2 ULB Ary nisy lehilahy iray nalemy efa hatrany am-piterahana nentina isan'andro teny amin'ny Vavahady Tsaran'endriky ny tempoly, mba hangataka fanomezana ara-bola any amin'ireo olona izay mankeny amin'ny tempoly. BSB BSB: And a man who was lame from birth was being carried to the temple gate called Beautiful, where he was put every day to beg from those entering the temple courts.
3 ULB Rehefa nahita an'i Petera sy i Jaona izay handeha hiditra ny tempoly, dia nangataka fanomezana ara-bola tamin'izy ireo izy. BSB BSB: When he saw Peter and John about to enter, he asked them for money.
4 ULB Nibanjina ny masony niaraka tamin'i Jaona i Petera dia niteny hoe: "Jereo izahay". BSB BSB: Peter looked directly at him, as did John. “Look at us!” said Peter.
5 ULB Ilay lehilahy malemy nijery azy ireo, nanantena ny handray zavatra avy any amin'izy ireo. BSB BSB: So the man gave them his attention, expecting to receive something from them.
6 ULB Nefa i Petera niteny hoe: "Volafotsy sy volamena no tsy ananako, nefa izay ananako, no homeko anao. Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mandehana." BSB BSB: But Peter said, “Silver or gold I do not have, but what I have I give you: In the name of Jesus Christ of Nazareth, get up and walk!”
7 ULB Nandray azy tamin'ny tanana havanana, i Petera nanangana azy, ary avy hatrany dia lasa natanjaka ny tongotr'ilay lehilahy sy ny kitrokeliny. BSB BSB: Taking him by the right hand, Peter helped him up, and at once the man’s feet and ankles were made strong.
8 ULB Nitsambikina, ilay lehilahy malemy dia nitsangana ka nanomboka nandeha; ary niaraka niditra tamin'i Petera sy i Jaona tao an-tempoly izy, nandeha, nitsambikina, ary nidera an'Andriamanitra. BSB BSB: He sprang to his feet and began to walk. Then he went with them into the temple courts, walking and leaping and praising God.
9 ULB Ny olona rehetra dia nahita azy nandeha sy nidera an'Andriamanitra. BSB BSB: When all the people saw him walking and praising God,
10 ULB Tsikaritr'izy ireo fa izy ilay lehilahy nangataka fanomezana ara-bola tamin'ireo olona teo amin'ilay Vavahady Tsaran'ny tempoly; ary tena gaga sy talanjona izy ireo noho ny zavatra nitranga taminy. BSB BSB: they recognized him as the man who used to sit begging at the Beautiful Gate of the temple, and they were filled with wonder and amazement at what had happened to him.
11 ULB Ary noho izy nitazona an'i Petera sy Jaona, ny olona rehetra dia nirohatra nankeny amin'izy ireo teny amin'ny fialofana izay nantsoina hoe fialofan'i Solomona ny olona rehetra, ary tena talanjona. BSB BSB: While the man clung to Peter and John, all the people were astonished and ran to them in the walkway called Solomon’s Colonnade.
12 ULB Rehefa nahita izany i Petera dia namaly ny olona hoe: "Ianareo ry vahoakan'Israely, nahoana no talanjona ianareo? Nahoana ny masonareo no mandinika anay, ohatran'ny hoe herinay na fahamasinanay manokana no nampandeha azy? BSB BSB: And when Peter saw this, he addressed the people: “Men of Israel, why are you surprised by this? Why do you stare at us as if by our own power or godliness we had made this man walk?
13 ULB Ny Andriamanitry Abrahama, sy an'Isaka, ary an'i Jakoba, ilay Andriamanitr'ireo raintsika, nanome voninahitra an'i Jesosy mpanompony. Izy ilay natolotrareo sy nolavinareo teo anoloan'i Pilato, tamin'izy nanapa-kevitra ny handefa azy. BSB BSB: The God of Abraham, Isaac, and Jacob, the God of our fathers, has glorified His servant Jesus. You handed Him over and rejected Him before Pilate, even though he had decided to release Him.
14 ULB Nolavinareo Ilay iray izay Masina sy Marina ary naleonareo nangataka ilay mpamono olona mba ho alefa ho anareo. BSB BSB: You rejected the Holy and Righteous One and asked that a murderer be released to you.
15 ULB Novonoinareo ny Mpanorina ny fiainana, izay natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty_ary vavolombelon'izany izahay. BSB BSB: You killed the Author of life, but God raised Him from the dead, and we are witnesses of this fact.
16 ULB Ankehitriny, noho ny finoana amin'ny anarany_ilay lehilahy izay hitanareo sy fantatrareo_iny anarana iny ihany no nahatonga azy hahery. Ny finoana avy amin'i Jesosy no nanome izao fahasitranana feno izao ho azy eto anatrehanareo rehetra. BSB BSB: By faith in the name of Jesus, this man whom you see and know has been made strong. It is Jesus’ name and the faith that comes through Him that has given him this complete healing in your presence.
17 ULB Ankehitriny, ry rahalahy, fantatro fa nanao izany ianareo noho ny tsy fahalalanareo, toy ny nataon'ireo mpitondra anareo ihany koa. BSB BSB: And now, brothers, I know that you acted in ignorance, as did your leaders.
18 ULB Fa ireo zavatra izay voalazan'Andriamanitra mialoha tamin'ny vavan'ireo mpaminany rehetra, hoe tokony hijaly ny Kristiny, fa efa tanterany ankehitriny. BSB BSB: But in this way God has fulfilled what He foretold through all the prophets, saying that His Christ would suffer.
19 ULB Mibebaha, noho izany, ary miverena, mba ho voavono ny fahotanareo, mba ho tonga ny fotoana mahavelombelona eo anatrehan'ny Tompo; BSB BSB: Repent, then, and turn back, so that your sins may be wiped away,
20 ULB ary mba handefa an'ilay Kristy izay voatendry ho anao izy, dia i Jesosy. BSB BSB: that times of refreshing may come from the presence of the Lord, and that He may send Jesus, the Christ, who has been appointed for you.
23 ULB Hitranga ny hoe izay olona rehetra tsy mihaino izany mpaminany izany dia ho ringanina tanteraka tsy ho ao amin'olona.' BSB BSB: Everyone who does not listen to Him will be completely cut off from among his people.’
24 ULB Eny, ary ireo mpaminany rehetra nanomboka teo amin'i Samoela sy ireo izay tonga taoriany, dia niteny mafy sy nanambara ireo andro ireo. BSB BSB: Indeed, all the prophets from Samuel on, as many as have spoken, have proclaimed these days.
25 ULB Ianareo no zanak'ireo mpaminany sy ny fanekena izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo razambe, araka ny nolazainy tamin'i Abrahama hoe: 'Ao amin'ny taranakao dia ho tahiana ireo fianakaviana rehetra eran-tany.' BSB BSB: And you are sons of the prophets and of the covenant God made with your fathers when He said to Abraham, ‘Through your offspring all the families of the earth will be blessed.’
26 ULB Taorian'ny nananganan'Andriamanitra ny mpanompony, dia nandefa azy ho anareo aloha izy, mba hitahy anareo amin'ny fialanareo amin'ny faharatsianareo." BSB BSB: When God raised up His Servant, He sent Him first to you to bless you by turning each of you from your wicked ways.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.