1 ULB Fa fantaro izao: amin'ireo andro farany dia hisy ireo fotoan-tsarotra. BSB BSB: But understand this: In the last days terrible times will come.
2 ULB Satria ny olona ho tia tena, tia vola, ho mpirehareha, ho mpandoka tena, ho mpanevateva an'Andriamanitra, tsy manoa ray aman-dreny, tsy misaotra, ary tsy masina. BSB BSB: For men will be lovers of themselves, lovers of money, boastful, arrogant, abusive, disobedient to their parents, ungrateful, unholy,
3 ULB Tsy hanam-pitiavana ny fianakaviany izy ireo, mpanohitohitra, ho mpanendrikendrika, tsy hahafehy tena, hahery setra, tsy ho tia ny tsara. BSB BSB: unloving, unforgiving, slanderous, without self-control, brutal, without love of good,
4 ULB Ho mpamadika izy ireo, tsy misy eritreritra, mpanambony tena, tia fahafinaretana mihoatra noho ireo tia an'Andriamanitra. BSB BSB: traitorous, reckless, conceited, lovers of pleasure rather than lovers of God,
6 ULB Satria ny sasany tamin'ireo dia ireo lehilahy izay miditra ao an-tokantrano ary mambabo ireo vehivavy adala. Ireo no vehivavy izay tsy afaka amin'ny fahotana sy voatarika amin'ireo filàna samihafa. BSB BSB: They are the kind who worm their way into households and captivate vulnerable women who are weighed down with sins and led astray by various passions,
7 ULB Ireo vehivavy ireo dia mianatra foana, kanefa tsy ho tonga amin'ny fahafantarana ny fahamarinana mihitsy. BSB BSB: who are always learning but never able to come to a knowledge of the truth.
8 ULB Tahaka izany ihany koa i Jana sy i Jambra nitsangana nanohitra an'i Mosesy. Tamin'izany dia nitsangana ihany koa ireo mpampianatra sandoka ireo hanohitra ny marina. Izy ireo dia lehilahy simba fisainana, tsy nankasitrahana tamin'ny finoana. BSB BSB: Just as Jannes and Jambres opposed Moses, so also these men oppose the truth. They are depraved in mind and disqualified from the faith.
9 ULB Fa tsy handroso lavitra izy ireo. Satria ny hadalany dia ho hita mazava amin'ny olona rehetra, tahaka ny an'ireo lehilahy ireo. BSB BSB: But they will not advance much further. For just like Jannes and Jambres, their folly will be plain to everyone.
10 ULB Fa raha ianareo kosa, dia efa nanaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, BSB BSB: You, however, have observed my teaching, my conduct, my purpose, my faith, my patience, my love, my perseverance,
11 ULB ireo fanenjehana, ireo fijaliana, ary izay nitranga tamiko tany Antiokia, tany Ikonioma ary tany Lystra. Niharitra ireo fanenjehana aho. Avy amin'ireo rehetra ireo, dia namonjy ahy ny Tompo. BSB BSB: my persecutions, and the sufferings that came upon me in Antioch, Iconium, and Lystra. What persecutions I endured! Yet the Lord rescued me from all of them.
12 ULB Izay rehetra te-hiaina araka ny fomban'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy dia ho enjehina. BSB BSB: Indeed, all who desire to live godly lives in Christ Jesus will be persecuted,
13 ULB Ireo olon-dratsy sy ireo mpisandoka dia ho any amin'ny ratsy kokoa hatrany. Izy ireo dia hitarika ireo olon-kafa ho any amin'ny lalan-diso. Ary izy ireo tenany dia ho voatarika amin'izany. BSB BSB: while evil men and imposters go from bad to worse, deceiving and being deceived.
14 ULB Fa raha ianareo kosa, mitoera ao amin'ireo zavatra izay efa nianaranareo sy izay efa ninoanareo mafy hoe avy amin'iza no efa nianaranareo. BSB BSB: But as for you, continue in the things you have learned and firmly believed, since you know from whom you have learned them.
15 ULB Fantatrareo fa hatramin'ny fahazazana dia efa nahalala ireo asa soratra masina ianareo. Ireny dia hahavita hampahendry anareo ho amin'ny famonjena amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy. BSB BSB: From infancy you have known the Holy Scriptures, which are able to make you wise for salvation through faith in Christ Jesus.
17 ULB Izany dia mba hahatonga ny lehilahin'Andriamanitra hahay tsara, sy ho voaomana tanteraka amin'ny asa tsara rehetra. BSB BSB: so that the man of God may be complete, fully equipped for every good work.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.