2 ULB hatramin' ny andro nampiakarana azy, avy eo dia nandidy ireo Apostoly izay nofidiny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina Izy. BSB BSB: until the day He was taken up to heaven, after giving instructions through the Holy Spirit to the apostles He had chosen.
3 ULB Taorian'ny nijaliany, dia nampiseho ny tenany velona tamin'izy ireo Izy niaraka tamin'ireo porofo mandresy lahatra maro. Niseho tamin' izy ireo Izy nandritra ny andro efapolo andro, ary niresaka momba ny fanjakan'Andriamanitra. BSB BSB: After His suffering, He presented Himself to them with many convincing proofs that He was alive. He appeared to them over a span of forty days and spoke about the kingdom of God.
5 ULB fa nanao batisa tamin' ny rano tokoa i Jaona, fa ianareo dia tokony hatao batisa amin'ny Fanahy Masina ao anatin'ny andro vitsy". BSB BSB: For John baptized with water, but in a few days you will be baptized with the Holy Spirit.”
9 ULB Rehefa niteny izany zavatra izany i Jesosy Tompo, dia niandrandra izy ireo, nakarina Izy, ary ny rahona nanakona Azy teo imason' izy ireo. BSB BSB: After He had said this, they watched as He was taken up, and a cloud hid Him from their sight.
10 ULB Raha mbola nibanjina ny lanitra iny izy ireo tamin' ny nandehanany, tampoka teo, nisy roalahy niakanjo fotsy nitsangana teo anilan' izy ireo. BSB BSB: They were looking intently into the sky as He was going, when suddenly two men dressed in white stood beside them.
11 ULB Niteny izy ireo hoe: "Ry lehilahy avy any Galilia, maninona ianareo no mitsangana eto mijery ny lanitra? Iny Jesosy nalaina taminareo izay nampiakarina any an-danitra iny, dia hiverina tahaka ny nahitanareo azy niakatra any an-danitra teo iny. BSB BSB: “Men of Galilee,” they said, “why do you stand here looking into the sky? This same Jesus, who has been taken from you into heaven, will come back in the same way you have seen Him go into heaven.”
12 ULB Avy eo izy ireo dia niverina tany Jerosalema avy tao amin'ny tendrimbohitr'Oliva, izay eo akaikin'ny Jerosalema, mitovy amin'ny dian'ny andro Sabata iray. BSB BSB: Then they returned to Jerusalem from the Mount of Olives, which is near the city, a Sabbath day’s journey away.
13 ULB Rehefa tonga izy ireo, dia niakatra tao amin'ny efitra ambony rihana, izay nitoeran' izy ireo. Izy ireo dia i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alifeo, Simona Zelota, ary Jodasy zanak'i Jakoba. BSB BSB: When they arrived, they went to the upper room where they were staying: Peter and John, James and Andrew, Philip and Thomas, Bartholomew and Matthew, James son of Alphaeus, Simon the Zealot, and Judas son of James.
15 ULB Tamin' izany andro izany i Petera dia nitsangana teo afovoan' ireo rahalahiny, eo amin'ny ny olona 120 eo, ary niteny hoe BSB BSB: In those days Peter stood up among the brothers (a gathering of about a hundred and twenty) and said,
17 ULB Fa anisan'ny iray amintsika izy ary nahazo ny anjarany tamin'izao fanompoana izao." BSB BSB: He was one of our number and shared in this ministry.”
19 ULB Ireo olona rehetra tao Jerosalema dia naheno ny momba izany, ary niantso io saha io tamin'ny fitenin'izy ireo hoe: "Akeldama", izany hoe: "Sahan-dRà.") BSB BSB: This became known to all who lived in Jerusalem, so they called that field in their own language Akeldama, that is, Field of Blood.)
20 ULB Fa efa voasoratra ao amin' ny Bokin'ny Salamo hoe: "Avelao ho lao ny sahany, ary aza avela na dia olona iray aza hipetraka ao'; 'Avelao ho raisin'ny olon-kafa ny andraikiny." BSB BSB: “For it is written in the book of Psalms: ‘May his place be deserted; let there be no one to dwell in it,’ and, ‘May another take his position.’
21 ULB Noho izany, dia ilaina, ny iray amin'ireo lehilahy niaraka tamintsika nandritran'ny fotoana rehetra nidiran' i Jesosy Tompo sy ny nivoahany teto amintsika, BSB BSB: Therefore it is necessary to choose one of the men who have accompanied us the whole time the Lord Jesus went in and out among us,
22 ULB hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro niakarany teo amintsika, dia tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin'ny fitsanganany." BSB BSB: beginning from John’s baptism until the day Jesus was taken up from us. For one of these must become a witness with us of His resurrection.”
23 ULB Ary nametraka roa lahy izy ireo, dia i Josefa nantsoina hoe Barsabasy, na koa atao hoe Josto, ary Matia. BSB BSB: So they proposed two men: Joseph called Barsabbas (also known as Justus) and Matthias.
24 ULB Nivavaka izy ireo ary niteny hoe: "Ianao, ry Tompo, no mahalala ireo fon'ny olona rehetra, koa ambarao izay hofidinao amin' izy roalahy BSB BSB: And they prayed, “Lord, You know everyone’s heart. Show us which of these two You have chosen
25 ULB mba haka ny toerana ato amin' izao fanompoana izao sy ny maha Apostoly nohon' ny fandikan-dalàna izay nataon' i Jodasy handeha ho any amin' ny toerany manokana. BSB BSB: to take up this ministry and apostleship, which Judas abandoned to go to his rightful place.”
26 ULB Izy ireo dia niloka ho azy ireo, ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana, ary voaisa ho Apostoly iraika ambin' ny folo izy. BSB BSB: Then they cast lots, and the lot fell to Matthias. So he was added to the eleven apostles.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.