2 ULB Tezitra mafy izy ireo noho i Petera sy Jaona nampianatra ny vahoaka sy nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesosy. BSB BSB: greatly disturbed that they were teaching the people and proclaiming in Jesus the resurrection of the dead.
3 ULB Nosamborina izy ireo ary natao tany am-ponja mandrapahatongan'ny maraina, satria efa hariva ny andro tamin'izany. BSB BSB: They seized Peter and John, and because it was evening, they put them in custody until the next day.
4 ULB Kanefa maro tamin'ireo olona izay nandre ny hafatra no nino; ary ny isan'ireo lehilahy izay nino dia dimy arivo teo ho eo. BSB BSB: But many who heard the message believed, and the number of men grew to about five thousand.
5 ULB Ary nony ampitson'iny dia niangona tao Jerosalema ny mpanapak'izy ireo, zokiolona ary ireo mpanora-dalàna. BSB BSB: The next day the rulers, elders, and scribes assembled in Jerusalem,
6 ULB Teo i Anasy mpisoronabe, Kaiafa, Jaona, sy Aleksandro sy izay rehetra havan'ireo mpisoronabe. BSB BSB: along with Annas the high priest, Caiaphas, John, Alexander, and many others from the high priest’s family.
7 ULB Nony naroso teo afovoany i Petera sy Jaona, dia nanontany azy ireo hoe: "Amin'ny hery inona, na amin'ny anarana inona, no nanaovanareo izany?" BSB BSB: They had Peter and John brought in and began to question them: “By what power or what name did you do this?”
8 ULB Avy eo i Petera, feno ny Fanahy Masina, dia niteny azy ireo hoe: "Ianao ry mpanapaka ny vahoaka, sy ny loholona, BSB BSB: Then Peter, filled with the Holy Spirit, said to them, “Rulers and elders of the people!
9 ULB raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io? BSB BSB: If we are being examined today about a kind service to a man who was lame, to determine how he was healed,
10 ULB Dia aoka ho fantatrareo rehetra ary ny vahoakan'Israely rehetra, fa tamin'ny anaran'ny Jesosy Kristy avy any Nazareta, izay nohombohanareo, ilay natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty_tamin'ny alalany no ijoroan'ity lehilahy ity salama eto imasonareo." BSB BSB: then let this be known to all of you and to all the people of Israel: It is by the name of Jesus Christ of Nazareth, whom you crucified but whom God raised from the dead, that this man stands before you healed.
11 ULB Jesosy Kristy dia vato izay nataonareo mpanori-trano tsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro. BSB BSB: This Jesus is ‘the stone you builders rejected, which has become the cornerstone.’
13 ULB Ary rehefa nahita ny fahasahian'i Petera sy Jaona izy ireo, ary nahatsapa fa olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana, dia talanjona izy ireo, nahafantatra fa niaraka tamin'i Jesosy i Petera sy Jaona. BSB BSB: When they saw the boldness of Peter and John and realized that they were unschooled, ordinary men, they marveled and took note that these men had been with Jesus.
14 ULB Satria izy ireo nahita ilay lehilahy izay sitrana nijoro niaraka tamin'izy ireo, ka tsy nahita ambara hanoherana izany izy ireo. BSB BSB: And seeing the man who had been healed standing there with them, they had nothing to say in response.
15 ULB Fa rehefa avy nandidy ireo apostoly handao ny fivorian'ny filan-kevitra izy reo, dia nifampiresaka izy ireo. BSB BSB: So they ordered them to leave the Sanhedrin and then conferred together.
16 ULB Hoy izy ireo hoe: "Inona no tokony ho atao amin'ireto lehilahy ireto? Noho ny fahagagana vita tamin'ny alalan'izy ireo dia fantatr'ireo olona rehetra mipetraka eto Jerosalema, ary tsy azontsika lavina. BSB BSB: “What shall we do with these men?” they asked. “It is clear to everyone living in Jerusalem that a remarkable miracle has occurred through them, and we cannot deny it.
17 ULB Fa mba tsy hiparitahan'izany amin'ny vahoaka kosa, dia handao isika hampitandrina azy ireo mba tsy hitenenan'izy ireo izany anarana izany intsony. BSB BSB: But to keep this message from spreading any further among the people, we must warn them not to speak to anyone in this name.”
18 ULB Nantsoiny hiditra i Petera sy Jaona ary noteneniny izy ireo tsy hiteny sy tsy hampianatra amin'ny anaran'i jesosy intsony. BSB BSB: Then they called them in again and commanded them not to speak or teach at all in the name of Jesus.
