2 ULB Noho izany dia nihazakazaka izy ary nanatona an'i Simona Petera sy ilay mpianatra hafa izay tian'i Jesosy, ary hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Nalain'izy ireo tao amin'ny fasana ny Tompo, ary tsy fatatray izay nametrahan'izy ireo Azy." BSB BSB: So she came running to Simon Peter and the other disciple, the one whom Jesus loved. “They have taken the Lord out of the tomb,” she said, “and we do not know where they have put Him!”
3 ULB Avy eo nandeha nivoaka Petera sy ilay mpianatra hafa, ary nankany amin'ny fasana izy ireo. BSB BSB: Then Peter and the other disciple set out for the tomb.
4 ULB Samy niazakazaka izy ireo, ary nosongonan'ilay mpianatra hafa haingana Petera ary dia izy no tonga voalohany teny amin'ny fasana. BSB BSB: The two were running together, but the other disciple outran Peter and reached the tomb first.
5 ULB Avy eo niondrika izy, ary natazana ilay lambam-paty nipetraka teo, fa tsy mbola nitsofoka tao anatiny izy. BSB BSB: He bent down and looked in at the linen cloths lying there, but he did not go in.
6 ULB Tonga taoriany avy eo Simona Petera ary niditra tao am-pasana. Tazany nipetraka teo ilay lambam-paty BSB BSB: Simon Peter arrived just after him. He entered the tomb and saw the linen cloths lying there.
7 ULB sy ilay lamba natao teny amin'ny lohany. Tsy niara-nipetraka tamin'ilay lambam-paty anefa ilay izy fa nivalona ho azy teo amin'ny toerany. BSB BSB: The cloth that had been around Jesus’ head was rolled up, lying separate from the linen cloths.
8 ULB Avy eo ilay mpianatra iray hafa, ilay tonga voalohany teo amin'ny fasana, niditra tao anatiny koa, ary nahita sy nino izy. BSB BSB: Then the other disciple, who had reached the tomb first, also went in. And he saw and believed.
9 ULB Fa hatramin'io fotoana io izy ireo dia tsy mbola nahafantatra ny Soratra Masina ihany fa Izy dia tsy maintsy hitsangana amin'ny maty. BSB BSB: For they still did not understand from the Scripture that Jesus had to rise from the dead.
10 ULB Ka dia niverina tany an-trano indray ireo mpianantra. BSB BSB: Then the disciples returned to their homes.
11 ULB Fa Maria dia nijoro nitomany teo ivelan'ny fasana. Raha izy nitomany iny, dia niondrika tao amin'ilay fasana. BSB BSB: But Mary stood outside the tomb weeping. And as she wept, she bent down to look into the tomb,
12 ULB Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraka izy, ny iray teo an-doha, ary ny iray teo an-tongotra teo amin'ilay toerana nametrahana ny vatan'i Jesosy. BSB BSB: and she saw two angels in white sitting where the body of Jesus had lain, one at the head and the other at the feet.
13 ULB Hoy izy ireo taminy hoe: "Ravehivavy, nahoana ianao no mitomany?" Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Satria nentin'izy ireo ny Tompoko, ary tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo Azy." BSB BSB: “Woman, why are you weeping?” they asked. “Because they have taken my Lord away,” she said, “and I do not know where they have put Him.”
14 ULB Rehefa avy niteny izany izy, dia nitodika ary naita an'i Jesosy nijoro teo, fa tsy fantany anefa hoe Jesosy io. BSB BSB: When she had said this, she turned around and saw Jesus standing there. But she did not recognize that it was Jesus.
15 ULB Hoy Jesosy taminy hoe: "Ravehivavy, Nahoana ianao no mitomany? Fa iza no jerenao?" Noheveriny fa ilay mpiambina anefa Izy, ka hoy izy taminy hoe: "Tompoko, raha Ianao no naka Azy, dia lazao amiko ny nametrahanao Azy, fa ho alaiko any Izy." BSB BSB: “Woman, why are you weeping?” Jesus asked. “Whom are you seeking?” Thinking He was the gardener, she said, “Sir, if you have carried Him off, tell me where you have put Him, and I will get Him.”
