1 ULB Taty aoriana dia maty ny mpanjakan'ny vahoakan'i Amona, ary lasa mpanjaka teo amin'ny toerany i Hanona zanany lahy. BSB BSB: Some time later, the king of the Ammonites died and was succeeded by his son Hanun.
2 ULB Hoy i Davida hoe: "Hanao soa amin'i Hanona zanak'i Nahasy aho, tahaka ny nanaovan'ny rainy soa tamiko." Koa dia nandefa ireo mpanompony hampahery an'i Hanona mahakasika ny rainy i Davida. Niditra tao amin'ny tanin'ny vahoakan'i Amona ireo mpanompony. BSB BSB: And David said, “I will show kindness to Hanun son of Nahash, just as his father showed kindness to me.” So David sent some of his servants to console Hanun concerning his father. But when they arrived in the land of the Ammonites,
3 ULB Saingy hoy ireo mpitarika ny vahoakan'i Amona tamin'i Hanona tompon'izy ireo hoe: "Mihevitra tokoa ve ianao fa manome voninahitra ny rainao i Davida satria nandefa ireo mpanompony hampahery anao izy? Tsy efa nandefa ireo mpanompony taminao ve i Davida mba hijery ny tanàna, hitsikilo izany, mba handrava izany?" BSB BSB: the princes of the Ammonites said to Hanun their lord, “Just because David has sent you comforters, do you really believe he is showing respect for your father? Has not David instead sent his servants to explore the city, spy it out, and overthrow it?”
4 ULB Koa nosamborin'i Hanona ireo mpanompon'i Davida, noharatany ny antsasaky ny volombavan'izy ireo, notapahiny hatreny amin'ny foto-peny ny akanjon'izy ireo, ary noroahiny. BSB BSB: So Hanun took David’s servants, shaved off half of each man’s beard, cut off their garments at the hips, and sent them away.
5 ULB Rehefa nanazava izany tamin'i Davida izy ireo, dia nandefa olona hitsena azy ireo izy, satria afa-baraka tanteraka ireo lehilahy. Hoy ny mpanjaka hoe: "Mitoera ao Jeriko mandra-panirin'ny volombavanareo indray, ary miverena avy eo." BSB BSB: When this was reported to David, he sent messengers to meet the men, since they had been thoroughly humiliated. The king told them, “Stay in Jericho until your beards have grown back, and then return.”
6 ULB Rehefa hitan'ny vahoakan'i Amona fa lasa mangidy hoditra amin'i Davida izy ireo, dia nandefa mpitondra hafatra ny vahoakan'i Amona ary nanakarama ireo Syriana avy ao Beti-rehoba sy Zoba, miaramila nandeha an-tongotra roa alina, sy lehilahy arivo tamin'ny mpanjakan'i Maka, ary lehilahy roa arivo sy iray alina tamin'ireo olon'i Toba. BSB BSB: When the Ammonites realized that they had become a stench to David, they hired twenty thousand Aramean foot soldiers from Beth-rehob and Zoba, as well as a thousand men from the king of Maacah and twelve thousand men from Tob.
7 ULB Rehefa nandre izany i Davida, dia nandefa an'i Joaba sy ny tafika miaramila rehetra izy. BSB BSB: On hearing this, David sent Joab and the entire army of mighty men.
8 ULB Tonga ireo Amonita ary nilahatra hiady teo amin'ny fidirana teo amin'ny vavahadin'ny tanànan'izy ireo, raha mbola nijoro teo amin'ny saha malalaka ireo Syriana avy any Zoba sy Rehoba, ary ireo olona avy any Toba sy Maka. BSB BSB: The Ammonites marched out and arrayed themselves for battle at the entrance of the city gate, while the Arameans of Zobah and Rehob and the men of Tob and Maacah were by themselves in the open country.
9 ULB Rehefa nahita ireo fahavalo teo anoloany sy tao aoriany i Joaba, dia nisafidy ny sasany tamin'ireo izay mahay miady indrindra izy ary nandamina azy ireo hiady amin'ireo Syriana. BSB BSB: When Joab saw the battle lines before him and behind him, he selected some of the best men of Israel and arrayed them against the Arameans.
