2 ULB ary notazominy ny sasany tamin'ireo vola vidiny (ny vadiny ihany koa nahalala izany), ary nitondra ny ampahany hafa tamin'izany ary nametraka azy teo an-tongotr'ireo apostoly. BSB BSB: With his wife’s full knowledge, he kept back some of the proceeds for himself, but brought a portion and laid it at the apostles’ feet.
4 ULB Raha mbola tsy lafo izany, tsy nijanona ho fanananao manokana ve izany, ary rehefa lafo izany, tsy teo amin'ny fahefanao ve izany? Ahoana no nieritreretanao izany zavatra izany tao amin'ny fonao? Tsy nandainga tamin'ny olona ianao, fa tamin'Andriamanitra." BSB BSB: Did it not belong to you before it was sold? And after it was sold, was it not at your disposal? How could you conceive such a deed in your heart? You have not lied to men, but to God!”
5 ULB Nony nandre ireo teny ireo, dia lavo tamin'ny tany Ananiasy ka afaka ny ainy, ary tahotra lehibe no tonga tamin'izay rehetra naheno izany. BSB BSB: On hearing these words, Ananias fell down and died. And great fear came over all who heard what had happened.
6 ULB Ary ireo tovolahy dia niroso ka namono lamba azy, ka nentin'izy ireo nivoaka izy ary nalevina. BSB BSB: Then the young men stepped forward, wrapped up his body, and carried him out and buried him.
7 ULB Taorian'ny ora telo teo ho eo, dia niditra ny vadiny, mbola tsy nahafantatra izay nitranga. BSB BSB: About three hours later his wife also came in, unaware of what had happened.
8 ULB Petera niteny taminy hoe: "Lazao ahy raha izany no namarotanareo ilay tany." dia hoy izy: "Eny, noho izany." BSB BSB: “Tell me,” said Peter, “is this the price you and your husband got for the land?” “Yes,” she answered, “that is the price.”
9 ULB Avy eo i Petera niteny azy hoe: "Nahoana ianareo no nanaiky hiara-hitsapa ny Fanahin'ny Tompo? Indro, ireo tongotr'ireo olona izay nandevina ny vadinao dia eo am-baravarana, ary hamoaka anao izy ireo. BSB BSB: “How could you agree to test the Spirit of the Lord?” Peter replied. “Look, the feet of the men who buried your husband are at the door, and they will carry you out also.”
10 ULB Ary lavo teo noho eo teo amin'ny tongony izy ary afaka ny ainy. Rehefa niditra tao ireo tovolahy, dia nahita azy maty, ka nitondra azy nivoaka sy nandevina azy teo anilan'ny vadiny. BSB BSB: At that instant she fell down at his feet and died. Then the young men came in and, finding her dead, carried her out and buried her beside her husband.
12 ULB Famantarana sy fahagagana maro no niseho tamin'ireo vahoaka tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly. Niaraka teo amin'ny fialofan'i Salomona izy ireo. BSB BSB: The apostles performed many signs and wonders among the people, and with one accord the believers gathered together in Solomon’s Colonnade.
13 ULB Fa tsy nisy olona hafa nanana fahasahiana hiaraka amin'izy ireo; kanefa, ny vahoaka dia nanandratra fankasitrahana avo azy ireo. BSB BSB: Although the people regarded them highly, no one else dared to join them.
14 ULB Ary vao maika nihamaro ireo mpino izay nanampy isa ny Tompo, andian-dehilahy sy vehivavy, BSB BSB: Yet more and more believers were brought to the Lord—large numbers of both men and women.
15 ULB ka nentin'izy ireo teny an-dalana hatramin'ny ny marary ary nampandrin'izy ireo teo ambony fandriana sy farafara, ka mba rehefa mandalo i Petera, dia mety mba hanaloka ny sasany amin'izy ireo ny alokany. BSB BSB: As a result, people brought the sick into the streets and laid them on cots and mats, so that at least Peter’s shadow might fall on some of them as he passed by.
