1 ULB Paoly, apostolin'i Kristy Jesosy tamin'ny alalan'ny sitrapon'Andriamanitra, araka ny fampanantenan'ny fiainana izay ao amin'i Kristy Jesosy, BSB BSB: Paul, an apostle of Christ Jesus by the will of God, according to the promise of life in Christ Jesus,
2 ULB an'i Timoty, zanaka tiana: Fahasoavana, fiantrana, ary fiadanana avy amin'Andriamanitra ilay Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika. BSB BSB: To Timothy, my beloved child: Grace, mercy, and peace from God the Father and Christ Jesus our Lord.
3 ULB Misaotra an'Andriamanitra aho, izay tompoiko avy amin'ireo razambeko, miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio, tahaka ny hahatsiarovako anao mandrakariva amin'ny fivavahako andro aman'alina. BSB BSB: I thank God, whom I serve with a clear conscience as did my forefathers, as I constantly remember you night and day in my prayers.
4 ULB Tahaka ny hahatsiarovako ireo ranomasonao, maniry mafy ny hahita anao aho, ka mety ho feno hafaliana aho. BSB BSB: Recalling your tears, I long to see you so that I may be filled with joy.
5 ULB Nampahatsiahivina tamiko ny finoanao marina, izay niaina voalohany tao amin'ny renibenao Loisa sy ny reninao Eonisa, ary resy lahatra aho izao fa miaina ao aminao ihany koa izany. BSB BSB: I am reminded of your sincere faith, which first dwelt in your grandmother Lois and your mother Eunice, and I am convinced is in you as well.
6 ULB Izany no antony ampahatsiahivako anao mba hampiasanao indray ny fanomezan'Andriamanitra ao aminao amin'ny alalan'ny fametrahako tanana. BSB BSB: For this reason I remind you to fan into flame the gift of God, which is in you through the laying on of my hands.
7 ULB Fa Andriamanitra tsy nanome fanahin'ny tahotra antsika, fa ny hery sy fitiavana ary fifehezan-tena. BSB BSB: For God has not given us a spirit of fear, but of power, love, and self-control.
8 ULB Ka aza menatra amin'ny fijoroana vavolombelona momban'ny Tompontsika, na amiko, Paoly, ilay gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahoriana ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. BSB BSB: So do not be ashamed of the testimony of our Lord, or of me, His prisoner. Instead, join me in suffering for the gospel by the power of God.
9 ULB Fa Andriamanitra no namonjy antsika sy niantso antsika tamin'ny antso masina. Nanao izany Izy, tsy noho ireo asantsika, fa nohon'ny drafitra izay efa nataony sy ny fahasoavany. Na dia mbola tsy niandoha aza ny fotoana dia efa nanome antsika ireny zavatra ireny tao amin'i Kristy Jesosy Izy. BSB BSB: He has saved us and called us to a holy calling, not because of our works, but by His own purpose and by the grace He granted us in Christ Jesus before time began.
10 ULB Fa ankehitriny ny famonjen'Andriamanitra dia nambara tamin'ny alalan'ny fisehoan'i Kristy Jesosy Mpanavotra antsika. Kristy izay nanafoana ny fahafatesana ary nitondra fiainana izay tsy ho tapitra mandrakizay mba hanazava amin'ny alalan'ny filazantsara. BSB BSB: And now He has revealed this grace through the appearing of our Savior, Christ Jesus, who has abolished death and illuminated the way to life and immortality through the gospel,
11 ULB Noho izany, dia voatondro ho mpitory teny aho, ho apostoly, ary ho mpampianatra. BSB BSB: to which I was appointed as a preacher, an apostle, and a teacher.
12 ULB Fa noho izany antony izany dia mijaly amin'ireny zavatra ireny ihany koa aho. Fa tsy menatra aho, satria fantatro Izy ilay ninoako. Resy lahatra aho fa afaka mitazona izay efa nankiniko taminy Izy mandra-pahatongan'izany andro izany. BSB BSB: For this reason, even though I suffer as I do, I am not ashamed; for I know whom I have believed, and I am convinced that He is able to guard what I have entrusted to Him for that day.
13 ULB Tazomy ny ohatra momba ireo hafatry ny finoana izay henonareo tamiko, miaraka amin'ny finoana sy fitiavana izay ao amin'i Kristy Jesosy. BSB BSB: Hold on to the pattern of sound teaching you have heard from me, with the faith and love that are in Christ Jesus.
14 ULB Ny zavatra tsara izay nataon'Andriamanitra taminao, ambeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina izany, izay miaina ao amintsika BSB BSB: Guard the treasure entrusted to you, with the help of the Holy Spirit who dwells in us.
15 ULB Fantatrareo izany, fa izay rehetra nipetraka tany Azia dia nivadika tamiko. Ao amin'io fikambanana io ireo Fizelio sy ireo Hermozena. BSB BSB: You know that everyone in the province of Asia has deserted me, including Phygelus and Hermogenes.
16 ULB Enga anie ny Tompo hanome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria namelombelona ahy matetika izy ary tsy menatra tamin'ny gadrako. BSB BSB: May the Lord grant mercy to the household of Onesiphorus, because he has often refreshed me and was unashamed of my chains.
17 ULB Fa kosa, rehefa tany Roma izy, dia nitady ahy fatratra, ka hitany aho. BSB BSB: Indeed, when he arrived in Rome, he searched diligently until he found me.
18 ULB Ny Tompo anie hampiseho azy ka hahitany famindram-po avy aminy amin'izany andro izany. Ireo fomba rehetra nanampiany ahy tao Efesosy, dia fantatrareo tsara. BSB BSB: May the Lord grant Onesiphorus His mercy on that day. You know very well how much he ministered to me in Ephesus.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.