10 ULB Raha ny amin'ireo tafika sisa tavela, dia notolorany ho baikon'i Abisay rahalahiny, ka nalahiny hiady amin'ny tafik'i Amona izy ireo. BSB BSB: And he placed the rest of the troops under the command of his brother Abishai, who arrayed them against the Ammonites.
11 ULB Hoy i Joaba hoe: "Raha mafy loatra ho ahy ireo Syriana, dia ianao, Abisay, no tsy maintsy manavotra ahy. Fa raha mafy loatra ho anareo ny tafik'i Amona, dia ho avy aho ary hanavotra anareo. BSB BSB: “If the Arameans are too strong for me,” said Joab, “then you will come to my rescue. And if the Ammonites are too strong for you, then I will come to your rescue.
12 ULB Mahereza, ary andeha isika haneho ny tanjantsika ho an'ny vahoakantsika sy ireo tanànan'ny Andriamanitsika, satria i Yaveh dia hanao izay tsara ho an'ny tanjony." BSB BSB: Be strong and let us fight bravely for our people and for the cities of our God. May the LORD do what is good in His sight.”
13 ULB Koa nandroso i Joaba sy ireo miaramila tao amin'ny tafiny mba hiady hanohitra ireo Syriana, izay voatery nitsoaka teo anatrehan'ny tafik'Israely. BSB BSB: So Joab and his troops advanced to fight the Arameans, who fled before him.
14 ULB Rehefa nahita ireo miaramilan'ny Syriana nandositra ny tafik'i Amona, dia nitsoaka an'i Abisay koa izy ireo ary niverina tao amin'ny tanàna. Avy eo i Joaba niverina avy tany amin'ny vahoakan'i Amona ary niverina tany Jerosalema. BSB BSB: When the Ammonites saw that the Arameans had fled, they too fled before Abishai, and they entered the city. So Joab returned from fighting against the Ammonites and came to Jerusalem.
15 ULB Rehefa hitan'ireo Syriana fa ho resin'Israely izy ireo, dia nivondrona niaraka indray izy ireo. BSB BSB: When the Arameans saw that they had been defeated by Israel, they regrouped.
16 ULB Avy eo Hadadezera nampiantso andiana Syriana avy any an-dafin'ny Onin'i Eofrata. Tonga tao Helama niaraka tamin'i Sobaka, ilay mpifehy ny tafik'i Hedadezera lohan'izy ireo izy ireo. BSB BSB: Hadadezer sent messengers to bring more Arameans from beyond the Euphrates, and they came to Helam with Shobach the commander of Hadadezer’s army leading them.
17 ULB Rehefa nolazaina izany i Davida, dia namory ny Israely rehetra izy, niampita an'i Jordana, ary tonga tany Helama. Nilahatra hiady hanohitra an'i Davida ireo Syriana ary niady taminy. BSB BSB: When this was reported to David, he gathered all Israel, crossed the Jordan, and went to Helam. Then the Arameans arrayed themselves against David and fought against him.
18 ULB Nandositra an'Israely ireo Syriana. Nahafaty miaramila mpitondra kalesy fitonjato sy mpitaingin-tsovaly efatr'alina i Davida. Naratra i Sobaka mpifehy ny tafik'izy ireo ary maty tany. BSB BSB: But the Arameans fled before Israel, and David killed seven hundred charioteers and forty thousand foot soldiers. He also struck down Shobach the commander of their army, who died there.
19 ULB Rehefa hitan'ireo mpanjaka rehetra izay mpanompon'i Hadadezera fa resin'Israely izy ireo, dia nanao fihavanana tamin'Israely izy ireo ka lasa mpanompony. Noho izany ireo Syriana dia natahotra ny hanampy ny vahoakan'i Amona. BSB BSB: When all the kings who were subject to Hadadezer saw that they had been defeated by Israel, they made peace with Israel and became subject to them. So the Arameans were afraid to help the Ammonites anymore.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.