1 ULB Taorian'ireo zavatra ireo Jesosy dia niseho tamin'ireo mpianatra indray teo amin'ny ranomasin'i Tiberiasy. Toy izao ny fomba nisehoany: BSB BSB: Later, by the Sea of Tiberias, Jesus again revealed Himself to the disciples. He made Himself known in this way:
2 ULB Simona Petera dia niaraka tamin'i Tomasy izay antsoina hoe Didymo, Natanaela avy any Kana any Galilia, ireo zanak'i Zebedio, ary mpianatr'i Jesosy roa hafa. BSB BSB: Simon Peter, Thomas called Didymus, Nathanael from Cana in Galilee, the sons of Zebedee, and two other disciples were together.
3 ULB Hoy Simona Petera tamin'izy ireo hoe: "Handeha hanarato aho." Ary hoy izy ireo taminy hoe: "Izahay, koa, handeha hiaraka aminao." Ka lasa izy ireo ary niditra tao an-tsambokely iray, fa tsy nahazo na inona na inona izy ireo nandritry ny alina tontolo. BSB BSB: Simon Peter told them, “I am going fishing.” “We will go with you,” they said. So they went out and got into the boat, but caught nothing that night.
4 ULB Ary, raha efa mangiran-dratsy sahady ny andro, dia nijoro teo an-dranomasina Jesosy, fa tsy fantatr'ireo mpianatra hoe Jesosy io. BSB BSB: Early in the morning, Jesus stood on the shore, but the disciples did not recognize that it was Jesus.
5 ULB Ka hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Ry tovolahy, tsy manan-ko-hanina ve ianareo?" Namaly Azy izy ireo hoe: "Tsia." BSB BSB: So He called out to them, “Children, do you have any fish?” “No,” they answered.
6 ULB Hoy Izy tamin'izy ireo hoe: "Atsipazo eo amin'ny sisiny ankavanan'ny sambokely ny haratonareo, dia hahazo ianareo." Ka dia natsipin'izy ireo ny haraton'izy ireo ary tsy nahavita nampiakatra izany tao nohon'ny habetsaky ny hazandrano. BSB BSB: He told them, “Cast the net on the right side of the boat, and you will find some.” So they cast it there, and they were unable to haul it in because of the great number of fish.
7 ULB Avy eo hoy ilay mpianatra izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Ny Tompo io." Rehefa ren'i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nampiditra ny ambonin'ankanjony izy (satria tsy niakanjo izy), ka nitsambikina tao anaty ranomasina. BSB BSB: Then the disciple whom Jesus loved said to Peter, “It is the Lord!” As soon as Simon Peter heard that it was the Lord, he put on his outer garment (for he had removed it) and jumped into the sea.
8 ULB Ireo mpianatra hafa nankao an-tsambokely (satria izy ireo tsy lavitry ny tanety, teo amin'ny roan-jato hakiho teo), ary nisintona ny harato feno hazandrano. BSB BSB: The other disciples came ashore in the boat. They dragged in the net full of fish, for they were not far from land, only about a hundred yards.
9 ULB Rehefa tafiakatra an-tanety izy ireo, dia nahita afon'arina teny ary hazandrano teo amboniny, miaraka amin'ny mofo. BSB BSB: When they landed, they saw a charcoal fire there with fish on it, and some bread.
10 ULB Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Mitondrà hazandrano maromaro amin'ireo vao azonareo teo." BSB BSB: Jesus told them, “Bring some of the fish you have just caught.”
11 ULB Ary niakatra Simona Petera ka nisintona an-tanety ny harato, izay feno hazandrano vaventy; 153. Tena maro be, kanefa tsy nitriatra ilay harato. BSB BSB: So Simon Peter went aboard and dragged the net ashore. It was full of large fish, 153, but even with so many, the net was not torn.
12 ULB Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Avia hisakafo maraina." Tsy nisy tamin'ireo mpianatra sahy nanontany Azy hoe: "Iza moa Ianao?" Fantatr'izy ireo fa ny Tompo io. BSB BSB: “Come, have breakfast,” Jesus said to them. None of the disciples dared to ask Him, “Who are You?” They knew it was the Lord.
13 ULB Nanatona Jesosy, nandray ny mofo, ary nanome izany azy ireo, toy izany koa ny hazandrano. BSB BSB: Jesus came and took the bread and gave it to them, and He did the same with the fish.