16 ULB Hoy Jesosy taminy hoe: "Maria." Nitodika izy, ary niteny taminy tamin'ny teny Hebreo hoe: "Rabôny" (izay midika hoe: "Mpampianatra.") BSB BSB: Jesus said to her, “Mary.” She turned and said to Him in Hebrew, “Rabboni!” (which means “Teacher”).
18 ULB Nandeha Maria Magdalenina ary niteny ireo mpianatra hoe: "Nahita ny Tompo aho," ary ireo zavatra ireo no nolazainy taminy. BSB BSB: Mary Magdalene went and announced to the disciples, “I have seen the Lord!” And she told them what He had said to her.
19 ULB Ary hariva tamin'izay, tamin'io andro io, andro voalohan'ny herinandro, ary ireo varavarana izay nisy ireo mpianatra, dia nidy nohon'ny fatahorana ireo Jiosy, nanatona Jesosy ary nijoro teo afovoan'izy ireo ka niteny azy ireo hoe: "Fiadanana ho anareo." BSB BSB: It was the first day of the week, and that very evening, while the disciples were together with the doors locked for fear of the Jews, Jesus came and stood among them. “Peace be with you!” He said to them.
20 ULB Rehefa avy niteny izany Izy, dia nasehony azy ireo ny tanany sy ny lanivoany. Faly ireo mpianatra rehefa nahita ny Tompo. BSB BSB: After He had said this, He showed them His hands and His side. The disciples rejoiced when they saw the Lord.
21 ULB Avy eo Jesosy niteny azy ireo hoe: "Fiadanana ho anareo. Toy ny nanirahin'ny Ray Ahy, no hanirahako anareo koa." BSB BSB: Again Jesus said to them, “Peace be with you. As the Father has sent Me, so also I am sending you.”
22 ULB Rehefa avy niteny izany Jesosy, dia nitsoka ny fofon'ainy tamin'izy ireo ary niteny azy ireo hoe: "Raiso ny Fanahy Masina. BSB BSB: When He had said this, He breathed on them and said, “Receive the Holy Spirit.
23 ULB Na helok'iza na helok'iza avelanareo, dia ho voavela izy ireo; ary na an'iza na an'iza tsy avelanareo, dia tsy voavela izy ireo." BSB BSB: If you forgive anyone his sins, they are forgiven; if you withhold forgiveness from anyone, it is withheld.”
26 ULB Valo andro taty aoriana dia tao indray ireo mpianany, ary niaraka tamin'izy ireo Tomasy. Nanatona Jesosy raha nihidy ny varavarana, ary nijoro niaraka teo amin'izy ireo, ary niteny hoe: "Fiadanana ho anareo." BSB BSB: Eight days later, His disciples were once again inside with the doors locked, and Thomas was with them. Jesus came and stood among them and said, “Peace be with you.”
27 ULB Avy eo niteny an'i Tomasy izy hoe: "Manatona ety miaraka amin'ny tananao ary apetraho eto amin'ny lanivoako izany. Aza kely finoana, fa minoa." BSB BSB: Then Jesus said to Thomas, “Put your finger here and look at My hands. Reach out your hand and put it into My side. Stop doubting and believe.”
29 ULB Hoy Jesosy taminy hoe: "Satria nahita Ahy ianao, dia nino. Sambatra ireo izay tsy nahita, nefa mino." BSB BSB: Jesus said to him, “Because you have seen Me, you have believed; blessed are those who have not seen and yet have believed.”
31 ULB fa ireo dia voasoratra mba hafahanareo mino fa Jesosy no Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra, ary rehefa mino Azy ianareo, dia hahazo ny fiainana amin'ny anarany. BSB BSB: But these are written so that you may believe that Jesus is the Christ, the Son of God, and that by believing you may have life in His name.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.