16 ULB Teo ihany koa dia maro ny vahoaka no niara-tonga avy ao amin'ireo tanàna manodidina an'ny Jerosalema, nitondra ny marary sy ireo izay nampahorian'ny fanahy maloto, ary dia sitrana izy rehetra. BSB BSB: Crowds also gathered from the towns around Jerusalem, bringing the sick and those tormented by unclean spirits, and all of them were healed.
17 ULB Fa nitsangana ny mpisoronabe, sy ireo izay niaraka taminy (izay sekta an'ireo Sadoseo); ary dia feno fialonana izy ireo BSB BSB: Then the high priest and all his associates, who belonged to the party of the Sadducees, were filled with jealousy. They went out
18 ULB ary nisambotra an-kery ireo apostoly, ary nampiditra azy ireo tany an-trano maizina. BSB BSB: and arrested the apostles and put them in the public jail.
19 ULB Ary nandritran'ny alina dia nisy anjelin'ny Tompo nanokatra ny varavaran'ny fonja ary namoaka azy ireo tao, sy niteny hoe: BSB BSB: But during the night an angel of the Lord opened the doors of the jail and brought them out, saying,
20 ULB "Mandehana, mitsangana ao amin'ny tempoly ary mitenena amin'ny olona ireo teny rehetran'ity fiainana ity." BSB BSB: “Go, stand in the temple courts and tell the people the full message of this new life.”
21 ULB Rehefa nandre izany izy ireo, dia niditra tao amin'ny tempoly izy ireo raha vao maraina ny andro ka nampianatra. Fa tonga ny mpisoronabe, sy ireo izay niaraka taminy, ary niantso ny filan-kevitra rehetra, ireo loholona rehetran'ny vahoakan'Israely, ary nalefa tany am-ponja mba hamoaka ireo apostoly. BSB BSB: At daybreak the apostles entered the temple courts as they had been told and began to teach the people. When the high priest and his associates arrived, they convened the Sanhedrin—the full assembly of the elders of Israel—and sent to the jail for the apostles.
22 ULB Fa nony tonga ilay mpiandry raharaha dia tsy nahita azy ireo tao am-ponja, ka niverina izy ireo ary nitatitra hoe: BSB BSB: But on arriving at the jail, the officers did not find them there. So they returned with the report:
23 ULB "Nahita ny trano maizina nihidy tsara izahay ary ny mpiambina dia nijoro niandry teo am-baravarana, fa rehefa novahanay izany, tsy nahita olona tao anatiny izahay." BSB BSB: “We found the jail securely locked, with the guards posted at the doors; but when we opened them, we found no one inside.”
24 ULB Ary rehefa naheno izany ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly sy ireo mpisorona be, dia very hevitra tanteraka izy ireo nahakasika ny zavatra mety hitranga. BSB BSB: When the captain of the temple guard and the chief priests heard this account, they were perplexed as to what was happening.
25 ULB Fa nisy olona tonga ary niteny tamin'izy ireo nanao hoe: "Ireo lehilahy izay nataonareo tao an-trano maizina dia mitsangana ao amin'ny tempoly ary mampianatra ny vahoaka." BSB BSB: Then someone came in and announced, “Look, the men you put in jail are standing in the temple courts teaching the people!”
26 ULB Ary lasa ny lehiben'ny mpiambina niaraka tamin'ireo mpiandry raharaha, ary nitondra azy ireo niverina, fa tsy tamin'ny herisetra, satria natahotra ny vahoaka izy ireo fandrao ho torahany vato. BSB BSB: At that point, the captain went with the officers and brought the apostles—but not by force, for fear the people would stone them.
27 ULB Rehefa nitondra azy ireo izy ireo, dia nandefa azy ireo teo anatrehan'ny filan-kevitra. Nanadihady azy ireo ny mpisorona be, BSB BSB: They brought them in and made them stand before the Sanhedrin, where the high priest interrogated them.
28 ULB niteny hoe: "Noraranay mafy ianareo mba tsy hampianatra amin'io anarana io, kanefa, nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema, ary tianareo ho tompon'andraikitra amin'ny ran'io lehilahy io izahay." BSB BSB: “We gave you strict orders not to teach in this name,” he said. “Yet you have filled Jerusalem with your teaching and are determined to make us responsible for this man’s blood.”