14 ULB Fanintelony amin'io no nisehoan'i Jesosy tamin'ireo mpianatra taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty. BSB BSB: This was now the third time that Jesus appeared to the disciples after He was raised from the dead.
15 ULB Rehefa avy nihinana ilay sakafo maraina izy ireo, dia hoy Jesosy tamin'i Simona Petera hoe: "Simona zanak'i Jaona, tia Ahy mihoatra noho ireo ve ianao?" Hoy Petera taminy hoe: "Eny ry Tompo, fantatrao fa tia Anao aho." Hoy Jesosy taminy hoe: "Fahano ireo ondriko." BSB BSB: When they had finished eating, Jesus asked Simon Peter, “Simon son of John, do you love Me more than these?” “Yes, Lord,” he answered, “You know I love You.” Jesus replied, “Feed My lambs.”
16 ULB Niteny taminy fanindroany indray Izy hoe: "Simona zanak'i Jaona, tia Ahy ve ianao?" Hoy Petera taminy hoe: "Eny ry Tompo, fatatrao fa tia Anao aho." Hoy Jesosy taminy hoe: "Karakarao ny ondriko." BSB BSB: Jesus asked a second time, “Simon son of John, do you love Me?” “Yes, Lord,” he answered, “You know I love You.” Jesus told him, “Shepherd My sheep.”
17 ULB Niteny taminy fanintelony izy hoe: "Simona, zanak'i Jaona, tia Ahy ve ianao?" Dia nalahelo Petera satria Jesosy nanao intelo taminy hoe: "Tia Ahy ve ianao?" Ka hoy izy taminy hoe: "Tompo, Ianao mahalala ny zavatra rehetra, fantatrao fa tia Anao aho." Hoy Jesosy taminy hoe: "Fahano ny ondriko." BSB BSB: Jesus asked a third time, “Simon son of John, do you love Me?” Peter was deeply hurt that Jesus had asked him a third time, “Do you love Me?” “Lord, You know all things,” he replied. “You know I love You.” Jesus said to him, “Feed My sheep.
18 ULB Lazaiko aminao, marina, dia marina tokoa, fony mbola tanora ianao, dia zatra nampiditra irery ny akanjonao ary nandeha tamin'izay tianao, fa rehefa niha-antitra ianao, dia haninjitra ny tananao, ary olon-kafa no hampiakanjo anao sy hitondra anao amin'izay tsy tianao aleha." BSB BSB: Truly, truly, I tell you, when you were young, you dressed yourself and walked where you wanted; but when you are old, you will stretch out your hands, and someone else will dress you and lead you where you do not want to go.” 19 ULB Ary Jesosy nilaza izany mba hahafantarana hoe amin'ny karazana fahafatesana toy ny inona no hanomezan'i Petera voninahitra an'Andriamanitra. Rehefa avy nilaza izany Izy, dia hoy Izy tamin'i Petera hoe: "Manaraha Ahy." BSB BSB: Jesus said this to indicate the kind of death by which Peter would glorify God. And after He had said this, He told him, “Follow Me.”
21 ULB Nahita azy Petera ary hoy izy avy eo tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, inona no ho ataon'io lehilahy io?" BSB BSB: When Peter saw him, he asked, “Lord, what about him?”
22 ULB Hoy Jesosy taminy hoe: "Raha tiako hitoetra izy mandra-piaviko, dia midika inona izany aminao? Manaraha Ahy." BSB BSB: Jesus answered, “If I want him to remain until I return, what is that to you? You follow Me!”
23 ULB Ka niparitaka teo amin'ireo mpirahalahy izany teny izany, fa tsy ho faty io mpianatra io. Nefa Jesosy tsy nilaza tamin'i Petera fa tsy ho faty ilay mpianatra hafa, fa hoe: "Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, dia midika inona izany aminao?" BSB BSB: Because of this, the rumor spread among the brothers that this disciple would not die. However, Jesus did not say that he would not die, but only, “If I want him to remain until I return, what is that to you?”
25 ULB Misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesosy. Raha voasoratra tsirairay avy izany, dia heveriko fa na dia izao tontolo izao aza tsy ho omby ny boky izay ho soratana. BSB BSB: There are many more things that Jesus did. If all of them were written down, I suppose that not even the world itself would have space for the books that would be written.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.