1 ULB Hoy i Davida hoe: "Misy olona tafajanona izay azoko anehoana hatsaram-panahy nohon'ny amin'i Jonatana ve ao amin'ny fianakavian'i Saoly?" BSB BSB: Then David asked, “Is there anyone left from the house of Saul to whom I can show kindness for the sake of Jonathan?”
2 ULB Nisy mpanompo iray antsoina hoe: Ziba tao amin'ny fianakavian'i Saoly, ary niantso azy ho any amin'i Davida izy ireo. Hoy ny mpanjaka taminy hoe: "Ianao ve no Ziba?" Dia namaly izy hoe: "Eny, mpanomponao aho." BSB BSB: And there was a servant of the house of Saul named Ziba. They summoned him to David, and the king inquired, “Are you Ziba?” “I am your servant,” he replied.
3 ULB Ka hoy ny mpanjaka hoe: "Tsy misy olona tavela izay azoko anehoana ny hatsaram-panahin'Andriamanitra ve avy ao amin'ny fianakavian'i Saoly?" Namaly ny mpanjaka i Ziba hoe: "Jonatana dia mbola manan-janaka lahy, izay malemy tongotra." BSB BSB: So the king asked, “Is there anyone left of the house of Saul to whom I can show the kindness of God?” Ziba answered, “There is still Jonathan’s son, who is lame in both feet.”
4 ULB Hoy ny mpanjaka taminy hoe: "Aiza izy?" Dia namaly ny mpanjaka i Ziba hoe: "Indro, ao an-tranon'i Makira zanaka lahin'i Amiela any Lo-debara izy." BSB BSB: “Where is he?” replied the king. And Ziba said, “Indeed, he is in Lo-debar at the house of Machir son of Ammiel.”
5 ULB Avy eo i Davida mpanjaka naniraka azy sy nampamoaka azy tao an-tranon'i Makira zanaka lahin'i Amiela avy any Lo-debara. BSB BSB: So King David had him brought from the house of Machir son of Ammiel in Lo-debar.
6 ULB Noho izany Mefiboseta zanak'i Jonatana zanaka lahin'i Saoly, dia nankeo amin'i Davida ary nampiankohoka ny tavany teo amin'ny tany ho voninahitr'i Davida. Hoy i Davida hoe: "Mefiboseta." Dia namaly izy hoe: "Indro, mpanomponao aho!" BSB BSB: And when Mephibosheth son of Jonathan, the son of Saul, came to David, he fell facedown in reverence. Then David said, “Mephibosheth!” “I am your servant,” he replied.
7 ULB Hoy i Davida taminy hoe: "Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy aminao ho an'i Jonatana nohon'ny amin'ny rainao tokoa aho, ary hamerina aminao ny tanin'i Saoly raibenao rehetra aho, ary hihinana eo an-databatro mandrakariva ianao." BSB BSB: “Do not be afraid,” said David, “for surely I will show you kindness for the sake of your father Jonathan. I will restore to you all the land of your grandfather Saul, and you will always eat at my table.”
8 ULB Niankohoka i Mefiboseta ary nanao hoe: "Inona ity mpanomponao, no tokony hijery amin-tsitraka amboa maty tahaka ahy ianao?" BSB BSB: Mephibosheth bowed down and said, “What is your servant, that you should show regard for a dead dog like me?”
9 ULB Avy eo ny mpanjaka dia nampiantso an'i Ziba, mpanompon'i Saoly, ary nanao taminy hoe: "Izay an'i Saoly sy ny fianakaviany rehetra dia nomeko ny zafin'ny tomponao. BSB BSB: Then the king summoned Saul’s servant Ziba and said to him, “I have given to your master’s grandson all that belonged to Saul and to all his house.
10 ULB Ianao, ireo zanakao lahy, ary ireo mpanomponao dia tsy maintsy miasa ny tany ho azy ary tsy maintsy mijinja ny vokatra ianao mba hananan'ny zafin'ny tomponao hanina ho hanina. Fa i Mefiboseta, zafin'ny tomponao, dia tsy maintsy hihinana mandrakariva eo an-databatro." Ary Ziba dia nanan-janaka lahy dimy ambin'ny folo sy mpanompo roapolo. BSB BSB: You and your sons and servants are to work the ground for him and bring in the harvest, so that your master’s grandson may have food to eat. But Mephibosheth, your master’s grandson, is always to eat at my table.” Now Ziba had fifteen sons and twenty servants.
11 ULB Avy eo Ziba niteny tamin'ny mpanjaka hoe: "Ho ataon'ny mpanomponao izay rehetra andidian'ilay mpanjaka tompoko ny mpanompony." Dia nampian'ny mpanjaka hoe: BSB BSB: And Ziba said to the king, “Your servant will do all that my lord the king has commanded.” So Mephibosheth ate at David’s table like one of the king’s own sons.
12 ULB "Raha ny amin'i Mefiboseta dia hihinana eto an-databatro izy, toy ny iray amin'ireo zanaka lahin'ny mpanjaka." Nanan-janaka lahy tanora antsoina hoe Mika i Mefiboseta. Ny rehetra izay nipetraka tao an-tranon'i Ziba dia mpanompon'i Mefiboseta avokoa. BSB BSB: And Mephibosheth had a young son named Mica, and all who dwelt in the house of Ziba were servants of Mephibosheth.
13 ULB Koa dia nipetraka tany Jerosalema i Mefiboseta, ary nihinana teo an-databatry ny mpanjaka mandrakariva izy, na dia nalemy aza ny tongony roa. BSB BSB: So Mephibosheth lived in Jerusalem, because he always ate at the king’s table, and he was lame in both feet.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.