of God had foretold when the king had come to him.
18 ULB Ka niseho izany araka ny efa nolazain'ny lehilahin'Andriamanitra tamin'ny mpanjaka hoe: "Amin'izao fotoana izao eo am-bavahadin'ny Samaria, dia azo vidina ho sekely iray ny vary hordea roa famarana, ary ny koba tsara toto iray famarana dia ho sekely iray." BSB BSB: It happened just as the man of God had told the king: “About this time tomorrow at the gate of Samaria, two seahs of barley will sell for a shekel, and a seah of fine flour will sell for a shekel.”
19 ULB Namaly an'ilay lehilahin'Andriamanitra izany lehiben'ny mpiambina izany sady nilaza hoe: "Indro, na dia hanao varavarankely eny an-danitra aza i Yaveh, hitranga ve izany zavatra izany? Efa nilaza i Elisa hoe: "Indro, hahita ny fitrangan'izany amin'ny masonareo ianareo, kanefa tsy hihinana amin'izany ianareo. BSB BSB: And the officer had answered the man of God, “Look, even if the LORD were to make windows in heaven, could this really happen?” So Elisha had replied, “You will see it with your own eyes, but you will not eat any of it!”
20 ULB Toy izany tokoa no niseho taminy, satria voahitsakitsaky ny vahoaka teo am-bavahady izy, ary maty. BSB BSB: And that is just what happened to him. The people trampled him in the gateway, and he died.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.