19 ULB Kanefa namaly azy ireo kosa i Petera sy Jaona niteny hoe: "Raha marina eo imason'Andriamanitra ny manaiky anareo mihoatra Azy, dia ianareo no mitsara. BSB BSB: But Peter and John replied, “Judge for yourselves whether it is right in God’s sight to listen to you rather than God.
20 ULB Tsy afaka ny hijanona tsy hiteny momba ireo zavatra hitanay sy renay izahay." BSB BSB: For we cannot stop speaking about what we have seen and heard.”
21 ULB Taorian'ny fampitandremana an'i Petera sy Jaona, dia navelany nandeha izy ireo. Fa tsy nahita fomba hanasaziana azy ireo izy ireo, satria nidera an'Andriamanitra ireo vahoaka noho ny zava-bitany. BSB BSB: After further threats they let them go. They could not find a way to punish them, because all the people were glorifying God for what had happened.
22 ULB Ilay lehilahy izay niaina ny fahagagana sy fanasitranana dia nihoatra ny efa-polo taona. BSB BSB: For the man who was miraculously healed was over forty years old.
23 ULB Taorian'ny nanafahana azy ireo, dia tonga teo amin'ny vahoakany i Petera sy Jaona ary notateriny azy ireo izay rehetra notenenin'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo loholona tamin'izy ireo. BSB BSB: On their release, Peter and John returned to their own people and reported everything that the chief priests and elders had said to them.
24 ULB Rehefa henon'izy ireo izany, dia niara-nanandratra ny feon'izy ireo ho an'Andriamanitra izy ireo ka niteny hoe: "Tompo, ianao no nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina, ary izay rehetra ao aminy. BSB BSB: When the believers heard this, they lifted up their voices to God with one accord. “Sovereign Lord,” they said, “You made the heaven and the earth and the sea and everything in them.
25 ULB Niteny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe: 'Nahoana no tezitra ireo firenena Jentilisa, sy ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy?' BSB BSB: You spoke by the Holy Spirit through the mouth of Your servant, our father David: ‘Why do the nations rage and the peoples plot in vain?
26 ULB Ianareo miteny hoe: Ireo Mpanjakan'ny tany dia nitambatra, ary ireo mpanapaka dia nivondrona hanohitra ny Tompo, sy hanohitra ny Kristiny.' BSB BSB: The kings of the earth take their stand and the rulers gather together against the Lord and against His Anointed One.’
28 ULB Niara-nivory izy ireo mba hanao izay rehetra nataon'ny tananareo sy ireo drafitrareo izay efa notapahin'izy ireo ho atao mialoha. BSB BSB: They carried out what Your hand and will had decided beforehand would happen.
29 ULB Ankehitriny, Tompo, jereo ireo fampitandreman'izy ireo ary omeo ireo mpanomponao mba hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. BSB BSB: And now, Lord, consider their threats, and enable Your servants to speak Your word with complete boldness,
30 ULB Ahinjiro ny tananao mba hanasitrana, ary hanome ireo famantarana sy fahagagana amin'ny alalan'ny anaran'i Jesosy mpanomponao masina." BSB BSB: as You stretch out Your hand to heal and perform signs and wonders through the name of Your holy servant Jesus.”
31 ULB Rehefa avy nivavaka izy ireo, dia nihozongozona ny toerana izay niarahan'izy ireo nivory, ary feno ny Fanahy Masina izy rehetra ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an-kasahiana. BSB BSB: After they had prayed, their meeting place was shaken, and they were all filled with the Holy Spirit and spoke the word of God boldly.
33 ULB Niaraka tamin'ny hery lehibe no nanambaran'ny apostoly ny fijoroan'izy ireo vavolombelona momba ny fitsanganan'i Jesosy Tompo tamin'ny maty, ary fahasoavana lehibe no teo amin'ny izy rehetra. BSB BSB: With great power the apostles continued to give their testimony about the resurrection of the Lord Jesus. And abundant grace was upon them all.
34 ULB Tsy nisy olona nanan-java maha-ory teo amin'izy ireo, fa izay rehetra nanana tany na trano dia namidy ary nitondra ny volan'ny zavatra rehetra izay lafo. BSB BSB: There were no needy ones among them, because those who owned lands or houses would sell their property, bring the proceeds from the sales,
35 ULB ary napetraka teo an-tongotr'ireo apostoly, ary nozaraina tamin'ny olona tsirairay arak'izay ilain'izy ireo. BSB BSB: and lay them at the apostles’ feet for distribution to anyone as he had need.
37 ULB nivarotra tany sy nitondra ny vola ary nametraka azy teo an-tongotr'ireo apostoly. BSB BSB: sold a field he owned, brought the money, and laid it at the apostles’ feet.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.