2 ULB Tampoka teo avy any an-danitra nisy feo toy ny rivotra mahery nifofofofo, ary nameno ny trano manontolo izay nipetrahan'izy ireo izany. BSB BSB: Suddenly a sound like a mighty rushing wind came from heaven and filled the whole house where they were sitting.
3 ULB Nisy afo niendrika lela maro izay nizarazara, ary nipetraka teo ambonin'izy ireo tsirairay avy. BSB BSB: They saw tongues like flames of fire that separated and came to rest on each of them.
4 ULB Izy rehetra dia feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araky ny nomen'ny Fanahy Masina hitenen'izy ireo. BSB BSB: And they were all filled with the Holy Spirit and began to speak in other tongues as the Spirit enabled them.
5 ULB Ary nisy Jiosy izay nipetraka tao Jerosalema, olon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena rehetra ambanin'ny lanitra. BSB BSB: Now there were dwelling in Jerusalem God-fearing Jews from every nation under heaven.
7 ULB Izy ireo dia talanjona sy gaga; niteny hoe: "Marina, fa tsy ireo rehetra miteny ireo ve no Galileanina? BSB BSB: Astounded and amazed, they asked, “Are not all these who are speaking Galileans?
8 ULB Nahoana no maheno azy ireo isika, amin'ny fitenintsika tsirairay avy izay naha lehibe antsika? BSB BSB: How is it then that each of us hears them in his own native language?
9 ULB Partianina sy Medianina ary Elemita, ary ireo izay mipetraka any Mesopotamia, any Jodia sy Kapadokia, any Ponto sy Asia, BSB BSB: Parthians, Medes, and Elamites; residents of Mesopotamia, Judea and Cappadocia, Pontus and Asia,
10 ULB Frygia sy Pamfylia, any Egypta ary Libya hatrany amin'i Kyrena, ary ireo mpitsidika avy any Roma, BSB BSB: Phrygia and Pamphylia, Egypt and the parts of Libya near Cyrene; visitors from Rome,
12 ULB Izy ireo dia gaga ary sahiran-tsaina; ary nifampiresaka izy ireo hoe: "Inona no dikan'izany?" BSB BSB: Astounded and perplexed, they asked one another, “What does this mean?”
13 ULB Fa ireo sasany naneso sady niteny hoe: "Izy ireo dia mamon'ny divay vaovao." BSB BSB: But others mocked them and said, “They are drunk on new wine!”
14 ULB Fa i Petera nitsangana niaraka tamin'izy iraik'ambin'ny folo, nampiakatra ny feony, ary nilaza tamin'izy ireo hoe: "Ry lehilahin'i Jodea sy ianareo rehetra izay mipetraka eto Jerosalema, aoka ho fantatrareo izao, tandremo ireo teniko. BSB BSB: Then Peter stood up with the Eleven, lifted up his voice, and addressed the crowd: “Men of Judea and all who dwell in Jerusalem, let this be known to you, and listen carefully to my words.
15 ULB Ho an'ireo olona tsy mamo araka izay heverinareo, fa vao ora fahatelo amin'ny andro izao. BSB BSB: These men are not drunk, as you suppose. It is only the third hour of the day!
17 ULB 'Amin'ny andro farany,' Andriamanitra miteny hoe: 'Halatsako amin'ny olona rehetra ny Fanahiko. Ireo zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy dia haminany, ny zatovonareo dia hahita fahitana, ary ny anti-dahinareo hanofy nofy. BSB BSB: ‘In the last days, God says, I will pour out My Spirit on all people. Your sons and daughters will prophesy, your young men will see visions, your old men will dream dreams.
18 ULB Toy izany koa ny amin'ireo mpanompoko lahy sy ny mpanompoko vavy amin'ireo andro ireo. Halatsako ny Fanahiko, ary izy ireo dia haminany. BSB BSB: Even on My menservants and maidservants I will pour out My Spirit in those days, and they will prophesy.