29 ULB Fa i Petera sy ireo apostoly namaly hoe: "Izahay dia tokony hanaiky an'Andriamanitra nohon'ny olona. BSB BSB: But Peter and the other apostles replied, “We must obey God rather than men.
30 ULB Ny Andriamanitrin'ny razanay nanangana an'i Jesosy, izay novonoinareo tamin'ny fanantonana Azy teo amin'ny hazo. BSB BSB: The God of our fathers raised up Jesus, whom you had killed by hanging Him on a tree.
31 ULB Andriamanitra nanandratra Azy teo amin'ny tanan-kavanany mba ho Tompo sy Mpamonjy, mba hanome fibebahana ho an'Israely, sy famelana ny heloka. BSB BSB: God exalted Him to His right hand as Prince and Savior, in order to grant repentance and forgiveness of sins to Israel.
32 ULB Izahay dia vavolombelona ny amin'izany zavatra izany, ary ihany koa ny Fanahy Masina, izay nomen'Andriamanitra ho an'ireo manaiky Azy." BSB BSB: We are witnesses of these things, and so is the Holy Spirit, whom God has given to those who obey Him.”
33 ULB Raha naheno izany ireo tao amin'ny filan-kevitra, dia tezitra izy ireo ary nitady hanomono ireo apostoly. BSB BSB: When the Council members heard this, they were enraged, and they resolved to put the apostles to death.
34 ULB Fa nisy Fariseo iray natsoina hoe Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay najain'ny olona rehetra, nitsangana ary nandidy ireo apostoly mba ho alaina avoaka kely any ivelany. BSB BSB: But a Pharisee named Gamaliel, a teacher of the law who was honored by all the people, stood up in the Sanhedrin and ordered that the men be put outside for a short time.
35 ULB Ary izy niteny tamin'izy ireo hoe: "Lehilahy Isiraely, tandremo tsara ny amin'ny zavatra izay ho ataonareo miaraka amin'ireo olona ireo. BSB BSB: “Men of Israel,” he said, “consider carefully what you are about to do to these men.
36 ULB Fa tany aloha tany, Teodasy nilaza ny tenany ho zavatra, ary vondron'olona, tokony ho efa-jato, nanaraka azy. Novonoina izy, ary ireo rehetra izay nanaiky azy dia niparitaka ary tonga tsinontsinona. BSB BSB: Some time ago Theudas rose up, claiming to be somebody, and about four hundred men joined him. He was killed, all his followers were dispersed, and it all came to nothing.
38 ULB Ary ankehitriny dia lazaiko aminareo, manalavira an'ireo lehilahy ireo ary avelao irery izy ireo, fa raha avy amin'ny olona io drafitra na io asa io, dia ho foana izany. BSB BSB: So in the present case I advise you: Leave these men alone. Let them go! For if their purpose or endeavor is of human origin, it will fail.
39 ULB Fa raha avy amin'Andriamanitra kosa, dia tsy ho azonareo foanana ireo; mety ho hitanareo aza fa miady amin'Andriamanitra ianareo." Dia resy lahatra izy ireo. BSB BSB: But if it is from God, you will not be able to stop them. You may even find yourselves fighting against God.”
40 ULB Ary niantso an'ireo apostoly hiditra izy ireo ary nikapoka sy nandidy azy ireo tsy hiteny amin'ny anaran'i Jesosy, ary namela azy ireo handeha. BSB BSB: At this, they yielded to Gamaliel. They called the apostles in and had them flogged. Then they ordered them not to speak in the name of Jesus, and released them.
41 ULB Izy ireo dia nandao ny filan-kevitra tam-pifaliana satria mendrika ny hitondra fahafam-baraka ho an'Ilay Anarana. BSB BSB: The apostles left the Sanhedrin, rejoicing that they had been counted worthy of suffering disgrace for the Name.
42 ULB Tao aorian'izay isan'andro, tsy nitsahatra nampianatra sy nitory an' i Jesosy ho Kristy izy ireo, teo an-kianjan'ny tempoly sy tamin'ny trano maro. BSB BSB: Every day, in the temple courts and from house to house, they did not stop teaching and proclaiming the good news that Jesus is the Christ.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.