1 ULB Izaho dia manome ity didy hentitra ity eo anatrehan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy, izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny fisehoany sy ny fanjakany: BSB BSB: I charge you in the presence of God and of Christ Jesus, who will judge the living and the dead, and in view of His appearing and His kingdom:
2 ULB Mitoria ny Teny. Mivononà na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana. Mananàra, mitenena mafy, mampirisiha, amim-paharetana sy ny fampianarana rehetra. BSB BSB: Preach the word; be prepared in season and out of season; reprove, rebuke, and encourage with every form of patient instruction.
3 ULB Satria ho avy ny fotoana izay tsy hazakan'ny olona ny feon'ny fampianarana. Fa kosa, izy ireo dia hisafidy mpampianatra ho azy araka ireo faniriany manokana. Ireo dia hanitikitika ny sofin'izy ireo. BSB BSB: For the time will come when men will not tolerate sound doctrine, but with itching ears they will gather around themselves teachers to suit their own desires.
4 ULB Hanala ny fihainoan'izy ireo amin'ny fahamarinana ireo, ary hivily ho any amin'ireo angano. BSB BSB: So they will turn their ears away from the truth and turn aside to myths.
5 ULB Kanefa ianareo, eritrereto tsara ny zava-drehetra. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista; tanteraho ny fanompoanareo. BSB BSB: But you, be sober in all things, endure hardship, do the work of an evangelist, fulfill your ministry.
7 ULB Izaho dia efa nahavita ny ady tsara; efa nahavita ny hazakazaka aho; efa notazomiko ny finoana. BSB BSB: I have fought the good fight, I have finished the race, I have kept the faith.
8 ULB Ny satro-boninahitry ny fahamarinana dia efa voatokana ho ahy, izay homen'ny Tompo, ilay mpitsara marina, ho ahy amin'izany andro izany, ary tsy ho ahy irery ihany, fa ihany koa ho an'ireo rehetra izay efa nitia ny fisehoany. BSB BSB: From now on there is laid up for me the crown of righteousness, which the Lord, the righteous Judge, will award to me on that day—and not only to me, but to all who crave His appearing.
9 ULB Omeo izay tsara rehetra avy aminao mba hankanesana aty amiko haingana. BSB BSB: Make every effort to come to me quickly,
10 ULB Satria i Demasy efa nandao ahy. Tiany izao tontolo izao ary efa nandeha tany Tesalonika izy. Kreska dia nankany Galatia, ary Titosy nankany Dalmatia. BSB BSB: because Demas, in his love of this world, has deserted me and gone to Thessalonica. Crescens has gone to Galatia, and Titus to Dalmatia.
11 ULB Lioka irery ihany no miaraka amiko. Alaivo i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. BSB BSB: Only Luke is with me. Get Mark and bring him with you, because he is useful to me in the ministry.
12 ULB Tykiko dia nalefako tany Efesosy. BSB BSB: Tychicus, however, I have sent to Ephesus.
13 ULB Ilay lamba izay navelako tao Troasy miaraka amin'ny Karpo, ento iny rehefa tonga ianao, ary ireo boky, indrindra ireo mifono hoditra. BSB BSB: When you come, bring the cloak that I left with Carpus at Troas, and my scrolls, especially the parchments.
14 ULB Aleksandro ilay mpanefy varahina dia nampiharihary asa ratsy maro tamiko. Ny Tompo dia hamaly azy araka ireo asany. BSB BSB: Alexander the coppersmith did great harm to me. The Lord will repay him according to his deeds.
15 ULB Ianao ihany koa dia tokony hitandrina ny tenanao aminy, satria izy dia manohitra mafy ireo teninay. BSB BSB: You too should beware of him, for he has vigorously opposed our message.
16 ULB Tamin'ny fiarovan-tenako voalohany, tsy nisy nanohana ahy. Nefa kosa, ny olona rehetra nandao ahy. Aoka mba tsy ho voaheloka amin'izany izy ireo. BSB BSB: At my first defense, no one stood with me, but everyone deserted me. May it not be charged against them.
17 ULB Fa ny Tompo dia nitsangana teo anilako ary nankahery ahy mba, amin'ny alalako, ny fanambarana dia afaka tanterahina tanteraka, ary mba afaka haheno ireo Jentilisa rehetra. Izaho dia avotra tamin'ny vavan'ny liona. BSB BSB: But the Lord stood by me and strengthened me, so that through me the message would be fully proclaimed, and all the Gentiles would hear it. So I was delivered from the mouth of the lion.
18 ULB Ny Tompo dia hanavotra ahy amin'ny asa ratsy rehetra ary hamonjy ahy amin'ny fanjakany any an-danitra. Ho azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena. BSB BSB: And the Lord will rescue me from every evil action and bring me safely into His heavenly kingdom. To Him be the glory forever and ever. Amen.
19 ULB Ataovy veloma i Prisila, i Akoila, ary ireo ankohonan'i Onesiforosy. BSB BSB: Greet Prisca and Aquila, as well as the household of Onesiphorus.
20 ULB Erasto dia nitoetra tao Korinto, fa i Trofimo dia nilaozako fa narary ao Mileto. BSB BSB: Erastus has remained at Corinth, and Trophimus I left sick in Miletus.
21 ULB Omeo izay tsara indrindra avy aminao mba ahatongavana alohan'ny ririnina. Manao veloma anao i Eolobolo, ary Poda ihany koa, Lino, Klaodio, ary ireo rahalahy rehetra. BSB BSB: Make every effort to come to me before winter. Eubulus sends you greetings, as do Pudens, Linus, Claudia, and all the brothers.
22 ULB Hiaraka amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana. BSB BSB: The Lord be with your spirit. Grace be with you all.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.