19 ULB Izao dia hampiseho zava-mahagaga eny amin'ny lanitra ambony sy famantarana eny amin'ny tany ambany, rà, afo, ary enton-tsetroka. BSB BSB: I will show wonders in the heavens above and signs on the earth below, blood and fire and billows of smoke.
20 ULB Ny masoandro dia ho lasa haizina ary ny volana ho lasa rà, mialohan'ny andro lehibe sy miavaka hiavian'ny Tompo. BSB BSB: The sun will be turned to darkness, and the moon to blood, before the coming of the great and glorious Day of the Lord.
21 ULB Ary ny olona rehetra izay miantso ny anaran'Andriamanitra dia ho voavonjy. BSB BSB: And everyone who calls on the name of the Lord will be saved.’
22 ULB Ry olon'Israely, henoy izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, ilay olona nampisehoana anareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina amin'ireo asa lehibe, ireo fahagagana, ary ireo famantarana izay nataon'Andriamanitra taminy teo afovoanareo, araka ny fantatrin'ny tenanareo. BSB BSB: Men of Israel, listen to this message: Jesus of Nazareth was a man certified by God to you by miracles, wonders, and signs, which God did among you through Him, as you yourselves know. 24 ULB Fa Andriamanitra nanangana Azy, nanafaka Azy tamin'ireo fanaintainan'ny fahafatesana, satria sarotra ho Azy ny niala tamin'izany. BSB BSB: But God raised Him from the dead, releasing Him from the agony of death, because it was impossible for death to keep Him in its grip.
25 ULB Fa i Davida miteny momba azy hoe, "Nahita ny Tompo teo anoloako mandrakariva aho, fa eto an-tanan-kavanako Izy ka tsy tokony hangozohozo aho. BSB BSB: David says about Him: ‘I saw the Lord always before me; because He is at my right hand, I will not be shaken.
26 ULB Dia tena faly ny foko ary niravoravo ny lelako. Ary ihany koa, ny nofoko hivelona amin'ny fahatokiana. BSB BSB: Therefore my heart is glad and my tongue rejoices; my body also will dwell in hope,
27 ULB Fa tsy nilaozanao ho any amin'ny Fiainan-tsy hita ny fanahiko ary tsy hamela ny Iray Masinao ho lo ianao. BSB BSB: because You will not abandon my soul to Hades, nor will You let Your Holy One see decay.
28 ULB Nampahafantatra ahy ireo lalan'ny fiainana Ianao; Ianao dia hameno fifaliana ahy amin'ny endrikao.' BSB BSB: You have made known to me the paths of life; You will fill me with joy in Your presence.’
29 ULB Ry rahalahy, afaka miresaka aminareo am-pitokiana momba an'i Davida Patriarika aho: efa maty izy no nalevina, ary ny fasany dia eto amintsika mandrak'androany. BSB BSB: Brothers, I can tell you with confidence that the patriarch David died and was buried, and his tomb is with us to this day.
30 ULB Noho izany, mpaminany izy ary fantany fa efa nianiana taminy Andriamanitra, fa ny taranany no ho eo amin'ny seza fiandrianany. BSB BSB: But he was a prophet and knew that God had promised him on oath that He would place one of his descendants on his throne.
31 ULB Efa hitany izany dia niresaka momban'ny fitsangananan'i Kristy tamin'ny fahafatesana, 'sady izy tsy navela tao amin'ny fiainan-tsy hita, no tsy nanao ny nofony ho tratrin'ny fahaloavana.' BSB BSB: Foreseeing this, David spoke about the resurrection of the Christ, that He was not abandoned to Hades, nor did His body see decay.
32 ULB Io Jesosy io-Andriamanitra no nanangana Azy, ka vavolombelon'izany izahay rehetra. BSB BSB: God has raised this Jesus to life, to which we are all witnesses.
33 ULB Noho izany rehefa nasandratry ny tanan'ankavanan'Andriamanitra Izy dia nandray ny Fanahy Masina nampanantenaina avy tamin'ny Ray, efa narotsany izany, izay hitanareo sy renareo. BSB BSB: Exalted, then, to the right hand of God, He has received from the Father the promised Holy Spirit and has poured out what you now see and hear.
34 ULB Fa i Davida dia tsy niakatra tany an-danitra, fa izy niteny oe: 'Ny Tompo nilaza tamin'ny Tompoko, "mitoera eto an-tanako ankavanako, BSB BSB: For David did not ascend into heaven, but he himself says: ‘The Lord said to my Lord, “Sit at My right hand
35 ULB mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.'" BSB BSB: until I make Your enemies a footstool for Your feet.”’
36 ULB Noho izany, aoka ho fantatry ny rehetra indrindra ny tranon' Israely fa Andriamanitra no nanao Azy ho Tompo sy Kristy, ilay Jesosy izay nombohanareo." BSB BSB: Therefore let all Israel know with certainty that God has made this Jesus, whom you crucified, both Lord and Christ!”
37 ULB Ary raha nandre izany izy ireo, voatsindrona ny fon'izy ireo, ary niteny tamin'i Petera sy ireo apostoly ambiny hoe: "Rahalahy, inona no tokony ho ataonay?" BSB BSB: When the people heard this, they were cut to the heart and asked Peter and the other apostles, “Brothers, what shall we do?”
38 ULB Avy eo Petera niteny tamin'izy ireo hoe: "Mibebaha manaova batisa, ianareo tsirairay avy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ho famelana ny fahotanareo, sy handraisanareo ny fanomezan'ny Fanahy Masina. BSB BSB: Peter replied, “Repent and be baptized, every one of you, in the name of Jesus Christ for the forgiveness of your sins, and you will receive the gift of the Holy Spirit.
39 ULB Fa ny fampanantenana dia ho anareo sy ny zanakareo ary ireo rehetra izay lavitra, ka ho betsaka ireo olona izay ho antsoin' ny Tompo Andriamanintsika." BSB BSB: This promise belongs to you and your children and to all who are far off—to all whom the Lord our God will call to Himself.”
40 ULB Niaraka tamin'ny teny maro hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisihany azy ireo; nilaza izy hoe, "Vonjeo ny tenanao amin'ity taranaka ratsy fanahy ity." BSB BSB: With many other words he testified, and he urged them, “Be saved from this corrupt generation.”
41 ULB Ary izy ireo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fanahin'olona teo amin'ny telo arivo teo ho eo no nampiana tamin'io andro io. BSB BSB: Those who embraced his message were baptized, and about three thousand were added to the believers that day.
43 ULB Tonga teo amin'ny fanahin'ny tsirairay tahotra, ary fahagagana sy famantarana maro no vita tamin'ny alalan'ny apostoly. BSB BSB: A sense of awe came over everyone, and the apostles performed many wonders and signs.
44 ULB Ireo rehetra nino dia niangona ary nanana zavatra nitovy, BSB BSB: All the believers were together and had everything in common.
45 ULB ary izy ireo dia nivarotra ny taniny sy ny fananany ka nizara izany tamin'izy rehetra, arak'izay nilainy avy. BSB BSB: Selling their possessions and goods, they shared with anyone who was in need.
46 ULB Ary isan'andro isan'andro dia nitohy nanompo tamin'ny fomba fijery mitovy tao an-tempoly izy ireo, sy nanapaka ny mofo tao an-trano, ary nizara sakafo tamim-pifaliana sy fo feno fanetren-tena; BSB BSB: With one accord they continued to meet daily in the temple courts and to break bread from house to house, sharing their meals with gladness and sincerity of heart,
47 ULB Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tamin'ny olona rehetra. Isan'andro ny Tompo dia nanampy ny isan'ireo izay voavonjy. BSB BSB: praising God and enjoying the favor of all the people. And the Lord added to their number daily those who were being saved.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.